REGARDER VIDEO Journal-4 Chefs de fil attendu à Johannesburg

1. vatofototra ( 16/04/2010 19:21)
REGARDER VIDEO Journal-Les 4 Chefs de fil des mouvances sont attendus à Johannesburg- 16 avril 2010

-Nos politiques ont-ils retrouvé la sagesse, ou les stratèges ont serré les étaux

-Les 4 Chefs de fil des mouvances sont attendus à Johannesburg en Afrique du Sud le 24 avril 2010

Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 18/04/2010 21:55
2. Noue ( 16/04/2010 20:07)
misaotra hatrany @ fizarana vaovao Vatofototra aa !!!

Dia ho hita eo zany ny tohiny fa dia samy miandry eee !! enganié ka tsy hamorona zavatra na tantara indray radomelina kelifingotra lavanify mba tsy andehanany any eee !! be loatra manko ny lainga foroniny ka efa tsisy mino zay lazainy intsony eee !!!

Masina ny Tanindrazana
3. fijo ( 16/04/2010 21:51)
tena tsy nisaina ny frantsay raha nihevitra fa izy roa ihany no hampihaonina.
na fanahiniana izay ,hampisy ady an trano ,na tsy fahampiana fahalalana ny mikasika ny malagasy.
4. Mirananirina ( 17/04/2010 06:39)
Olom-baovao ihany no andrasanay,mankaleo ireo taloha
5. milamm ( 17/04/2010 10:45)
olombaovao ohatran'iza ry mirananirina oh ? mety tsy ho ratsy anie ilay hevitra nefa ny raharaha @ zao fotoana mahamaika aloha dia ny hilaminany fiaraha-mitantana io tetezana potika io sy hiaraha-mamolavola ny fifidianana ary reo lalampifidianana,fanarahamsao tsy miangatra sns...dingana angamba aloha vao tanjona ,fiaraha-mitantanana ny fanatanterahana izany tsy mitanila ho an'ny rehetra
6. diloo ( 17/04/2010 10:48)
Dri! Ary i Mirana tsy mirany intsony fa toa maniry rahona sisa kle.Toa karazana miverina inim-pito ny lela amin'ny teny tsy miova isaka ny valin-kevitra.Tena mampalahelo fa noho i fingotra ihany dia lasa nivaha i Mirana tsy mirana sisa mandrahona.Ao amin'ny 18 km angamba izy kle. :cry:
7. AndriambyII ( 18/04/2010 09:12)
fijo:

tena tsy nisaina ny frantsay raha nihevitra fa izy roa ihany no hampihaonina.
na fanahiniana izay ,hampisy ady an trano ,na tsy fahampiana fahalalana ny mikasika ny malagasy.

Io lé hoe zarazarao hanjakana é !! f' angah tsy ny talouh no mverina !!

8. pikatti ( 18/04/2010 21:55)
Io lé hoe zarazarao hanjakana é !! f' angah tsy ny talouh no mverina !!
=D =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0562