rapaoro amistikitra

1. ndotofetsy ( 12/04/2010 21:06)
miala any ndray ny malaza eeee

http://69.90.162.60/~o101925/images/AFR_35_001_2010_ext_fra_web.pdf

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par pikatti le 13/04/2010 22:22
2. locl ( 13/04/2010 08:48)
Ka inona moa fa dia mitana ny record amin'ny zava-dratsy foana ity gouvernement ity
3. milamm ( 13/04/2010 09:48)
efa ela les reny ry pondry doro no fantatra a,io sisa no andrasany EU parlement sy ny UN sec.council de hiraraka ny avandra =)) =))
4. locl ( 13/04/2010 12:06)
Fa inona no andrasany tsy hialany teo e
5. pikatti ( 13/04/2010 12:26)
Raha tsy tompon-daka ny gasy angamba mety faharoa na ... raha io tsy fanajana ny zon'olombelona io, hatramin'izay nipoiran'io FAT io teo
6. ndotofetsy ( 13/04/2010 17:40)
http://www.youtube.com/watch?v=iT193NBNgLQ

tony koa aza matahotra ko

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. pikatti ( 13/04/2010 22:22)
Tsy ratsy leisy bainn a!
Ialahy aloha rasarla ampinan-dry zalahy pips fa sao ialahy mihevitra tsy ho tratran'ny aloka mantsy :lol:
Ka io foana no valin'ny taitaim-bôbina tony,ny akaman'elahy ihany no mamely ambadika
Ireo ihany mantsy ilay nolazain-dry bazilozitra fa mpampandroso an'i Gasikara
beurrrkkk :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1523