tena hidoboka @ zay
1. sylvain
(
29/04/2010 23:47)
aleo hanao ny lohakeliny eo ihany radomelina isany fa efa miandry fotsiny ny kanota b hamaky ny lohany
29/04/2010 : L’UE désapprouve la feuille de route de la France
En marge de Pretoria, une réunion des ministres des affaires étrangères Européens s'est tenu au Luxembourg du 27 au 29 avril 2010, le dossier Madagascar est passé aujourd'hui dans l'après midi, la mouvance Madagasikara a été représentée par la Sénatrice Naika Eliane.
La feuille de route proposée par la France a été évoquée pendant la réunion, qui a provoqué une vague de désapprobation des participants, pour eux seule une solution consensuelle et inclusive à 4 peut sortir Madagascar de cette crise, ils attendent donc le résultat de la rencontre de Pretoria sous peine d'application des sanctions individuelles, gels des subvention (sauf humanitaire) et application de l'accord de Cotonou ( un auteur de coup d'Etat ne peut se présenter aux élections).
C'est Jeremy Lester qui s'occupe du Dossier Madagascar au sein de l'Union Européenne.

répondu par milamm le 02/05/2010 19:29
2. diloo
(
30/04/2010 00:06)
Bravo Sylvain mikasika io vaoavao mavesadanja io.
Voalaza teo :
L’UE désapprouve la feuille de route de la France
Miandry ny réaction'ny vozongo izany.L'image de la France est quand méme ternie, quoiqu'il en soit.
Voalaza teo :
application de l'accord de Cotonou ( un auteur de coup d'Etat ne peut se présenter aux élections).
Je m'en fous de cotonou: je veux et appelez-moi président ra-joe le dalton=))
Quel plan B ratsirahonana va-t-il cogiter pour défier la CI et l'UE?
Le pantin orange attend la lumière noire de son génie lozitra de ratasirahonahona sambo milentika mpihinana viagra ty! :wink:

3. pikatti
(
30/04/2010 00:08)
Ary saika hitsoaka sahady rabitro klé, tsisy fiaka fa sao voadakan'ny UE sady lay protocol d'accord nataon'ny Frantsa nofiran'ny UE
4. pikatti
(
30/04/2010 00:16)
Tsisy mila le protocole frantsay daholo ny ankoalafy 3 , zavatra efa notsipahin'ny UE koa io , mbola nisisika ihany anefa i Joyandet fa tsy nisy nadray , :-D :-D :-D tadidido fa tsy any France na Dom Tom ianao ry Joyandet e,
5. diloo
(
30/04/2010 00:21)
sady lay protocol d'accord nataon'ny Frantsa nofiran'ny UE
=))=))=))
Tena tsisy mpanao combien firy ranenimalalam-bitro kle.Tena waina be noho ilay bitro sosonify ihany io.Kii baraka be kle :-P :-D :wink:
7. pikatti
(
30/04/2010 00:42)
Okay ry diloo
Nivarotra saka be loha la Frantsa ty fa ralavasanga ihany no voajoniny tao :-D :-D :-D
Nivarotra saka be loha la Frantsa ty fa ralavasanga ihany no voajoniny tao :-D :-D :-D
8. diloo
(
30/04/2010 06:44)
Salama
Nivarotra saka be loha la Frantsa ty fa ralavasanga ihany no voajoniny tao=))=))=))
9. rasokatra
(
30/04/2010 07:27)
Zany ve??? Oka rangah fa matahotra zahay e!!!! az totona zany oa lohanay e! Maninona moa rah dadanareo asaina miverina eto manotoloha azy e!!! Miandry azy mafy ny vahoaka malagasy victime tam 07 fev reny e! tsy hanoto loha azy a!!!!! :-D
10. diloo
(
30/04/2010 07:51)
victime tam 07 fev reny e! tsy hanoto loha azy a!!!!!izany ve, efa sirika anie fa ny FATY ihany no nanao iny film mampalahelo iny e, nafahana hanendrikendrena an'i Ra8, sy nanaovana ilay putch.Tsy misy azon'ny FAT ho ambakaina eto.Nahoana no sakanana ny Transparency international, experts balistiques hanao ny enquétes: matahotra ny HAT sao sirika ilay sinema manome ny fahamarinana.Inona no anton'ny nanafenan'ny capsat ireo razana voatiftra ny bala famas ireo?
Mitaky ny fanaovana enquétes internationales ny malagasy.Tsapa fa lakolosy tokana no mots d'ordre alefanareo FAT pour paraitre faire bonne figure.
D'ailleurs, iza no tsy mahatsapa fa mpanao films amateurs retour à l'envoyeur foana ianareo: film lelyson pour tenter de dissuader le sans échine élasticot de ne pas se déplacer à Prétoria.Ntsss Resake fotsiny klebary an!San e!
Mihevitra ny vahoaka ho doma mihintsy ianao an?
Tairo ny dinika fa miambina anao izahay.Indrindra fa izaho. :-P :-D :wink: Tsy aky fezaka e!Mbola andresy ny fahamarinana fa tsy tain fotsiny ingahy. :wink:
11. Noue
(
30/04/2010 07:52)
victime t@ 7 fév ireny ??? avy t@ iza ary iza no nahatonga an'ireny aloha, alohan'ny hilazana zavatra dia mila mijery ny fahamarinana eeee
12. milamm
(
30/04/2010 09:33)
nanomboka t@ UA,miakatra UE,ny afera 07/02/09 havoakany amnesty international ary ny peace council UN no hamarana azy tsy ho ela...efa mihena otrany fen'antitra andro aman'alina ny allied-i lavanify nahazo fahavalo hafa toa an'i camille,roindefo ho lasa mpiakama.Efa nolazaiko hatrany amboalohany io fa i Atoa Ravalomanana sy frantsa(soloiny lavanify tena olona voampanga ho meloka @ raharaha maloto 2009-2010) sisa no hanao lalao famaranana alohany hirosoana @ fifidianana
13. Samijao
(
30/04/2010 11:57)
Ka zany sanction individuelle zany ve tsy efa natao teo e! Ny mahagaga dia ry zareo nanao interdiction d'entrer dans leurs pays respectif ndray ty no mbola nangataka ny hivoahan'ny ol lazaina fa voasazy ho any aminy. Mba sanction hafa kely o!
14. diloo
(
30/04/2010 12:48)
Samijao: io anarana ps io, ny hevitra azo tsoahina dia manome: samy jaona.Azo lazaina hoe samy jaonjaona, na koa samy mamomamo
Koa ilay teny "samy" eto dia ry zareo fianakam's no tian'i jao marihina.
Izany hoe, zatra misotro domelina ry zalahy ireo, any ka lasa hors sujet ny valin'ny dinika.
Jereo kosa anie:
Ny dinika eto dia mikasika ny 07-02-09.
Ny valinten'i jaonjaona kosa dia milaza ny mikasika ny sanctions.
Raha resaka sanctions io ,dia tokony hanokatra ny famerenana io dinika io raha tsy ampy azy ny fifanakalozana efa natao etsy ambany.
Koa kopy daholo ny eto fa katrikatry i samijao mpisotro domelina miaraka amin'i radomelim-mpingotra.=)) :-P :wink:

