140% NY FISONDROTAN'NY VIDIM-PANAFODY

1. Vahoaka ( 27/02/2010 12:02)
FA AHOANA IHANY NY REVOLISIONA ORANGE NO LASA PAISO :twisted: :twisted:
répondu par pikatti le 01/03/2010 13:17
2. locl ( 27/02/2010 15:14)
eeeeeeeeeeeeee! Tsy nanampo izao aloha i TGV fa dia mba lasa "bonne poire" daholo hianareo malagasy, ny aminy manaraka misaina misimisy e
3. terrywui ( 27/02/2010 19:28)
tamin'i andron'ny dada aza niakatra 150% kouuu ! ny menaka 7000fmg lasa 35.000fmg , ny vary 2750fmg lasa 8500fmg !
ka refa misioka ny oul de vorondolo ???
4. pikatti ( 27/02/2010 21:22)
Tsy nanampo izao aloha i TGV fa dia mba lasa "bonne poire" daholo
zany refa te hilingilinga ho prez , izay marary anie izany dia namany efa maty satria tsy voavidin'ny vahoaka intsony ny fanafody
5. pikatti ( 27/02/2010 21:23)
Sady tsy misy fanafody fa izay mba hita dia fanafody fopla indray koa :cry: :cry:
6. fijo ( 27/02/2010 22:09)
locl,raha mba ahay hisaina koa amin'ny manaraka
7. AndriambyII ( 27/02/2010 23:15)
On a la contrôle des produit pharmaceutiques , les contrôles des produits laborantins , les controles d' ADN , les contrôles génétiques , microbiologiques , les contrôles énérgetiques , contrôles des ressources naturelles , alors , faites vos choix SVP ,le temps passe .
8. pikatti ( 28/02/2010 12:19)
FA AHOANA IHANY NY REVOLISIONA ORANGE NO LASA PAISO

Ny hevitra teny ampihandohana tsara fa nanamorika nony nisy an'iny fanonganam-panjakana iny bainn a 8O :idea:
9. ndotofetsy ( 28/02/2010 15:42)
tsara kosa izany rehefa miakatra ny vidiny ko ento miakatra ty firnena ty ozizy bain zafy zay
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. pikatti ( 01/03/2010 13:17)
Firy zay no efa matin'io fanafody sandoka io ???
Fa Rawix aloha tsy voany e , ny azy ndray namelomanm-PATY nanao lasopy viagra nga mbola tsy kobonareo klé

http://www.youtube.com/watch?v=3Jb8ksEvlFs
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1557