TELECHARGER Rapport Amnistie Internationale mars 2010

1. vatofototra ( 14/04/2010 12:20)
TELECHARGER Rapport Amnistie Internationale mars 2010

* Rapport de l'Amnistie Internationale sur la situation des Droits de l'Homme à Madagascar pour l'année 2009 :
MADAGASCAR :

* UN URGENT BESOIN DE JUSTICE
* VIOLATIONS DES DROITS HUMAINS DURANT LA CRISE POLITIQUE

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 26/04/2010 10:55
2. Rajakoo ( 14/04/2010 15:48)
Marenina ialahy ry Charles , inona tsara hoe ny vavanao ??? :evil: :evil:
3. Noue ( 14/04/2010 15:57)
salut vatofototra aa !

aiza ilay conférence de presse nataon'ny miaramila eee ?? tsisy vidéo nga io ?? misaotra mialoha ee ! dia misaotra hatrany mampita ny vaovao eee
4. pikatti ( 15/04/2010 10:22)
Gilbert Raharizatovo ,ministra kolotsaina,mazava ny fanadiahadiana nataonao, mahagaga fa ianareo ao anatin'ny gouvernement io ve tsy mba misy mpitondra teny ??? samy hafa daholo izay voalaza ,samy manao ny saim-pantany
Hoy i Onitiana , mahay miresaka daholo saingy rehefa atao face à face tsisy sahy mipoitra :lol: nisy olon-kafa koa hoy izy nantsoina tao fa tsy sahy nipoitra fa hoe mafanafana ny toe-draharaha fa aleo hipirina, tsss , nefa izao indrindra no ilana an-dry zalahy hitady vaholana fa tsy hanao mody maty lava hotran'ny raim-poza ihany

Onitiana, tiko be le pozinao @ iny akanjo iny an, tsetsatretra tsy haritra e, fa dia faly mahita anao indray salama tsara :-*

terrywui@yahoo.fr
5. OnyRealy ( 16/04/2010 16:08)
Kikou pikatti :* :*
onytiana80@yahoo.fr
Misaotra an'Andriamanitra mbola afaka mampita vaovao aminareo rehetra tsy hakan'avaka
Mandra-panoratra indray ;-)
6. OnyRealy ( 16/04/2010 16:09)
Misaotra an'i vatofototra ihany koa manely ny vaovaon-tsika manerana an'izao tontolo izao ;-)
7. pikatti ( 18/04/2010 22:04)
Misaotra an'i vatofototra ihany koa manely ny vaovaon-tsika manerana an'izao tontolo izao
=D =D
8. diloo ( 19/04/2010 07:06)
Sali Rapika,
Inona no tsindrina eo @'ny clavier hafahana mampiasa io smiley tehaka gif io ?
Misoatra mialoha. :D
9. pikatti ( 26/04/2010 10:55)
Ialana tsiny lesy radiloo raha vao izao vao tazako e,
eo @ ilay smiley mahazatra ihany fa klikena ilay hoe sary fanampiny dia ao no misy an'io mitehatehaka io , raha tsy izany dia égal (=) miampy D tsy misy elanelany tsy mila asiana an'ilay > fa raha tsy izany lasa =D> nefa tokony =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1257