Iza avy ireo ministre voadaka

1. Toumba ( 24/05/2010 19:48)
Minono hanta
Nathalie rabe
gista livreur
gal ravelomanana claude
ireo aloha no fantatra fa mbola mety misy,
NB natahalie mba avereno aky le fitaovana nagalarindry tao @ radio fahazavana an ,au moins indry mba nisy zava bita soa ihany nandritra ny maha ministre

répondu par terrysaina le 26/05/2010 02:55
2. terrysaina ( 24/05/2010 20:08)
hay ve ialahy ihany ry noue io toumba io,noheveriko ho batista anie izy io e,toneo lesy ny fo an ,ary ialahy angaha tsy hametaka afisy intsony kle
adinon'ialahy ny nametaka an'i alain andrimiseza ,akaman lisany ihany dia voatery nodakanay sady toa hoe mpametraka baomba niaraka an'i tonton
hon hon hon hon hon hon
3. xxx3 ( 24/05/2010 20:22)
ary nanjavona koa i gilbert rahajatovo ,minisitry ny kolon tsaina teo aloha ???
4. terrysaina ( 24/05/2010 20:24)
ndana koa koa tampatambazo ireo very seza ireo dia ento eny @ magro e
5. rasamy ( 24/05/2010 20:36)
Mardi, 25 Mai 2010 00:00
Si certains ont fait leur entrée au nouveau gouvernement d’autres ont dû rendre leur tablier. Ce fut le cas notamment de l’ancien ministre des Forces Armées, le général Rakotonandrasana Noël, qui a été depuis un certain temps, écarté du gouvernement, de Manorohanta Cécile Dominique (ancien ministre de l’Intérieur). Le professeur Alain Tehindrazanarivelo, vice-Premier ministre chargé de la Santé a dû aussi quitter son poste ainsi que Jean-Claude Rakotonirina du Commerce. Le ministre de la Péche et des Ressources Halieutiques, Alain Andriamiseza, a dû également quitter le navire. Ont aussi emprunté le méme chemin, le général Calixte Randrianarisoa (ministre de l’Environnement), Augustin Andriamananoro ( Télécommunications), Gilbert Raharizatovo (Culture), Nathalie Rabe (Communication) et le général Claude Ravelomanana ( Secrétaire d’Etat à la gendarmerie).

6. Mirananirina ( 25/05/2010 09:28)
Minono hanta
Nathalie rabe
gista livreur
gal ravelomanana claude
ireo aloha no fantatra fa mbola mety misy,
NB natahalie mba avereno aky le fitaovana nagalarindry tao @ radio fahazavana an ,au moins indry mba nisy zava bita soa ihany nandritra ny maha ministre
hihihi tratra zany
7. Bazilou ( 25/05/2010 17:06)
NB natahalie mba avereno aky le fitaovana nagalarindry tao @ radio fahazavana an ,au moins indry mba nisy zava bita soa ihany nandritra ny maha ministre

Nampiriminy tsara ny fitaovana fa saika notsatsahan'i ramaroson sy ny milisiny fa averiny hono fa aza matahotra e
8. NathalieRabe ( 25/05/2010 20:56)
NB natahalie mba avereno aky le fitaovana nagalarindry tao @ radio fahazavana an


Nampiriminy tsara ny fitaovana fa saika notsatsahan'i ramaroson sy ny milisiny fa averiny hono fa aza matahotra e

Ny HAT no nitazona an'iny fa tsy izaho mihitsy, ary ny fiarovako an'io Radio io ary no naharomotra an-dry zareo tao @ HAT tao,ary mbola manohy hatrany aho ny miaro ny mpiray tanindrazana amiko
9. ndotofetsy ( 25/05/2010 22:33)
za mbola tsy voadaka an

mbola minisitrin ny fihinanambola aloha

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. terrysaina ( 26/05/2010 02:55)
tena tia ny fireneny toa andry rajoelina e ,nataony sacrifice ny namany akaiky ,izany no midika fa tena mitady solution toako izy saingy ireto efa nalaohan'ny vahoaka ireto no mbola tsy mahay mipetraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524