Namana mpanoro-voana

1. niryna ( 25/04/2010 05:15)
Efa mba nanana namana nanoro-vohana ve nareo na tamin'ny mbola kely ity na efa izao lehibe izao?
Ohatra hoe taritiny hingitrika ny tena dia kanefa avy ero ry zareo lasa ihany dia tratra daholo dia miakatra discipline avy eo .
répondu par niryna le 04/05/2010 19:31
2. Ratoa ( 25/04/2010 23:53)
Ny ahy indray tsy manoro vohana fa ataoko hoe manao tsinotsinona. Namako efa ela be izy io. Be sitrapo ary matetitka mihindra-mbola aty amiko. mamerina foana kosa aloha izy é!
Indray anefa izaho no mba tsy nana-mbola. Saika nihidrana 25 000FMG taminy aho, tsy misy hoy izy ; tena malahelo aho hoy izy.
Telo andro taty aroriana, "sao mba afaka mampindrana ahy 3000 000 FMG ianao", :roll: :roll: :roll: hoy izy. Zendana aho. "Tena very tadidy tokoa ve ianao sa ahoana? " hoy aho. Telo aorian'ilay tsy fananako ve aho dia hanana 3000 000 vetivety eo?
3. mmmhh ( 26/04/2010 12:29)
niryna > raha io ohatra io raisinao io kosa anie ry niryna, sitra-po e, hifanarahana ilay izy, hoe higintrika,

Ny ahy indray ny nahazo ahy t@ mbola kely, tsy dia manoro vohana loatra fa, ilay mamitaka, nefa mety nanoro vohana ihany :cry:
Nilalao \"cache-cache kapoaka\" zahay t@ zay, dia midadasika be ny toerana filalaovana, dia zah aloha no boka t@ izay dia anjarako no nitady, reefa hita daholo dia mba isan\'ilay niafina indray zah dia mba niaraka niafina t@ namako,
dia ry zareo no nitarika, we \" andao aty isika no hiafina fa misy fiafenana tsy mora tratra aty\"
dia lasa ... somary ohatran\'ny fefin\'olona simba izay ilay izy, dia zah no nasain-dry zareo niditra aloha, mandrisika be daholo ry zareo, dia niditra zah, izay hiafenana haingana no tao anaty loha kou,
fa vao tafiditra zah fa alika ngeza be no nitsena an\'ah, nanaikitra an\'ah, ry zareo vaky nilefa be daholo, fa tena voakaikitra be zah t@ zay,
ary nitarika aretina be tamiko ilay izy, tsy hadinoko mandrak\'androany, sady alika \"mampiahiahy\" no filazan\'ilay dokotera an\'ilay alika nanaikitra an\'ah, reefa avy nojerena sy natao analyse ilay alika,
dia tsy maintsy nitsindrona anti-rabbique zah,
4. soanja ( 27/04/2010 03:37)
mmmhh:

Mampalahelo dia mampalahelo tokoa zany nanjo anao izany. Izay moa ilay hoe mila fantarina ny namana ary mila maka toky tsara fa tsy namana hamitaka na dia samy mbola kely aza. Io matetika ny ray aman-dreny no mila mijery sy mi-observe an'io hoe ahoana ireto zaza miara milalao amin'ny zanako ireto. Dia izy no maka decision hoe io tokoa no namana azo atokisana. Zany hoe ny RAD tena isany miasa mafy miara manorina ilay finamanana ho an-janany.

