Hotel de ville !

1. AndriambyII ( 01/03/2010 19:34)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=34163
novalian'i fijo ny 03/03/2010 22:17
2. pikatti ( 01/03/2010 22:04)
Ny minimuim aza io vitan-dry zalahy io , norma be raha misy zavatra atao fa ny tena mampalahelo d ny zavatra potika no im-polo avo heny nohon'ny zava-bita ohatra fotsiny
Fanambeaza
Tourisme
Ny asa http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=34133
Lava ny lisitra fa sao feno eto ty serasera ty klé :roll:
3. AndriambyII ( 01/03/2010 23:22)
Mapdégà olona kelikely fandinihana ity politika ity ra Pikatti an !! Indraindray aho dia lasa ihany ny saiko hoe , mbola salama saina ve ny olona nanao politika nandritry ny 40 taona sa ahoana ? na inona vitany teo na inona ? Mijery an' i Andry Rajoelina aho dia manontany tena hoe ,ohatry ny ahoana ny degré de défoulement mety hataony raha toa ka tsy tantiny ny andraikitra sahaniny ? amin' ny maha zandry azy ?? na ny mafy hatoka aza nandeha nanao exil mantsy !! :lol: :lol: :lol:
4. katrikatry ( 02/03/2010 01:24)
Tsy ho ela koa io miseho be mokony io nama no hitsoaka any Parisy any,ary ataovy leo monina raha sendra mitady hanao dj ao @ Moov zany :evil: :evil: :evil:
5. AndriambyII ( 02/03/2010 08:13)
katrikatry:

Tsy ho ela koa io miseho be mokony io nama no hitsoaka any Parisy any,ary ataovy leo monina raha sendra mitady hanao dj ao @ Moov zany :evil: :evil: :evil:


Ka izy aza efa nilaza fa tsy te hiditra @ izany politika malagasy izany intsony hono fa efa mahatsapa ny tenany ho very saina !! efa mifototra hono na ny famakiany teny aza !!
6. bonazy ( 02/03/2010 08:49)
hotel de ville an'Antananarivo io,normal be satria asan'ny maha Maire naha voafidy azy tao antananarivo renivohitra io, nefa Antananarivo anie Renivohitra fa tsy i Madagasikara ry zalahy fa sao diso fihevitra ianareo!
7. terrywui ( 02/03/2010 09:54)
Mapdégà olona kelikely fandinihana ity politika ity ra Pikatti an !! Indraindray aho dia lasa ihany ny saiko hoe , mbola salama saina ve ny olona nanao politika nandritry ny 40 taona sa ahoana ? na inona vitany teo na inona ? Mijery an' i Andry Rajoelina aho dia manontany tena hoe ,ohatry ny ahoana ny degré de défoulement mety hataony raha toa ka tsy tantiny ny andraikitra sahaniny ? amin' ny maha zandry azy ?? na ny mafy hatoka aza nandeha nanao exil mantsy !!
i Rajoelina ve no tin'i Billy kozina eo?? rehefa nahita maminy sy efa antitra teo amin'ny seza otran'ny dada alou de mijafajafa mafy mitsy mamerina ny toerana , fa ra ny TGV ndray de voafidy tsar tsy voafidy amn election de ca va tsisy olana mitsy !
8. pikatti ( 02/03/2010 14:06)
Ka izy aza efa nilaza fa tsy te hiditra @ izany politika malagasy izany intsony hono fa efa mahatsapa ny tenany ho very saina !! efa mifototra hono na ny famakiany teny aza !!

:-D :-D :-D :-D elah marina rabilly :lol:
9. Mirananirina ( 02/03/2010 16:30)
Mapdégà olona kelikely fandinihana ity politika ity ra Pikatti an !! Indraindray aho dia lasa ihany ny saiko hoe , mbola salama saina ve ny olona nanao politika nandritry ny 40 taona sa ahoana ? na inona vitany teo na inona ? Mijery an' i Andry Rajoelina aho dia manontany tena hoe ,ohatry ny ahoana ny degré de défoulement mety hataony raha toa ka tsy tantiny ny andraikitra sahaniny ? amin' ny maha zandry azy ?? na ny mafy hatoka aza nandeha nanao exil mantsy !!
marina izany,midega daholo ny hiafarany :-D :-D
10. AndriambyII ( 02/03/2010 18:57)
Tena marina oua é ! tsy hilaza anaran' olona ah fa tena tsy misy olona robot izany kléé !! :-D :-D :-D
11. ndotofetsy ( 02/03/2010 20:08)
aleo io havadika hotel de passe fa tsy mampidibola fa mamoka eee

har har har
*
mamerimbola daholo ny kokss

* =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. fijo ( 02/03/2010 22:06)
mba nanao kosa izy fa nareo ko;misy boite de alina ve ao amin'ilay hotel sa ahoana????
13. ndotofetsy ( 02/03/2010 22:23)
fijo:

mba nanao kosa izy fa nareo ko;misy boite de alina ve ao amin'ilay hotel sa ahoana????



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. pikatti ( 03/03/2010 13:59)
mba nanao kosa izy fa nareo ko;misy boite de alina ve ao amin'ilay hotel sa ahoana????
Miroborobo fatratra ve ny Maison close :-D
Mba teneno kosa ry Mialy ty vadinareo a :lol:
15. fijo ( 03/03/2010 22:17)
anonatanian aihany sao mba misy le boite ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357