conference fanavotan-tena ny FAT(y) ny 4,5 mars

1. feticon ( 01/03/2010 16:11)
tsy hita intsony izay teny gasy azo handikana azy ,satria raha hiteny hoe may volo tatra ny fat(y) dia ho tsy nirarahin''ireo izay volo tratra hirehitra any fa :lol: :lol: :lol: fa rehefa ho tonga le 16 mars vao hikoropaka etsy sy eroa indray,ka io no mahatonga an ilay fitenenana hoe aleo maty rahampitso (16mars) toy izay maty anio =)) =)) =)) =))
répondu par ndotofetsy le 02/03/2010 22:27
2. bekafara ( 01/03/2010 16:21)
aleo saziana ihany ireo mpanao coup d"'etat ireo dia omentsika 3mois hialany aina en tout trankilité, :evil: :evil: :evil:
3. xxx3 ( 01/03/2010 17:56)
mampihomehy koa ity radomelina ity ,natao daholo izao karazana fivoriana isankarazany izao nefa tsy nisy vokany akory,izao indray ka dia hoe hanangana gouvernement d'ouverture,ouverture inona moa ?
OUVERTURE NY FANASAZIANA ??? :-D :-D :-D
4. wxxx ( 01/03/2010 18:06)
OUVERTURE NY FANASAZIANA ???
=)) =)) =)) te haka olona maro tgvendrana hiaraka voasazy aminy nefa ny kil efa midongy fa resaka akoho maniry niry ve leuleu
5. terrywui ( 01/03/2010 18:34)
inona ary ty dinika mampinainaina an'i batista lava ty le ! konetaka fona elah tato ho ato zay ! ary elah alou omaly toa tsy tonga nefa za niandry anlah ! aiza ho aiza eo amle rond point be eo Evry misy macdo io elah lety mpetraka rabatista a! za ane tany omaly e! tao amle macdo ah niandriandry anlah !!
6. ramosekely ( 01/03/2010 18:38)
raha mitady ouverture ry tgv dia malalaka hoazy ouverture eny tsiafahy,aleo ny sazy individuelle hiatra fa liana izahay ,raha tsy matahotra sazy koa atao inona io conference @ le 4,5 io
:-D :-D :-D
7. terrywui ( 01/03/2010 18:40)
ary elah toa tsy hita tsony lety rabatista a! miandry anlah fona ny oul laozanlah mikonetaka coferansa lava ato tsisy mirara ze koferansa anlah eo fa efa fifidianana zao no malaza letsy aa!! ahoana ndray amn samedi afaka ve elah ??? kozio milay mialoha sao mametraka !! hirozy kely fotsiny letsy aa!
8. ramosekely ( 01/03/2010 18:58)
marina izany le fifidianana voalazan'ny GIC io
9. ramosekely ( 01/03/2010 19:01)
tsy te ho responsable @ izay mety hitsanga i tgv dia mody asiana conference aloha dia hilaza hoe tsy izy no responsable @ izay io sazy io fa isika mianakavy ihany io
10. Toumba ( 01/03/2010 19:46)
CONFERENCE le 4,5 MARS =FAHATAHORANA SAZY SI NON TOHIZO NY ELECTION @ 20 MARS
11. milamm ( 01/03/2010 20:41)
ahatratra 1800 no vinavinany lavanify anatrika io atelier consensuel unilateral ny 4,5 marsa eny ivato
-tanjona tiany tratrarina de tsotra ny ahazahoany @ fomba rehetra ny majorite majorite ecrasante au congres national transitionel,anamboarana constitution sur mesure, de preference une Constitution qui ne renferme pas l\'age minimum de 40 ans pour etre eligible a la presidence de la republique!ny tsy azony lavanify sy ratsy rahonana,itsinjovany ny hilatsahany avy hatrany avy eo c\'est que le GIC et les 3 mouvances ne sont pas contre la tenue d\'elections: ils sont seulement contre des elections legislatives ou presidentielles organisees unilateralement par lavanify!, il faut qu\'elle soit organisee conjointement par les 4 mouvances et qu\' elle se deroule sous l\'oeil vigilant de l\'UA, de l\'OIF et de l\'UE.
et ce marin fou d\'hypocrite aucune experience de la relation diplomatique internationale qui essayait de nous prendre comme des nases , sur le you tube on etait tous temoins de l\'evenement a l\'Episcopal Antanimena Vice-Amiral dérive complètement, il veut emmener en bateau tout le monde !
A-t-il oublié que la scène qui s\'est passée à l\'Episcopat à Antananarivo a eté filmée (voir dans Youtube) et que tout les Malagasy ainsi que la communauté Internationale le savent !
extra plus Le Nonce Apostolique, Le Représentant de l\'UA, l\'Ambassadeur des USA, Le Pasteur Président des Eglises Reformées de Madagscar sont tous temoins des scènes qui se sont passées.
surtout quand on est le plus grade de l\'armee d\'une Nation qui nage entre la difference de ce qu\'il qualifie >,et tout simplement, un coup d\'état Militaro-civil ce qu\'il qualifie comme
enfin bref,lavanify veut pousser jusqu\'a la limite pour y arriver a ses miserables fins la premiere elections legislatives 20 mars ,mais il y a juste un petit blem les communites int. qu\'il a toujours defié vont lui faire comprendre bizness iz bizness :lol: miaiky ny tenako fa b resaka teto zafady re olona :-D
12. Toumba ( 01/03/2010 20:53)
efa fampiriny moa no nisy tahakan'io conference natao io fa dia nandamoka daholo soit atao ny election legislative @ 20mars soit miala toute suite ,
13. nancy ( 01/03/2010 21:10)
Na hiodina havia na hiodina havanana na hihemotra na ahoana na ahoana dia tokony ho voasazy foana ny mpanao coup d'etat be zizo be zesta tsy mahavita azy.
14. pikatti ( 01/03/2010 22:43)
tsisy mirara ze koferansa anlah eo fa efa fifidianana zao no malaza letsy aa!!
bis repeitta eo elah vao fay
http://www.youtube.com/watch?v=h_Bl_jzPby0&NR=1
15. ramosekely ( 01/03/2010 23:07)
milay le hira ,apartir le 16 mars mety hmasaka be :-D :-D :-D
16. zoam ( 01/03/2010 23:14)
efa tsy ho ela intsony dia ho rava e
http://www.youtube.com/watch?v=qt0aE0LX7nc
17. xxx3 ( 01/03/2010 23:22)
http://www.youtube.com/watch?v=I3uV-HrYJks&feature=related
:-* :-* :-*
18. AndriambyII ( 01/03/2010 23:26)
wxxx:

OUVERTURE NY FANASAZIANA ???
=)) =)) =)) te haka olona maro tgvendrana hiaraka voasazy aminy nefa ny kil efa midongy fa resaka akoho maniry niry ve leuleu


Ka misy fitenenana anie manao hoe " ny atody tsy misy fa ny akoho no mverna ry lery é !!
:lol: :lol:
19. katrikatry ( 02/03/2010 01:27)
tsy hita intsony izay teny gasy azo handikana azy ,satria raha hiteny hoe may volo tatra ny fat(y) dia ho tsy nirarahin''ireo izay volo tratra hirehitra any fa fa rehefa ho tonga le 16 mars vao hikoropaka etsy sy eroa indray

conferansa fivarontan-tena ,hita amazava izao fa efa mamelatra saingy masiso tsisy mpila :evil: :evil:
20. ndotofetsy ( 02/03/2010 20:08)
maty tena rty aa

=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3209