SOS

1. AndriambyII ( 02/05/2010 23:22)
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!
répondu par bobone le 09/06/2010 06:26
2. ni81 ( 03/05/2010 08:24)
Fa maninona no tsy entina any @ hopitaly?
3. diamondra27 ( 03/05/2010 12:46)
ka sao de misy namana mipetraka akaiky any akia hiara-hibata le marary ho any am hopital ngamba a.
4. sakaizakely ( 03/05/2010 13:08)
ssss ary ny pompiers atao inn ? tsy ho faty ny marary raha hiandry vasoka ny mpisera vao hamonjy doko ? antsovy ny 17 ry ann a
5. ni81 ( 03/05/2010 14:41)
ssss ary ny pompiers atao inn ? tsy ho faty ny marary raha hiandry vasoka ny mpisera vao hamonjy doko ? antsovy ny 17 ry ann a
izay mihitsy
ka sao de misy namana mipetraka akaiky any akia hiara-hibata le marary ho any am hopital ngamba a.
ka ny mpisera ve no andrasana ry diams? Efa hatr@ oviana izy no nametraka antso teto; dia avy eo nametraka isaky ny dinika rehetra fa tsy nisy nanoina
6. diamondra27 ( 04/05/2010 13:15)
:-D :-D :-D

sakaizakely: pin pon pin pon,kay njy mbola ato an
ni: ka le mpisera tsisy mikozy mintsy ato ko.

tsy efa maty v zay le olona e. Miandry ny tsy misy eo,

tokony mba mahay mahay manavaka kely ny realite sy ny virtuel fa dia ahitana loza eo ty miantehitra am virtuel ty.
Tahaka ireny olona mijery film ireny tsy hainy tsony ny manavaka azy.
olona voan'ny avc ve de tsy hiantsona dr na entina any am hopital fa we vonjeo ry mpiserasera.
7. xxx ( 04/05/2010 13:55)
Mety misy olana hafa, mety ohatra olona tsy manana sécu dia tsy sahy miantso pompier satria hoentiny any @ hopitaly avy eo dia asainy mandoa vola... ohatra izany ny ahy fa tsy haiko izay tena antony mazava
8. diamondra27 ( 04/05/2010 14:16)
na manana secu na tsia , de ny dr aty tsy maintsy mitsabo marary foana, fa azo toriana raha tsy manao ny asany izy koa.

sa efa nisy lalana vaovao fa taraiky za?
9. xxx ( 04/05/2010 14:21)
diamondra27:

na manana secu na tsia , de ny dr aty tsy maintsy mitsabo marary foana, fa azo toriana raha tsy manao ny asany izy koa.

sa efa nisy lalana vaovao fa taraiky za?


Fa ilay olona mety tsy mahalala an'izany dia matahotra mankany @ Dr

Ny mitsabo ie , manao izy fa fa avy eo mitady olona handoa an'ilay vola foana ny fanjakana fa aza hadino
10. diamondra27 ( 04/05/2010 14:27)
fa tsy le marary ve aloha no olana eto e.

de matimaty aty an-tanin'olona aty zany raha tsy manan secu zany koa.
de aona tokoa ny atao ra zany?

Ny fahazoako azy dia lasa perte ho an le hopital le izy , efa misy kaonty ny zany nge e.
11. bobone ( 09/06/2010 06:26)
sao kosa ary ilay vola itondrana azy no olana e! na dia te ho any @ hôpital kosa aza izy tsy afaka manohatra noho ny tsy fisiana !!! sarobidy ny aina !!! ny conseil -ko aminao manantona DR dia lazao azy ny olanao fa tsy hamela anao irery izy ! adidy ny hitsabo ary tsy maintsy hataony izany ! courage hatrany manoloana olana ! courage; dia mivavaha mafy !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1779