Mirary Paka Sambatra ...
1. mibalika
(
03/04/2010 10:51)
:) Mirary Paka Sambatra ho antsika rehetra ,ny Fahazavan'i Kristy anie hanoro lalana ireo mpitondra sy ny Malagasy rehetra ka ahay hijery izay mahasoa antsika isika ary ahay hijery izay mahasoa ny Firenena...
répondu par niryna le 07/04/2010 14:58
2. soanja
(
03/04/2010 14:07)
Tratry ny Paka Sambatra daholo.
Ity indray no vatsim-panahy avy aty amiko amin'ny finoako.
The way to fulfillment is from within. I am committed to living a life of my personal perfection by looking within myself for guidance to manifest as my highest and best self.
Ny Lalana hahatongavana amin'ny fahasambarana/hafenoana dia miainga avy any anaty lalina. Atrehako sy hiasa ampahamatorana ho ahy aho amin'ny fiainako, indrindra ho fanatsarana izay momba ahy hanakatra ny tsara indrindra ka hikaroka ny fitakian'ny fanahy avy any anatiko aho ho torolalana, ka mba izay no hiseho ho ambony indrindra sy soa indrindra momba ahy!

3. saho
(
03/04/2010 15:02)
ho antsika rehetra ity paska fitsanganana @ maty ity, enga anie ka hitsangana avokoa ireo izay efa toritry ny heloka sy aizina rehetra, mba loharano vaovao no hikoriana ao @ tsirairay
Na kely na lehibe na iza na iza....
Ary ny fahasoavany tsy handalo fotsiny fa haharitra mandrakizay
Ho tahian'ny Tompo Kristy daholo ny mpino rehetra
mazotoa
bye
Na kely na lehibe na iza na iza....
Ary ny fahasoavany tsy handalo fotsiny fa haharitra mandrakizay
Ho tahian'ny Tompo Kristy daholo ny mpino rehetra
mazotoa
bye
4. rijadolly
(
03/04/2010 16:18)
Misaotra betsaka amin' firarihan- tsoa, ary mirary fifaliana tanteraka ho an-tsika rehatra na ny mankalaza ny andro ny Paka Na ny tsy mankalaza rehetra fa kosa, miara- mifaly isika noho ny fandresena azon' ILAY MAHERItsika, sy ny maha Mpanalalana AZY? raha indro ka miala ety isika.
5. niryna
(
07/04/2010 14:58)
mibalika:
:) Mirary Paka Sambatra ho antsika rehetra ,ny Fahazavan'i Kristy anie hanoro lalana ireo mpitondra sy ny Malagasy rehetra ka ahay hijery izay mahasoa antsika isika ary ahay hijery izay mahasoa ny Firenena...
misaotra nizara
" Andro paka moa io andro io ,hipoka avokoa ny dabilio "
andro iray malaza eran-tany tokoa io dia ny fahatsiarovantsika an'ilay kristy izany. Ny fitsanganany tamin'ny maty.Anehoana antsika fa afaka hitsangana amin'ny maty koa isika,ny lasa tsy ho tsaroaNy intsony ka aleo mibantsika ny fiainam-baovao miaraka amiNy tokoa. Manomboka eo amin'io fotoana io koa dia hita mifaly avokoa na ny voronkely na ny zava-manan'aina satria manomboka mitsimoka avokoa ireo zava-maniry toa matin'ny hatsiaka.
Toa izany koa isika,ny fahotana no manasaraka antsika amin'ilay ATra ary mino ilay Atra nanangana an'i kristy tamin'ny maty koa isika ary dia lasa olom-baovao avokoa,ny lasa aoka ho lasa fa aleo hiatrika ny fiainam-baovao amin'izaay ka hiaraka hitsoka ny rivo-madio amin'ireo voronkely mihira malefaka mifaly amin'ny fitiavan'ilay Atra nahary azy ireo .