Mifankatiava fa aza miady
1. pikatti
(
28/04/2010 05:48)
Tsisy mandresy tsisy resy , izay no andrasana avy @ ireo delegasionina samihafa
Tsy misy ny hijanona mandrakizay eo ,fa ny tombontsoam-pirenena no dinihina sy jerena
Tsy misy ny hijanona mandrakizay eo ,fa ny tombontsoam-pirenena no dinihina sy jerena
répondu par milamm le 30/04/2010 09:04
2. NirydeSobika
(
28/04/2010 06:24)
Le TSZ3R, ce ne serait pas uniquement Tout Sauf Zafy, Ratsiraka, Ravalomanana, Rajoelina. Ce serait aussi et surtout Tout Sauf le Zafisme, le Ratsirakisme, le Ravalomananisme et le Rajoelinisme... TRIBUNE
C'est aussi mon opinion,point barre
C'est aussi mon opinion,point barre
Tsisy mandresy tsisy resyna koa samy resy daholo less rapika mety aby, misy betsaka ny miomana ao fa tsy avelan-dry zalahy ireto ahazo bahana mantsy izay no ilazako aleo miala any daholo
3. diloo
(
28/04/2010 07:06)
Tsisy mandresy tsisy resy , izay no andrasana avy @ ireo delegasionina samihafa
Eny koa hoy aho ry Pikatti.Tsy ilaina sy tokony avalona @'izay ity ady natokan'ny FAT hamonoana ny vahoaka ataon'i charlot, lelysaona sy ramrosokina avec la bénédiction d'odon et son satanier de l'ambassade de france.
Rehefa manao ny reconciliation nationale ny mpanao politika, dia miombona daholo ny vahoaka malagasy tia miray hina sy ny fianakam's tia ny fikorotam-pirenena.
Dia ho hita eo izay mitsinjo ny intérét de la nation sa ny unilatéralisme à la fat. :wink:
4. milamm
(
28/04/2010 08:32)
izay tokoa rapika no izy raha hanaiky anzany reo tia tena rehetra ireo,asa raha mba ho hain'izy reo ny mifamela,mifandefitra,ary mifampatoky fanalahidiny fiaraha-miasa ,ny olana manko de ny renikely frantsa izay manao ny saimpantany mamporisika zaza tsy ampy taona toa an'i lavanify hanaonao foana.Efa fantatra ny tiany frantsa hataony satria tsy afaka hihemotra intsony izy,raha hametrapialana dia tsy ho ela velona satria mitana tsiambaratelo goavana iraisampirenena izy .Hanao amboletra de hiafara otrany ratsy iraka any frantsa na hitelina tsaramaso vy otrany daddis,Zafy ,ratsy iraka ,Atoa Ravalomanana dia samy afaka mifampiraharaha ihany,ny iafarany izany dia iriana ny hilatsaka ny satroka manga(security council UN),aorinany verdict-ny amnesty hanelanelana ny fizotrany fikarakarana fifidianana,mba ampihatoana ty fanagadragadrana fahatany sy tifitra andalambe sy fampihorohoroana ny fiarahamonina ty
5. esserra
(
28/04/2010 11:21)
Aiza no tsy hanao sonia eo e,zany fa hoe ny renin'ialahy no manosika an'ialahy ao dia hiareto ao aloha raha tsy izany ialahy tsy tohanan'ny Frantsay @ iny volana ambony rehefa hamoaka ilay sazy na tsia ny UE,sady miandry an'io feuille de route koa ny miaramila raha tsy izany dia rava daholo lisany mianakavy ao
Ireny vava be teny Ivato ireny cinéma daholo :
-Plan B e , resak'hehy
-Protocole d'accord e nefa tsy maintsy negosy ihany hoy ny Frantsay sy ny Afrika atsimo
-Tsy mila Afrikana e,nefa mandeha jet sao tsy mendrika, sady mandany vola no bezesta tsy aminapà
(...)

