conference fanavotan-tena ny FAT(y) ny 4,5 mars

21. ramosekely ( 02/03/2010 20:28)
ho tonga ao daholo ny capsaty en civile ,ny olona nafarana avy any @ faritany,ny foza eny bas @ quartiers ,ho feno 4x4 eny ivato
22. fijo ( 02/03/2010 22:11)
tsy efa mizara vola eny isotry ve izao hameno ny pokona eny ivato??
23. ndotofetsy ( 02/03/2010 22:27)
fijo:

tsy efa mizara vola eny isotry ve izao hameno ny pokona eny ivato??



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1899