Ny ahy indray dia namako tsy nanoro vohona akory fa namana fetsy ratsy. T2 tsara izahay tamin'izay dia manao kajy asa marika, ka asa na voadinik'ilay namako teo akaikiko fa mahamarina foana aho angambany nefa izy tadidiko fa mahazo kapoka foana. Tsy izany mantsy tao ampianaranay dia misy ilay fampianarana hoe kajy ankandrina ka ohatra 5+ 6 isa roa telo miakatra ny solaitra haingana, dia mampiakatra solaitra daholo ny ankizy ka izay mandiso dia mahazo tsotsoko na atambatra ny rantsan-tanana eo anoloana dia iny no kapohan'ny madamanay amin'ny fitsipika vy. Maharary be mihitsy io fa tena mivonto ny tanana raha mahazo matetika ary tsy mahatafasoratra mihitsy iny tanana iny. Dia hoy ilay sipakely namako teo hoe "ndeha isika sy indry hilalao, hifanakalo solaitra raha vao vita ny kajy dia izay mahatafatsangana solaitra voalohany." " Eny ary" hoy aho. Vao nanonona asa marika i madama dia maika ery aho nanao ny valiny ny ahy dia nomeko azy dia ny azy nomeny ahy somary taratara ka raha vao niteny madama hoe ampiakaro solaitra dia nampiakatra ny azy aho kay ilay izy diso dia nahazo tsotsoko aho tamin'izay. Izy anefa nihomehy be mihitsy sady faly. Hatramin'izay dia nampatsiahy ny tenako aho fa tsy ho vaombaka intsony raha mbola misaina ihany ka mampiasa ilay atidohakeliko. Tsy nety nipetraka teo akaikiny intsony aho tafaran'iny ary noteneniko tamin'i mamako ny nanjo ahy. I madamanay aza gaga hoe fa nahoana no nandiso tamin'iny ka nahazo kapoka dia nolazaiko taminy koa ny nanjo ahy. Bedy moa izy tamin'izay ary hitako amin'izay taty afara fa mandiso foana izy. Ni-doubla moa izy tamin'izay dia nalahelo azy indray aho, fa akory atao fa dia niana-desona tamin'iny hoe tsy azo atao ny mahatoky olombelona 100% na dia mbola kely aza ny tena tamin'izay.
5. Samoana ( 27/04/2010 15:19)
m3h2/ mba sangy mihoatry ny loha kosa izany. Asiako croix tsy resahiko mandrakizay raha izaho.
Mitovitovy ihany ny tantarantsika zeu de kapoaka fa izahay indray nasian'ny lehibe niafina an-tranon'akoho. Izy lehibe tsy nandady niditra tao amin'ny maizina tao fa niery tany an-kafa. Hay kay feno tsingongoatra tao ka sady matin'ny hidihidy izahay no bedy mafy feno tain'akoho ny akanjo :-D
6. ikaretsaka ( 27/04/2010 15:39)
ny ahy indray tsy haiko hoe inona no filaza izany:
fa ny ahyany @ sport( kanetibe sy baseball) no fanomezana dilemne olona olona
Ohatra hoe anay ny kanety mahazo fa an'ny adversa ny kanety 2 na 3 manodidina dia lazaiko hoe raha voanao io ka miala irery dia telo ny anao na 4 raha tafajanona , nefa ilay kanety 1-ko amin'io sarotra tifirina dia avelako ho lany boules eo, fa indraindray afrany seul ihany an!
na baseball dia ohatra hoe efa ni rate 2 izy saingy efa feno ny bases dia asaiko mikapoka ihany, raha mahavoa dia mahafaty moa raha tsy mahavoa dia miala maina!
7. niryna ( 28/04/2010 02:23)
Ratoa:

Ny ahy indray tsy manoro vohana fa ataoko hoe manao tsinotsinona. Namako efa ela be izy io. Be sitrapo ary matetitka mihindra-mbola aty amiko. mamerina foana kosa aloha izy é!
Indray anefa izaho no mba tsy nana-mbola. Saika nihidrana 25 000FMG taminy aho, tsy misy hoy izy ; tena malahelo aho hoy izy.
Telo andro taty aroriana, "sao mba afaka mampindrana ahy 3000 000 FMG ianao", :roll: :roll: :roll: hoy izy. Zendana aho. "Tena very tadidy tokoa ve ianao sa ahoana? " hoy aho. Telo aorian'ilay tsy fananako ve aho dia hanana 3000 000 vetivety eo?