6. diloo
(
28/04/2010 12:35)
Misy blem fa misy panique boursière ny eto europa.Tsy aleo ve ny renimalalan'i bitro tsy andany vola amin'ity putchiste ity,dia mikarakara ny toe-karena ny frantsa ihany aloha.
Izao koa i rasarikosy lasa an'y Chine nanao reconciliation fa kikina ny vozongo.
Raha te anao réconciliation amin'ny vahoaka malagasy koa, dia tokony tsy hitsabaka ny raharaha anatiny ny malagasy koa ny fransafrika.Kozy e!
Raha mitoy io fitsabahana io, dia manjary ireo vahiny frantsay miserana eto amintsika no mety voan'ny victimisation collatérale tsy fidiny. :wink:

7. diloo
(
28/04/2010 12:42)
Ny fanirian'ny malagasy izao dia ny fiverenan'ny fifankatiavana sy ny firaisankina netim-paharazana, fa tsy voaozon'ny frantsay ho zarazaraina ho anjakany lava izao.Sanagaly e!
Iza koa no hanaiky basim-bazaha toa an'i baziboule de pétanque zatra mitsentitra sy migoka ny menam-bazaha.Ntsss .Tena beuuurrrrrrrrrk be lery!San e!:evil:
VireTGV
Iza koa no hanaiky basim-bazaha toa an'i baziboule de pétanque zatra mitsentitra sy migoka ny menam-bazaha.Ntsss .Tena beuuurrrrrrrrrk be lery!San e!:evil:
VireTGV
8. pikatti
(
28/04/2010 14:19)
Misy blem fa misy panique boursière ny eto europa
Izao koa i rasarikosy lasa an'y Chine nanao reconciliation fa kikina ny vozongo.
Raha ny contextes misy an'i la Frantsa @ izao aloha dia tsy te hampitombo olana intsony ry zalahy , izay ihany no nahatonga azy nanapotsitra an'i Rajoelina
Izany hoe io izany ilay ala-nenina farany , tsy maintsy ho foana io HAT io
9. pikatti
(
28/04/2010 14:20)
Iza koa no hanaiky basim-bazaha toa an'i baziboule de pétanque zatra mitsentitra sy migoka ny menam-bazaha.Ntsss .Tena beuuurrrrrrrrrk be lery!San e!
:twisted:
:-D :-D :-D voahendy rabazilozitra zany klé
10. fijo
(
28/04/2010 19:44)
ny hevitro indray ry niry dia hoe "avelao hilatsaka daholo,dia atao tsara ny fanarahamaso ny fifidianana,dia izay lanin'ny vahoaka eo no avelao tohanann'y rehetra.
amin'izay tsy misy hafaka hilaza hoe,ka izahay tsy navela hilatsaka,de andea hanao fanonganana vaovao indray.
fa raha toa ka navela daholo nefa tsy lany,dia MANGINA
amin'izay tsy misy hafaka hilaza hoe,ka izahay tsy navela hilatsaka,de andea hanao fanonganana vaovao indray.
fa raha toa ka navela daholo nefa tsy lany,dia MANGINA
11. ndotofetsy
(
28/04/2010 21:21)
miadiva rangaha nareo fa avereno ny volanay an lasa mamerimbola otsan ny koaitsa be etsy tsaralalana eo naleo
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. diloo
(
28/04/2010 23:11)
Mifankatiava fa aza miady
Ahoana moa no hifankatia?
Izao ve dia mba rariny!:
Pendant qu'Andry Rajoelina défend ses intéréts et ceux de ses sbires de la HAT à Pretoria, le MASSACRE continue à Madagascar, plus particulièrement à Diego. A cette heure, nous comptons 1 mort et 6 blessés très graves, tous des étudiants victimes de la répression sanglante de la HAT.
- 10h00 - Un étudiant victime de tabassages des forces de répression de l'EMMOREG de la HAT est décédé ce matin à l'hopital de Diego. Cet étudiant faisait partie de ceux qui réclamaient simplement le versement de leurs bourses et équipements détournés par les autorités de faits.
