MISY RAHA NDRAY AO AMIN' FIGN AO

1. rijadolly ( 19/05/2010 16:33)
Misy ambouteillage be vokatry ny barrage ataon' FIGN, izay tsy mbola fantatra ny antony iny amin' manodidina iny. ????????
répondu par pikatti le 19/05/2010 23:45
2. rijadolly ( 19/05/2010 16:38)
nanomboka tany amin' 17h tany hoany
3. sylvain ( 19/05/2010 17:55)
http://collectif-gtt.org/content/19052010-miantso-ny-olo-marina-hijoro-ny-fign-vid-o
4. bazylou ( 19/05/2010 18:01)
inona ko ano hozakan'izay rasila tsy ampy mangahazo le aza. tsss , saosyihany fa tsy nahazo tsinona dia mimenomenona sisa no adiny, beuuurrrk
5. locl ( 19/05/2010 18:41)
bazyl: Raha mila vola mafy ingahy dia tongava fa omeko fa aza manabara-batana hoatrin'io.
6. fijo ( 19/05/2010 18:53)
koditra ve rabazy an,hihihi hanomboka ny kilalao tianareo anie e,aiza rasarla sy lelison???
7. feticon ( 19/05/2010 19:01)
raha fetsy ny 3mouvance indrindra fa ny mouvance an'i r8 ,vita radem io tolona io ,mody hoe manif miaraka an'ny FIGN fa ny hisambotra an'i rajoelina ny fika ,manentana ny vahoaka rehetra hirohitra hiaraka @ FIGN fa occassion unique io ,izay manana alahelo @ io fitondrana io dia rahampitso ny fotoana
8. fijo ( 19/05/2010 20:34)
mino aho,fa ef avoahomana izany,fa ravalo nilaza omaly fa hody ao mada amin'ny volana juna
9. Toumba ( 19/05/2010 21:18)
efa vita kalam daholo izany a mon avis ,mety efa maro ny miaramila mpomba an'ireo FIGN ireo ,rahampitso ny fotoana ,hisy ny effet dominos
10. pikatti ( 19/05/2010 23:45)
koditra ve rabazy an,hihihi hanomboka ny kilalao tianareo anie e,aiza rasarla sy lelison???

Misa loha mafy ndray bazilotra ato klé :-D :-D :-D aza mbola kivy elah leity a, mbola feo fotsiny io henon'elahy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4238