NY TENA MPITARIKA

1. a256011 ( 23/05/2010 13:30)
Ny tena mpiatarika dia ny olona vonona ny hanolotra ny ainy noho ny fitiavana ny hafa. Izany hono no mpiandry ONDRY tsara.
Na dia teo anivon'ny basy nipoaka aza ingahy pasteur de tsy nitsoaka mihitsy, ka nahatonga azy ho voatifitra (notifirina), satria ny fitondrana ny olona teny no heveriny ho fanavotana ny FIRENENA amin'izao olana izao.
Samy nitondra olona t@ toerana mampidi-doza ihany koa na dia ny maro ao @ mpitondra ankehitriny aza, saingy ny nahasamy hafa azy dia ry zareo nalaky nitsoaka fa ny vahoaka no tena natao sorona tery aloha.
Iza marina izany no tena tia ny vahoaka?
Ny fantatro aloha hatr@ izay raha misy hetsika ohatr'reny ny mpitari-tolona (mpanao politika) tsy hiditra Cafouillage izany mihitsy fa ny ainy no avotany.

Ny tantara mbola hitohy, dia ho hitan-tsika any aoriana hoe iza no tena nanana ny marina.
répondu par pikatti le 24/05/2010 16:03
2. terrywui ( 23/05/2010 13:33)
Ny tena mpiatarika dia ny olona vonona ny hanolotra ny ainy noho ny fitiavana ny hafa. Izany hono no mpiandry ONDRY tsara.
bebe ihany letsy hoy le tsy mahay manisa ny oul maty nohoatra ny zone teny A/tsorohitra fa tsy nisy ninainaina be otran'ny serasera.org zao mihitsy a!! vao vokitika kely nareo de wouwouwouwouw...nefa zahay de nangina tsary nisy niteny !! nefa anie de 300lahy mahery no matinareo tam TGV ee! nangidy ireny saingy refa voa de manodidina alou e!!! :lol: :lol:
3. tsimendrika ( 23/05/2010 15:22)
Tena marina tokoa ny anao.

Vitsy ny mpitarika vonona hanolotra ny ainy hamonjena ny namany.

Mbola averiko eto indray fa samy nisy lavo na tamin'ny andaniny na ny ankilany, ary dia rariny isika Malagasy rehetra raha samy miondrika, indrindra manome fampiononana ho an'ny havan'ireo niharam-boina. Ny olona tsy mihavana manoloana ny fahoriana dia tena tsy haiko intsony, satria ny malagasy dia manaja ny maty, ary tsy mbola nisy sahy nandatsy ny maty izany. Fa rehefa lavo aloha dia miara-miory isika mianakavy. Tsy aleo ve aloha izay no ataontsika mianakavy.

Inoako koa fa izany no nahatonga ny fahanginana tato ho ato, satria malahelo satria nisy indray ny maty tamin'ny Alakamisy teo. Dia aoka samy hanaja izany indray aloha.
Manomboka izao dia mitohy indray ny seraserantsika, koa aoka hataontsika am-panajàna izany fanehoan-kevitra izany. Misaotra mialoha e.

Dia mirary soa indray

ILAY TSY MENDRIKA
4. locl ( 23/05/2010 15:26)
Izahy kosa aloha tsy mba nandatsa ra terry an! na ny teny ambotsirohitra, iza moa no ho faly aminy fahafatesana na dia ny rafinao izao aza no maty. Aoka hazava ny resaka, fa ny andrangahy dia tena efa fo vato hoy ny fitenenana.

5. AndriambyII ( 23/05/2010 20:40)
Lozan' izay mataho- maty naneo hevitra hanampangana ny tsy manantsiny hoy ny tenin-drazana izay , amiko , maro ireo olona manana tsiny misera eto noho ny tsy fahampian' ny fandinihana manoloana ny toe-javatra miseho eo @ firenena toy izao ka maneho hadalàna ampahibemaso ren-danitra sy ren-tany ! Je persiste et je signe !! C ' est plus une question de reputation ancestrale ni un argument de savoir vivre , c' est une survie existentielle imposée à tout les communs des mortelles !llloool , Basta !
6. milamm ( 24/05/2010 12:06)
misy daholo ny valiny atao,ary mbola hivaly @ reo fat sy ny forongony izao rehetra izao ,ny finoana no hahatanteraka izany
7. terrywui ( 24/05/2010 15:18)
bedebe ny ouln'ny tgv maty nihoatra ny zone teny A/tsorohitra fa tsy nisy ninainaina be otran'ny serasera.org zao mihitsy !! vao vokitika kely nareo defa mi-wouwouwouwouw tsisy hatoriana ,otran'ny pelaka ve letsy ...nefa zahay de nangina tsary nisy niteny anie le nasian'i dada iny e 300lahy mahery no matinareo tam TGV ! nangidy ireny saingy refa voa de manodidina alou e

8. pikatti ( 24/05/2010 16:03)
nefa zahay de nangina tsary nisy niteny anie le nasian'i dada iny e 300lahy mahery no matinareo tam TGV ! nangidy ireny saingy refa voa de manodidina alou e

tribunal d'instance , dai avy eo tribunal ordinaire izany ve leisy no lazaina fa hikarakara an'iny olona tsy mana-tsiny ireny klé, efa fialana bala io bainn a, miala bala ilay fitsarana ho ataon'ny CI rabitro, de maimaika fotsiny hamoaka fa voaheloka l8 satria hitetika ny hanao sarim-pifidianana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3839