FATINALIKA tsy manjary.
:evil:
13. pikatti
(
28/04/2010 23:35)
Slt elah diloo
Ny vahoaka ampiadiana io kôziko mifankatiava io, fa raha ny @ FATY aleo ny fitsarana no handray ny adidiny,ary mino aho fa tsy afa-bela ireny karazam-PHATY namono ny Malagasy tsy manatsiny ireny
Ny vahoaka ampiadiana io kôziko mifankatiava io, fa raha ny @ FATY aleo ny fitsarana no handray ny adidiny,ary mino aho fa tsy afa-bela ireny karazam-PHATY namono ny Malagasy tsy manatsiny ireny
14. diloo
(
29/04/2010 00:16)
Salama pikatti,
Tsy manampotoana hiady izany ny vahoaka.Ny hanina sy ny fitadiavan'asa no sahanina.Eny naha ireo madinika mpanohana teny @13 mai aza tafiditra ao anatin'ny fijaliana ankehintriny noho ireo fatinalika mpamono sy mpampijaly ireo.
Tena sauvages ireto FAT ireto. :evil:
Ny vahoaka ampiadiana io kôziko mifankatiava io
Tsy manampotoana hiady izany ny vahoaka.Ny hanina sy ny fitadiavan'asa no sahanina.Eny naha ireo madinika mpanohana teny @13 mai aza tafiditra ao anatin'ny fijaliana ankehintriny noho ireo fatinalika mpamono sy mpampijaly ireo.
Tena sauvages ireto FAT ireto. :evil:
15. pikatti
(
29/04/2010 12:14)
Tsy manampotoana hiady izany ny vahoaka.Ny hanina sy ny fitadiavan'asa no sahanina.
Ekena ,saingy misy foana vanim-potona izay mety hampiakatra sy hampitroatra ny alahelon'ny tsirairay ary hanararaotan'ireto mpanao polifika ny tsy hahatafavoaka @ ty krizy ty satria izao no fanararaotany , tsy te ho very seza zany no tiako lazaina
Ohatra t@ ireny fotoana nanaterana vonikazo ny fasan'ny mahery fo ireny dia velona tokoa ny kombaka, soa ihany fa samy nandray ny andraikiny avy , (tsisy sahy niseho mivantana manohana an'iny aloha ny FAT) nefa kosa raha hitady vahaolana ara-politika i Rabitro dia nanao cinéma daholo ry zalahy matahotra very seza
16. pikatti
(
30/04/2010 00:29)
Les habitants d’Antsiranana affirment ne pas vouloir en rester là, mais ont pris quelques jours de deuil en respect de leur confrère. Deux familles originaires des hauts-plateaux ont déjà quitté la ville ce jour pour rejoindre la capitale. En tout cas, le scénario est assez familier, comme le cas de l’Éthiopie ou la Mozambique qui ont dû payé leur liberté par d’énormes sacrifices.
Eto no ahiako hitarika ady @ samy Malagasy raha misy mpanao polifika manao récupération hafahafa ,indrindra fa ialy baiko zarazarao hanjakana iny, ahodiny indray mantsy io adalana nataon'ny FAT io mantsy mba tsy hamelezana ny HAT :roll: :roll:

17. milamm
(
30/04/2010 09:04)
slt rapika , le ady samy Malagasy araky ny hevitro dia tsy ho raikitra fa ady @ reto mpampihorohoro ohatrany t@ ratsy iraka ,i coutity sns tany avaratra angamba(ny rombo tsy maintsy hisy alohany ijoroany rep4 hamongorana azy ireo nefa izany dia mijanona ho anjarany tafika sy ny foloalindahy(garantie de la paix et la souverainete nationale,refa tsy vitany de ny sadc sy ampahany UN peace corps no hiditra).Efa ela ny resaka ambony latabatra no nilaozany toetr'andro satria tsy olony fahendrena ireto fat reto ka ho avy ny bokona hafa hananatra azy