mahavariana tokoa e,
io mindrambola io koa no efa nahazo ahy.Poritra be hono ilay naman'ny namako ,anao Bacc izahay tamin'io aho,dia mba niangavy izy fa mahantra be hono ilay namany kanefa ny droit kely sisa ny fotoana andoavana azy.Dia nomeko ilay ankizy,tsy fantatro na nanao bacc ihany isy na tsia fa taty aoriana dia itako ilay nihindram-bola ary niafina tao an-damosin'olon-kafa.
Kenda be aho ,soa ihany fa nataoko toy ny nisy ilay vola ary noteneniko azy izany.Raha nitsotra hianao hoe tsy manana aho dia tsy nampaninona ahy hoy aho mantsy azy fa ilay miafina ao ambadikn'ny olona no tena mahatezitra ahy aminao,tss1 mahavariana ny olona indraindray an

8. niryna ( 28/04/2010 02:25)
mmmhh:

niryna > raha io ohatra io raisinao io kosa anie ry niryna, sitra-po e, hifanarahana ilay izy, hoe higintrika,
hi,hi,nanoro vohana izy ka andao hingitrika fa tsy tonga ny prof dia lasa daholo ny adala sy endry rehetra ka namay sofina nitondra ray aman-dreny avy eo. Izaho tsy nandeha aloha e

Ny ahy indray ny nahazo ahy t@ mbola kely, tsy dia manoro vohana loatra fa, ilay mamitaka, nefa mety nanoro vohana ihany :cry:
Nilalao \"cache-cache kapoaka\" zahay t@ zay, dia midadasika be ny toerana filalaovana, dia zah aloha no boka t@ izay dia anjarako no nitady, reefa hita daholo dia mba isan\'ilay niafina indray zah dia mba niaraka niafina t@ namako,
dia ry zareo no nitarika, we \" andao aty isika no hiafina fa misy fiafenana tsy mora tratra aty\"
dia lasa ... somary ohatran\'ny fefin\'olona simba izay ilay izy, dia zah no nasain-dry zareo niditra aloha, mandrisika be daholo ry zareo, dia niditra zah, izay hiafenana haingana no tao anaty loha kou,
fa vao tafiditra zah fa alika ngeza be no nitsena an\'ah, nanaikitra an\'ah, ry zareo vaky nilefa be daholo, fa tena voakaikitra be zah t@ zay,
ary nitarika aretina be tamiko ilay izy, tsy hadinoko mandrak\'androany, sady alika \"mampiahiahy\" no filazan\'ilay dokotera an\'ilay alika nanaikitra an\'ah, reefa avy nojerena sy natao analyse ilay alika,
dia tsy maintsy nitsindrona anti-rabbique zah,

tena nanao sangy mahery kosa izany ankizy izany e,dia tsy nandaza ve hianao avy eo ?

:cry:
9. niryna ( 28/04/2010 02:31)
soanja:

Mampalahelo dia mampalahelo tokoa zany nanjo anao izany. Izay moa ilay hoe mila fantarina ny namana ary mila maka toky tsara fa tsy namana hamitaka na dia samy mbola kely aza.
marina izany
Taloha tokoa tsy mba nisy olana firy izany fa tonga dia mifankahafantatra daholo ny eo an-tanana e
soanja:

Ny ahy indray dia namako tsy nanoro vohona akory fa namana fetsy ratsy. T2 tsara izahay tamin'izay dia manao kajy asa marika, ka asa na voadinik'ilay namako teo akaikiko fa mahamarina foana aho angambany nefa izy tadidiko fa mahazo kapoka foana. Tsy izany mantsy tao ampianaranay dia misy ilay fampianarana hoe kajy ankandrina ka ohatra 5+ 6 isa roa telo miakatra ny solaitra haingana, dia mampiakatra solaitra daholo ny ankizy ka izay mandiso dia mahazo tsotsoko na atambatra ny rantsan-tanana eo anoloana dia iny no kapohan'ny madamanay amin'ny fitsipika vy. Maharary be mihitsy io fa tena mivonto ny tanana raha mahazo matetika ary tsy mahatafasoratra mihitsy iny tanana iny. Dia hoy ilay sipakely namako teo hoe "ndeha isika sy indry hilalao, hifanakalo solaitra raha vao vita ny kajy dia izay mahatafatsangana solaitra voalohany." " Eny ary" hoy aho. Vao nanonona asa marika i madama dia maika ery aho nanao ny valiny ny ahy dia nomeko azy dia ny azy nomeny ahy somary taratara ka raha vao niteny madama hoe ampiakaro solaitra dia nampiakatra ny azy aho kay ilay izy diso dia nahazo tsotsoko aho tamin'izay. Izy anefa nihomehy be mihitsy sady faly.
io izao dia azo lazaina hoe namana manoro voana e

