Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Tsy afaka miala @ Ravalomanana ihany ianao ry pondry
1. Bazzylou
( 22/04/2010 17:47)
Na hiondin-kavia na hiodin-kavanana R8 ihany no ady eo , tsy maintsy milelaka an'i Le8
VIVE R8
Répondre
répondu par
pikatti
le
23/04/2010 09:38
2. Basilou
( 22/04/2010 20:45)
Na dia efa nampitandrina daholo aza ny ekipan'ireo pijapy tgv lo an-toerana ity dia tsy maintsy mandeha ilehikely, na tiany na tsy tiany izay aloha fa mazava ny resaka , may ny volo-tratrany
Répondre
3. pikatti
( 22/04/2010 21:47)
Sokina nanani-bato io bainn alalàna tsy maintsy hizorany io na tiany na tsy tiany
Répondre
4. LAVASANGA
( 23/04/2010 09:30)
Ho hitan-tsika eo na Vive R8? na Mort R8?
Répondre
5. pikatti
( 23/04/2010 09:38)
Vive Madagascar leisy zao no ilaina a, vive ny vahoaka Malagasy :wink:
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0666