15. diloo
(
30/04/2010 13:07)
Ny mikasika ny 07-02-09, inona marina ohatra ny rôle an'i Cécile Manorohanta?
Ministra ny atitany izy t@'io fotoana io.Izy no tonian'ny securité sy ny zone rouge.Maninona no tsy nanao balisage depuis analakely mba tsy afahan'ny mpanohana ny pro-orange miakatra eny antaninarenina?
Au lieu de cela, dia nomeny ireo mpitifitra mpitondra famas teo amin'ny hotel colbert ireo sous marins pour achever le plan établi.Tirer dans le tas et dire au vahoaka fa i Ra8 no nitifitra.Ny personne clé an'io tantara mampahonena iny, dia Cécile no anisany, nanome ny faille mikasika ny zone rouge.Hita fa manao double jeux izy.
Dia iny hitantsika rehetra iny fa nahazo valisoa t@'i rasarkosy izy nomena légion d'honneur, fa nety tsara ny tetika natao tao @'ny ambassade de france.Dia iny nanao "V" de victoire iny i andry TGV nivoaka ny masoivo,fa nety ilay fika.
Matahotra ny marina ry zareo, dia tsy masaky hanaovana ny enquétes internationales. :evil:

17. AndriambyII
(
30/04/2010 20:18)
Reveo ao izay mety fa tsy kilalao akory ny fiainana ry zareo an ! izay mpamono na mpampamono dia tadidio fa tsy maintsy hovoavono ihany koa , c' est la nature humaine !! Politocard izay tsy mahatakatra izany hevitra izany principe izany !! :-D :-D
18. diloo
(
30/04/2010 23:48)
tadidio fa tsy maintsy hovoavono ihany koa
Hevitra mitombona io:
Raha ny vono olona nataon'i andry, baiko nankatoavin'ny miaramila HAT emmoreg tamin'ny 28 avrily 2010 teo ho tifirina sans sommation et sur la tempe an'ilay mpianatra voalohany izay lavon'ny balam-pat, ary ilay mpianatra faharoa décédé par suite de sa blessure, dia tsy mahagaga raha mety misy hamono azy, ireo vahoaka ao Diégo.Mety misy koa, miaramila tsy mankasitraka izao vono olona izao no hamarana ny ainy.
Jereo anie e, na i vital kamaoly aza mifemaka, @'ny maha 1er ministre HAT azy, dia par solidarité ny vahoaka ao Diégo, dia tezitra ny vahoaka Toliary izay mi- menacé ny fianakaviany, dia nalefany sesitany ao Antananarivo.
la HAT est entrain de mordre leurs queues. :wink:
19. ndotofetsy
(
01/05/2010 22:54)
rehefa maty ny gasy vao tonga saina hoe manipulation fotsiny no nahazo azy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. milamm
(
02/05/2010 19:29)
gasy otrany lylison sy sarla,organes ary alain ...no tokony ho tratranzany ho tonga saina hoe manipuler frantsay fotsn =)) =)) =))