Ivato : izaho koa mba hiteny

1. Samoana ( 08/03/2010 20:38)
Tsy hiteny mivantana fa hindrana ohabolana malagasy vaovao hitako tan-gazety tribune:
...« fivorian'ny alika : ny hevitra tsy misy fa ny orokoro-body no betsaka »...
=))
( santionany tamin'ny édito androany )
répondu par pikatti le 09/03/2010 23:58
2. ndotofetsy ( 08/03/2010 22:26)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. diloo ( 09/03/2010 00:07)
orokoro-body

O leity rawix toa elah ilay voa-petsan'ny gazety tribune ho mpanorokoro-bodin'alika voalaza etsy ambony.
Mandehana haingana elah manao plainte na koa main courante vs ny gazety tribune.=))
Allez hop au galop joe va sentir rantanplan.=))





4. diloo ( 09/03/2010 00:11)
rawix:
Rehefa hendry sy tsy mifoka moly sy djama92 ary tsy mameno ps tsisy lanjany ary mandray anjara ny tena débats politiques elah, dia ajanona ny fanindrina an'elah.
Ecclectique aho manoloana ny mpanoratra sy ny toe-tsaina ananany:
raha manao resaka jiolamboto elah dia valiako valiny jiolamboto.
Raha manao resaka modéré elah dia valiako resaka modéré ko.
Anjaran'elah no mifidy fa ny munitions aty amiko bobaka.
Manantena aho fa fifanakalozan-kevitra tsotra no hifanaovan-tsika roalahy.OK. :wink:
5. diloo ( 09/03/2010 02:13)
ity ilay izy ry Samoa:

3 mars 12:52, par Mihaino
Manontany tena aho hoe : Sao dia sanatria aza marina ireo ohabolana malagasy momba ny alika ?? Misy vitsivitsy tadidiko ireto :

- Manao fivorian’ny alika : ny hevitra tsy misy fa ny orokoro-body no betsaka ?!
- Tain’ny alika ka ny avo ihany no tovonana ?!
- Manao valalan’ny alika ka ny tompony aza tsy tia ?!
- Miverina maina toy ny avy namositra alika ?! sns, sns ...

Diniho ange fa misy eto Madagasikara ireo teny samihafa ireo indrindra mikasika ny fomba fitondrana ankehitriny ??!! Miala tsiny aho raha diso ny eritreritro !!
=))
6. terrywui ( 09/03/2010 11:14)
oaayyy lety ee...! f'angah elah mihinana vodin'alika ra-dilooo lee§§ aza mihinana an'ireny bainnn fa tsy mahasalama ireny !!
--faharoa : rehefa lafo ny entanlah etsy a Montreuil de Bip'eo ah fa mba hirozy tsika lahy
otrireo mou le amidinlah etsy à Montreuil ??
--Fahatelo : refa sendra tsy mahalafo entana mitsy elah de mba kozio iany ah fa depaneko kely elah e!
--fahefatra : manomboka mahafinaritra ahy elah diloo :-*
7. papala ( 09/03/2010 11:27)
Efa tena alika maty efa masiso mihintsy ireo mpitondra ny Madagasikara amin'izao fotoana izao rehetra ireo FAT IREO nefa mbola tsy menatra ihany, MBOLA midongy satria mbola tsy ampy ny sosy! de mbola mamikitra ihany, ny Malagasy efa ho faty noana mihintsy. TONGAVA SAINA AMIN'IZAY RY MALAGASY FA TENA TSY LASA MIHINTSY ZAO A! efa tena fatin'alika mihintsy ireo......... :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
8. terrywui ( 09/03/2010 11:30)
papala====,aza rebirebeba tsony ary le fanjakana de malammm ny resaka e! miadana ny vahoaka !!! nareo iany anie no manakorotanjavatra eo ee! :-D :-D :-D ary moramora iany papala fa lafo be ny fanafody tension na ny depression zao !! fa raha mitady vahaolana papala de alao hiasa mangina sy mlamm ny fanjakana an !!! :-D :-D :-D
9. pikatti ( 09/03/2010 14:13)
MBOLA midongy satria mbola tsy ampy ny sosy! de mbola mamikitra ihany, ny Malagasy efa ho faty noana mihintsy. TONGAVA SAINA AMIN'IZAY RY MALAGASY FA TENA TSY LASA MIHINTSY ZAO A!

Mihomankomana daholo ny hitsoaka ry zalahy ireo vao tonga ny 16 mars zao mantsy fa ho avy ny GIC, ka izao , avohay ndray ny listra ,iza daholo no tetankanina tao @ ioFAT io ??? angamba izy rehetra , de izay zany aza misy amelàna :lol:
10. bazylou ( 09/03/2010 16:17)
tsy mba oroka intsony fa ny hetotra no teny e, raha tsy izany ve nirifatra daholo :-D :-D
11. pikatti ( 09/03/2010 23:58)
Aokan'elah leisy rabazy reto tgv reto a, elah tokony hanampy an'i rawix ndray ty no manitsoka sann a :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0743