Hotel de ville !
1. AndriambyII
(
01/03/2010 19:34)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=34163
répondu par fijo le 03/03/2010 22:17
2. pikatti
(
01/03/2010 22:04)
Ny minimuim aza io vitan-dry zalahy io , norma be raha misy zavatra atao fa ny tena mampalahelo d ny zavatra potika no im-polo avo heny nohon'ny zava-bita ohatra fotsiny
Fanambeaza
Tourisme
Ny asa http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=34133
Lava ny lisitra fa sao feno eto ty serasera ty klé :roll:
Fanambeaza
Tourisme
Ny asa http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=34133
Lava ny lisitra fa sao feno eto ty serasera ty klé :roll:
3. AndriambyII
(
01/03/2010 23:22)
Mapdégà olona kelikely fandinihana ity politika ity ra Pikatti an !! Indraindray aho dia lasa ihany ny saiko hoe , mbola salama saina ve ny olona nanao politika nandritry ny 40 taona sa ahoana ? na inona vitany teo na inona ? Mijery an' i Andry Rajoelina aho dia manontany tena hoe ,ohatry ny ahoana ny degré de défoulement mety hataony raha toa ka tsy tantiny ny andraikitra sahaniny ? amin' ny maha zandry azy ?? na ny mafy hatoka aza nandeha nanao exil mantsy !! :lol: :lol: :lol:
4. katrikatry
(
02/03/2010 01:24)
Tsy ho ela koa io miseho be mokony io nama no hitsoaka any Parisy any,ary ataovy leo monina raha sendra mitady hanao dj ao @ Moov zany :evil: :evil: :evil:
5. AndriambyII
(
02/03/2010 08:13)
katrikatry:
Tsy ho ela koa io miseho be mokony io nama no hitsoaka any Parisy any,ary ataovy leo monina raha sendra mitady hanao dj ao @ Moov zany :evil: :evil: :evil:
Ka izy aza efa nilaza fa tsy te hiditra @ izany politika malagasy izany intsony hono fa efa mahatsapa ny tenany ho very saina !! efa mifototra hono na ny famakiany teny aza !!
6. bonazy
(
02/03/2010 08:49)
hotel de ville an'Antananarivo io,normal be satria asan'ny maha Maire naha voafidy azy tao antananarivo renivohitra io, nefa Antananarivo anie Renivohitra fa tsy i Madagasikara ry zalahy fa sao diso fihevitra ianareo!
7. terrywui
(
02/03/2010 09:54)
Mapdégà olona kelikely fandinihana ity politika ity ra Pikatti an !! Indraindray aho dia lasa ihany ny saiko hoe , mbola salama saina ve ny olona nanao politika nandritry ny 40 taona sa ahoana ? na inona vitany teo na inona ? Mijery an' i Andry Rajoelina aho dia manontany tena hoe ,ohatry ny ahoana ny degré de défoulement mety hataony raha toa ka tsy tantiny ny andraikitra sahaniny ? amin' ny maha zandry azy ?? na ny mafy hatoka aza nandeha nanao exil mantsy !!i Rajoelina ve no tin'i Billy kozina eo?? rehefa nahita maminy sy efa antitra teo amin'ny seza otran'ny dada alou de mijafajafa mafy mitsy mamerina ny toerana , fa ra ny TGV ndray de voafidy tsar tsy voafidy amn election de ca va tsisy olana mitsy !
8. pikatti
(
02/03/2010 14:06)
Ka izy aza efa nilaza fa tsy te hiditra @ izany politika malagasy izany intsony hono fa efa mahatsapa ny tenany ho very saina !! efa mifototra hono na ny famakiany teny aza !!
:-D :-D :-D :-D elah marina rabilly :lol:
9. Mirananirina
(
02/03/2010 16:30)
Mapdégà olona kelikely fandinihana ity politika ity ra Pikatti an !! Indraindray aho dia lasa ihany ny saiko hoe , mbola salama saina ve ny olona nanao politika nandritry ny 40 taona sa ahoana ? na inona vitany teo na inona ? Mijery an' i Andry Rajoelina aho dia manontany tena hoe ,ohatry ny ahoana ny degré de défoulement mety hataony raha toa ka tsy tantiny ny andraikitra sahaniny ? amin' ny maha zandry azy ?? na ny mafy hatoka aza nandeha nanao exil mantsy !!marina izany,midega daholo ny hiafarany :-D :-D
10. AndriambyII
(
02/03/2010 18:57)
Tena marina oua é ! tsy hilaza anaran' olona ah fa tena tsy misy olona robot izany kléé !! :-D :-D :-D
11. ndotofetsy
(
02/03/2010 20:08)
aleo io havadika hotel de passe fa tsy mampidibola fa mamoka eee
har har har
*
mamerimbola daholo ny kokss
* =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
har har har
*
mamerimbola daholo ny kokss
* =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. fijo
(
02/03/2010 22:06)
mba nanao kosa izy fa nareo ko;misy boite de alina ve ao amin'ilay hotel sa ahoana????
13. ndotofetsy
(
02/03/2010 22:23)
fijo:
mba nanao kosa izy fa nareo ko;misy boite de alina ve ao amin'ilay hotel sa ahoana????
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. pikatti
(
03/03/2010 13:59)
mba nanao kosa izy fa nareo ko;misy boite de alina ve ao amin'ilay hotel sa ahoana????Miroborobo fatratra ve ny Maison close :-D
Mba teneno kosa ry Mialy ty vadinareo a :lol:
