Iza no akaikin'ny fonareo indrindra tamin'ny mbolakely?
1. niryna
(
08/05/2010 19:51)
Manao ahy indray isika rehetra o !
Iza no akaikin'ny fonareo indrindra tamin'ny mbolakely ? Tantarao hoe ny antony?
misaotra betsaka
:D

répondu par niryna le 06/06/2010 23:38
2. ikaretsaka
(
09/05/2010 03:42)
Saritra ny fandidiana
Amiko io de arakaraky ny nitaizana anao...
Raha taizan draibe sy renibe ianao de ireo no akaiky anao
Raha fotsy varavarana ny reninao na mpampijaly anao ny rainao na tsy hitanao mihitsy. Dia izay hitanao eo no akaikin'ny fonao: mampalahelo fa misy @ io mpanampy sy baby sitter sy voisins no akaiky azy.
Indraindray koa misy cas hoe tsy misy mihaino mihitsy le zaza nefa be secrets dia @ biby (saka sy alika matetika) no hanalany ny fony sy hitantarany ny manjo azy sy lasa akaiky ny fony ...indraindray aza io lasa mety ho kilalao (toy) toy ny saribakoly sns...

3. nannie
(
09/05/2010 05:29)
Ny ahy ve ? ny papanay ! satria ny mamanay tsy manome goûter ahy mihitsy fa ny papanay foana :wink:
5. niryna
(
10/05/2010 15:46)
ny namako indray mitantara fa rehefa bedy hono izy dia misitrika ao anaty akanjon'i bebe.ha,ha .Dia izy mianaka(dadany sy ny bebeny ) no rafitra miady eo
6. soanja
(
10/05/2010 16:05)
Ny ahy koa dia ny papako. Izy tena azo iresahana izay rehetra manahirana. Am mamako indraindray aho mety hahazo tsongo sofina na sintombolo kely. hihihi Na izany anefa na tsy izany dia i mamanay no mora mahazo ny tiako hambara satria izy vehivavy mitovy amiko ihany. Noho izany dia samy akaiky ahy ny RAD-ko fa ny raiko no tiako ihantahantana.
7. Samoana
(
10/05/2010 18:49)
izaho tam bola kely variana nilalao kanety sy "zoera" dia tsy azoko an-tsaina izay akaikin'ny foko. Mety ilay namako mpiara-milalao amiko angamba izany satria tsy nifanary mihintsy zahay fa niaraka lava hihi !
8. xxx
(
11/05/2010 14:31)
ikaretsaka:
Saritra ny fandidiana
Amiko io de arakaraky ny nitaizana anao...
Raha taizan draibe sy renibe ianao de ireo no akaiky anao
Raha fotsy varavarana ny reninao na mpampijaly anao ny rainao na tsy hitanao mihitsy. Dia izay hitanao eo no akaikin'ny fonao: mampalahelo fa misy @ io mpanampy sy baby sitter sy voisins no akaiky azy.
Indraindray koa misy cas hoe tsy misy mihaino mihitsy le zaza nefa be secrets dia @ biby (saka sy alika matetika) no hanalany ny fony sy hitantarany ny manjo azy sy lasa akaiky ny fony ...indraindray aza io lasa mety ho kilalao (toy) toy ny saribakoly sns...
:?: Out of subject :-)
9. niryna
(
17/05/2010 18:35)
ikaretsaka:misaotra anao
Saritra ny fandidiana
Amiko io de arakaraky ny nitaizana anao...
Raha taizan draibe sy renibe ianao de ireo no akaiky anao
trangan-javatra koa izay
Raha fotsy varavarana ny reninao na mpampijaly anao ny rainao na tsy hitanao mihitsy. Dia izay hitanao eo no akaikin'ny fonao: mampalahelo fa misy @ io mpanampy sy baby sitter sy voisins no akaiky azy.
hi,hi iny indray no mbola tsy henoko
Indraindray koa misy cas hoe tsy misy mihaino mihitsy le zaza nefa be secrets dia @ biby (saka sy alika matetika) no hanalany ny fony sy hitantarany ny manjo azy sy lasa akaiky ny fony
...indraindray aza io lasa mety ho kilalao (toy) toy ny saribakoly sns...ngaha ?
misaotra nizara
10. niryna
(
17/05/2010 18:37)
nannie:
Ny ahy ve ? ny papanay ! satria ny mamanay tsy manome goûter ahy mihitsy fa ny papanay foana :wink:
:D
ahoana tokoa ny lahikely ny mamany no akaiky azy ary ny vavikely ny dadany ?
11. niryna
(
17/05/2010 18:45)
soanja:ahoana tokoa ny vavikely akaiky ny dadany ?
Ny ahy koa dia ny papako. Izy tena azo iresahana izay rehetra manahirana.
Am mamako indraindray aho mety hahazo tsongo sofina na sintombolo kely. hihihi Na izany anefa na tsy izany dia i mamanay no mora mahazo ny tiako hambara satria izy vehivavy mitovy amiko ihany.
Noho izany dia samy akaiky ahy ny RAD-ko fa ny raiko no tiako ihantahantana.
[/quote]:D marina izany samy tiana avokoa fa misy iray akaikin'ny fo be be kokoa by iray amin'izy ireo
12. niryna
(
17/05/2010 19:07)
Samoana:misy namana niaraka nilalao sy niaraka nianatra tamin'ny tena tokoa tsy foy e.Rehefa mihalehibe ny tena dia miha mihena ilay fitiavana tamin'ny mbola kely e
izaho tam bola kely variana nilalao kanety sy "zoera" dia tsy azoko an-tsaina izay akaikin'ny foko. Mety ilay namako mpiara-milalao amiko angamba izany satria tsy nifanary mihintsy zahay fa niaraka lava hihi !
13. niryna
(
17/05/2010 19:09)
xxx:fa ahoana ? ireo ambony ireo kosa ny ohatra nomeny e
ikaretsaka:
Saritra ny fandidiana
Amiko io de arakaraky ny nitaizana anao...
Raha taizan draibe sy renibe ianao de ireo no akaiky anao
Raha fotsy varavarana ny reninao na mpampijaly anao ny rainao na tsy hitanao mihitsy. Dia izay hitanao eo no akaikin'ny fonao: mampalahelo fa misy @ io mpanampy sy baby sitter sy voisins no akaiky azy.
Indraindray koa misy cas hoe tsy misy mihaino mihitsy le zaza nefa be secrets dia @ biby (saka sy alika matetika) no hanalany ny fony sy hitantarany ny manjo azy sy lasa akaiky ny fony ...indraindray aza io lasa mety ho kilalao (toy) toy ny saribakoly sns...
:?: Out of subject :-)
14. ikaretsaka
(
17/05/2010 20:20)
:
Nisy ankizy izay mpianatra katesizy tao aminay dia isaky ny asabotsy hariva (asabotsy hariva moa ny katesizy fa tsy sekoly alahady) dia tsikaritray fa mangana ny masony sy misy mivonto foana @ tenany, dia nanontanianay fa tsy mety niteny mihitsy hoe inona ny olana
Dia voamarikay fa somarty mitokatokana sy miteny rery @ alikany sy ny kilalaony ilay zaza. dia no truquer-nhay ny kilalaony 1 dia nasianay micro t@ nanao "la retraite".... dia tena t@ ilay peluche le kalakely no mitantara ny olana sedrainy isan'andro sy manala ny fony, hoe mamolava ny dadany dia mamono azy dia bokan-trosa ry zareo dia miasa manenjika asa 3 ny reniny dia miasa foana tsy miraharaha azy mihitsy...
Indraindray koa misy cas hoe tsy misy mihaino mihitsy le zaza nefa be secrets dia @ biby (saka sy alika matetika) no hanalany ny fony sy hitantarany ny manjo azy sy lasa akaiky ny fony
hi,hi iny indray no mbola tsy henoko
...indraindray aza io lasa mety ho kilalao (toy) toy ny saribakoly sns.
Nisy ankizy izay mpianatra katesizy tao aminay dia isaky ny asabotsy hariva (asabotsy hariva moa ny katesizy fa tsy sekoly alahady) dia tsikaritray fa mangana ny masony sy misy mivonto foana @ tenany, dia nanontanianay fa tsy mety niteny mihitsy hoe inona ny olana
Dia voamarikay fa somarty mitokatokana sy miteny rery @ alikany sy ny kilalaony ilay zaza. dia no truquer-nhay ny kilalaony 1 dia nasianay micro t@ nanao "la retraite".... dia tena t@ ilay peluche le kalakely no mitantara ny olana sedrainy isan'andro sy manala ny fony, hoe mamolava ny dadany dia mamono azy dia bokan-trosa ry zareo dia miasa manenjika asa 3 ny reniny dia miasa foana tsy miraharaha azy mihitsy...
15. mmmhh
(
18/05/2010 07:50)
Ny ahy izao aloha ny Reniko no akaiky ahy hatram mbolakely ka hatram'izao,
fa reefa misy zavatra angatahana de any @ Papanay no mangataka sy mihantahanta,

