ITY TANTARA FAMPAHEREZANA, METY HO MARINA ...
1. terrywui
(
17/03/2010 14:13)
Tantara iray , angano iray ...nampanaovin'ny GIC seza rivotra sy nandohalika marina hono le HAT sy ny TGV ka nitomany aby hono..! satria tsy nanaraka ny lalàn'i MAPUTO zany ..! tsary mahazo mivoaka an'i Gasikara hono fa voahidy ao Gasikara aby ny Mpitondra sy ny Ministra sy ny andrim-panjakana ambony rehetra..! de naleon'ny pokna HAT sy FAT sy TGV hono nandeha lakana niampita an'i Katsepy nitsoaka ...!
-----De tafaverina ary hono ilay voaroaka antanindrazana fa ny loza de vao maikity ni- monopolize ny avo 2 heny noho ny taloha daholo ndray ny fihariana Malagasy rehetra ! manomboka amin'ny yaourt à boire ka hatramin'ny RUBIS sy SAFIRA !
---de ketraka iany hono ry valalabemandry nefa ze miteny de Antanimora!! toy reo fanaony teo alou iany no naveriny ndray !
- Mba tinareo ve raha mba tanteraka izany tantara valamaty tsy hisy mandrakizay izany ??
ity ary "zavatra mahafinaritra " iray ho anareo mpiondana mpitomany lava ato ...! rque: tsy an'irotra hon hon hon hon
http://www.youtube.com/watch?v=5CxPhQzEY5s
ny mahagaga anie defa nidemiss lery nefa de io mbola mikonetaka fitondrana io ndray e !! maninnn raha nitazomina mafy fotsiny ny teo antanana de tsy otrizao ny fijalin'i dada sy ny ankizy ! hon hon hon

répondu par pikatti le 19/03/2010 08:52
2. Mirananirina
(
17/03/2010 16:11)
tsy misy mitomany zany eo fa aleo ary hoe hitomany kely aho snif snif :cry: :cry: :cry: ho tanteraka anie izany tantaranao izany amen!
5. pikatti
(
19/03/2010 08:52)
Mafy loatra ve leity rawix ny sazy toa lasa mpitantra angano ndray elah sisa :lol: