ANGANO ANGANO ,ARIRA ARIRA... Présomption d’innocence...

1. TEGEVE ( 19/04/2010 06:24)
Le public a en plus eu droit non seulement à un « scoop » mais aussi à un plus. L’identité des « acteurs » du coup a été révélée sans aucun égard à leur droit à la défense. Leurs visages ont été filmés par les caméras et livrés à l’écran sans tenir compte du droit à la présomption d’innocence. De méme, des noms d’officiers de l’armée ont été balancés comme si on annonce la composition d’un gouvernement. Pire, l’un des chefs de militaires putschistes (du 17 mars 2009) a indiqué que « ces officiers seront arrétés demain ou après demain et qu’ils subiront les conséquences de leur acte. »
répondu par ralaisolo le 20/04/2010 15:34
2. TEGEVE ( 19/04/2010 06:34)
Aoka izay ry Ramaroson ny cinéma a! Ialahy io aloha no ampidiriko any am-ponja any voalohany indrindra fa andraso kely aloha , ialahy ve dia mihevitra fa raha ho any Johannesbourg aho dia ho vaoasakan'io anganon'ialahy sy Lylison io,raha ny @ ialahy indray ry Lylison ,tsy ho alefako any ivelany ialahy fa aleo ho tratran'ny aloka eto an-toerana eto ihany ,manaova be vava eo ihany moa! i Charles ho alefa any Frantsa hinanan'enany tsara any aloha, aleo lery hiaritra trefla any miaraka @ GTT, niseho bevava loatra teto tsinona ho hita eo izay apokany
3. pikatti ( 19/04/2010 11:50)
Ka ny an'i tgv anie ny miaramila no mitondra sy mpitsara , tsy misy an'izany hoe "présomption d'innocence zany fa tonga dia meloka daholo izay nosamboriny , firifiry ny any am-ponja any no mbola miandry fitsarana efa ho herin-taona izay :cry: ,misy ny maty ho azy tsisy fitsarana , misy ny manao grève de la faim mba hiakatra fitsarana fotsiny ahafahany maneho fa tsy nisy zava-dratsy vitany fa e e e, ny amnistie internationale no sahaza azy ary efa misy ny fitoriana any La Haye momban'ireo zava-misy ireo sy ny tompon'andraikitra @ izao toe-javatra izao
4. vahiny2004 ( 19/04/2010 15:02)
sinema marina ...
Dia ilay ramaosaona dia hoe , nibaboka mihintsy hono ny 2 t@ ireto vosambotra fa mandater n'i Ra8 hono :-D :-D :-D
5. savonyvava ( 19/04/2010 18:29)
Ho very fihinana @ izay ialahy ry RamaroSahona :twisted: Aza mandany rora miteny ny Andriamantra a Andriamanitra, Devoly osy mainty ty
Mbola halala tsara an'izany hoe lohan'iNdrema izany ialahy
6. ralaisolo ( 20/04/2010 15:34)
Andriamantra a Andriamanitra, Devoly osy mainty ty
Mbola halala tsara an'izany hoe lohan'iNdrema izany ialahy
zanak'i Ndrema ....zanaka adala zanaka alika zanaka adala zanakalika jomaka jomaka jomaka hihihihihihih :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2862