16. niryna
(
28/05/2010 02:15)
Dia izay mahatsipitsipy izany no mety ho tiana .Na izay tsy manabedy ihany koa
17. ikaretsaka
(
28/05/2010 14:46)
tsy voatery hoe izay mahatsipitsipy sy tsy manabedy ka.. fa izay eo @ fotoana ilavanao azy rehefainjay fa tsisy ho atonina iny intsony ianao.
18. mmmhh
(
31/05/2010 13:36)
ika:
tsy voatery hoe izay mahatsipitsipy sy tsy manabedy ka.. fa izay eo @ fotoana ilavanao azy rehefainjay fa tsisy ho atonina iny intsony ianao.
tena marina mintsy zany ika a, ny ahy zao ny Dadanay no mahatolotolotra fa ny reniko ihany no tena akaiky ahy,
19. niryna
(
06/06/2010 23:38)
ika:
tsy voatery hoe izay mahatsipitsipy sy tsy manabedy ka.. fa izay eo @ fotoana ilavanao azy rehefainjay fa tsisy ho atonina iny intsony ianao.
tena marina mintsy zany ika a, ny ahy zao ny Dadanay no mahatolotolotra fa ny reniko ihany no tena akaiky ahy,
mety ho izay tokoa angaha ka
mahita ilay tantaran'i Michael Jackson maty aho dia ny reniny no nomeny vola be dia be efa amina millions maromaro,ny rainy tsy nomeny na $ 1 ary toy izany koa ireo iray tam-po aminy
Dia mba lasa ny saiko hoe ,mety ho nasiaka taminy ny rainy ary izay no nahatonga azy tamin'io toerana ambony io kanefa toa tsy tiany ilay rainy fa nasiaka,na mety misy zavatra tsy tiany nataon'ny rainy azy ary dia noentiny mandra-maty izany
asa lahy fa toa tsy ahasahy izany ny tena na iza no nitaiza na iza no tsy nitaiza ahy ka