fety be eny atsonjombe fankalazana ny 29mars
1. xxx3
(
28/03/2010 22:28)
mikarakara fety goavana ny Taranak'i Gallieni Vaovao ho fahatsiarovana an'ireo martiora 100.000 niady hoan'ny fahaleovan tena an'i madagasikara
http://www.youtube.com/watch?v=IsQvpY-mLH0
ry camille vital ve no hiandrasana hanatitra vonikazo hoan'ny mahery fo

répondu par milamm le 29/03/2010 20:34
2. pikatti
(
29/03/2010 11:22)
NY an'ny FATY ny mifanohitra @ fahaleovantena no tena adiny, ny ho voazanaka ara-politika, ara-toekarena............ :roll:
3. milamm
(
29/03/2010 11:36)
Andro lehibe nahatsiarovana ireo nanao sorona ny ainy mba tsy ho eo ambany tanany frantsa indray Madagasikara,ankasitrahanay taranaka Malagasy rehetra no tsy avela raraka an-tany ireny ra masina nanavotana ny Tanindrazana ireny
-ny 29 marsa tokoa dia nahatratra 89.000 ireo mpiray tanindrazana natao vono moka,notifirina tao anaty fiarandalamby,nazera @ dc3,nogadraina ireo manamboninahitra Malagasy 6000(Itpkl Jean Ralaimongo no mpitarika fantatra namoy ny ainy ankoatry Ravoahangy sy Raseta natao sesi-tany,vy vato sakelika,menalamba,jina-panama sns)
http://www.globalsecurity.org/military/world/war/madagascar.htm
-raha tsy ho lazaina ireo adiny Nosy 1 manontolo ny
Tafaverina indray ny fampihorohoroana ara-tafika toy ny fanaony saribakoliny frantsa a la gallieni 2009,i andry mpamadika firenena no anarany
mitondra ny raharaham-pirenena Malagasy ho dinihany parlemanta mpangoron-karena vahiny(antenimiera frantsay),tsy henoiny akory ireo solombavam-bahoaka voafidy Malagasy mitondra ny fanirim-bahoaka.
Anisany ireo anarana nanampy ny saina manga fotsy mena namadika izany tolona rehetra izany @ izao fotoana,nampamono ny mpiray firenena aminy ankoatry reo 109 i andriamanjato mahitsison richard hatr@ niforonany akfm(1958-2010) ,ratsy rahonana(1975-2010),ratsy iraka (1975-2010),i lavanify 2010.
Ireo olona ireo no nampijaly ny firenena ary namadika ilay Filoha voafidim-bahoaka sy nampanao sesi-tany azy(mpamono olona ,mpandainga ,nanosihosy ny fiandrianam-pirenena,namery ny zo sy safidiny olompirenena rehetra ho tombotsoan\'izy ireo,mangalatra fahefana harem-pirenena ary mpisandoka fantatr\'izao tontolo izao)
Mitsangana ry Madagasikara sy ny Malagasy rehetra hiatrika ny ho avy tsy eo antanany frantsa indray,sy hamerina ilay tena fahafahana,fahaleovan-tena,filaminana ,fifamelana isika rehetra no voakasika satri taon-trano tsy vitan\'irery.

4. rijadolly
(
29/03/2010 17:46)
Milamm a! Misy tsy azoko kely wao e!
sao dia mandika vilana ary se fa tamin' izany anie nisy tokoa ny senegaly nampihorohoro sy nanao ramatahora e! zao nga misy an 'zany tsony? tsy misy senegaly, sa ?

5. feticon
(
29/03/2010 18:58)
mitohy ny tolona leretsy an
http://www.dailymotion.com/video/x4rl66_tao-anatin-ny-tolona-sakelidalana_music

6. milamm
(
29/03/2010 20:34)
tsia tsy nandika vilana aho fa nisy senegaly tokoa ireo zay nahazo voabaiko hamono sy nanao herisetra marobe
tirailleurs izy reo lohalaharana/frontline,t@ esquadrons legionnaires miisa 18000 ny 1948 ireo atidoha nikotrika no tena meloka toa an-dry de gaulle sy ny mpianany,foccart,sns...
http://www.herodote.net/histoire/evenement.php?jour=19470329