PATRICK MOUNIBOU vice-président de la Haute autorité

1. xxxw ( 24/03/2010 20:45)
Ce n'est pas tellement parce que nous avons été sanctionnés que nous les avons adoptées. Il s'agit plutôt d'une initiative visant à mettre fin aux troubles et à trouver des solutions à la crise. :-D
répondu par swann le 25/03/2010 17:23
2. katrikatry ( 24/03/2010 20:58)
Misy olona tsy fantatra zany mipoitra mitatata lava fa hoe tsy raharahinay fa miwwawawawa ihany
Aleo katrikatry mora misinda toy izay vendrana miraikitra mandra-pahaFATY
3. fijo ( 24/03/2010 23:03)
ny alika matahotra no mivovo fa tsy avy dia manaikitra
4. pikatti ( 25/03/2010 11:14)
Il s'agit plutôt d'une initiative visant à mettre fin aux troubles et à trouver des solutions à la crise.

Resaka tsisy fisainana, tsy misy hafa @ lay hoe vakina ny terimometra dia sitrana ny tazo mahery :roll: :roll:
5. stalingrad ( 25/03/2010 16:21)
Resaka tsisy fisainana, tsy misy hafa @ lay hoe vakina ny terimometra dia sitrana ny tazo mahery
inona ihany ary ty mampiakatr'afo anlah isan'andro eto ty le.... kozy raha tsy hipika arabakiteny ny lohanlah rah izao no mitohy le ..!!
6. swann ( 25/03/2010 17:23)
efa manjaka amin tanan letsy zao ny TGV fa tsy mila ze fampitaorana sazinlah zany tsony ny oul a! I CHINE eo hiaro ny Fanjakana raha be vinany eo laisany ! ny Frantsay mou efa eo rahateo sady bomba be hon hon hin hin hin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.064