hehehehe za efa nikozy

1. bazylou ( 28/04/2010 17:25)

Za efa nampitandrina fa ianareo no nisiska ka dia raiso ny valin kafatra ary e.
Vita le8.
Miala any ny gvt vaovao.

Tsy ampy amidin ny frantsay sy ny tgv wa ianareo mianakavy
Mazava be ny baolina izao

Merci TGV
répondu par pikatti le 28/04/2010 23:44
2. pink ( 28/04/2010 20:43)
matoa toy izao ny fandehany tantara dia midika izany fa mbola manana ny toerany eo @ sehatra iraisampirenena ny zavatra nataonareo any Ra8.

raha ny hevitry bazylou anie dia efa ela no tokony ho tafavoka tgv.

izao ka teraka daholo ny tsy momba ny anareo rehetra.
3. pikatti ( 28/04/2010 23:44)
Za efa nampitandrina fa ianareo no nisiska ka dia raiso ny valin kafatra ary e.
Vita le8.

Iza no niverin-dalàna ? i Rajoelina sy ny HAT no voatery nisiska fa tsy tafany irery ny transition , izany hoe voatery izy izany hifampiraharaha @ ankolafy farany , koa inona izany fa tsy niverina Maputo sy Addis Abeba ny an'ialahy
Miha-manomboka tonga saina lery fa tsy vitan'ny hoe te ho prez de mandeha ho azy izy ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387