Hatramin'izay dia nampatsiahy ny tenako aho fa tsy ho vaombaka intsony raha mbola misaina ihany ka mampiasa ilay atidohakeliko.

tapaka ny tsinaiko amin'i soanja
misy foana tokoa ny ankizy fetsifetsy sy manambaka e

Tsy nety nipetraka teo akaikiny intsony aho tafaran'iny ary noteneniko tamin'i mamako ny nanjo ahy. I madamanay aza gaga hoe fa nahoana no nandiso tamin'iny ka nahazo kapoka dia nolazaiko taminy koa ny nanjo ahy. Bedy moa izy tamin'izay ary hitako amin'izay taty afara fa mandiso foana izy. Ni-doubla moa izy tamin'izay dia nalahelo azy indray aho, fa akory atao fa dia niana-desona tamin'iny hoe tsy azo atao ny mahatoky olombelona 100% na dia mbola kely aza ny tena tamin'izay.
marina izany ,misaotra nizara

[/quote]

:-*
10. niryna ( 28/04/2010 02:40)
Samoana:

m3h2/ mba sangy mihoatry ny loha kosa izany. Asiako croix tsy resahiko mandrakizay raha izaho.
tena misy mahavanindoza anie na samy ankizy aza e,manao sangy mihoatra ny loha,mbola sendra ny olona tsara fanahy ireo ankzy fa raha izany dia nihinana avokoa

Mitovitovy ihany ny tantarantsika zeu de kapoaka fa izahay indray nasian'ny lehibe niafina an-tranon'akoho. Izy lehibe tsy nandady niditra tao amin'ny maizina tao fa niery tany an-kafa. Hay kay feno tsingongoatra tao ka sady matin'ny hidihidy izahay no bedy mafy feno tain'akoho ny akanjo :-D

mampalahelo no sady manapatsinay koa ny an'i Samoana izany

:D
11. niryna ( 28/04/2010 02:43)
ikaretsaka:

ny ahy indray tsy haiko hoe inona no filaza izany:
fa ny ahyany @ sport( kanetibe sy baseball) no fanomezana dilemne olona olona
Ohatra hoe anay ny kanety mahazo fa an'ny adversa ny kanety 2 na 3 manodidina dia lazaiko hoe raha voanao io ka miala irery dia telo ny anao na 4 raha tafajanona , nefa ilay kanety 1-ko amin'io sarotra tifirina dia avelako ho lany boules eo, fa indraindray afrany seul ihany an!
misy olona azo ambakaina indray izany ry ika angamba no filazako azy sa tsy izany ?

na baseball dia ohatra hoe efa ni rate 2 izy saingy efa feno ny bases dia asaiko mikapoka ihany, raha mahavoa dia mahafaty moa raha tsy mahavoa dia miala maina!
ity farany ity tsapatsapa vodin'akoho ,hi,hi

12. ikaretsaka ( 28/04/2010 12:19)
Tsy hoe manambaka loatra no ilazako izany fa manoro azy ny risk rehetra hoe ho hi former ny caractere-ny hoe
-sahymandray an le risk ve izy sa tsy sahy
13. niryna ( 04/05/2010 19:31)
ikaretsaka:

Tsy hoe manambaka loatra no ilazako izany fa manoro azy ny risk rehetra hoe ho hi former ny caractere-ny hoe
-sahymandray an le risk ve izy sa tsy sahy

hay ve e,misaotra nizara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0721