AOKIZAY FA NDAO HIFANANTONA,HIFANOLOTRA HEVITRA ! HOY TORAKA
1. terrywui
(
27/02/2010 10:04)
Misy hevitr'i Mahitsy Toraka ity raha mety amitsika
Mifanaikitra ny ao amin'ny Fitondrampanjakana sy ny Mpanohitra !
--Hifanaikitra koa isika eto amin'ny serasera sy ny site misy forum rehetra ! de aiza tsony ary izany no toerana ahitana fifanarahan-kevitra sy fitondrana anjara biriky ho an'ny firenena ??
--Ka misy toro hevitra tsara ity tsy misy tombotsoa ho an'ny TGV HAT ny ho lazaina na entina hampiakarana ny ANKOLAFY3 !
--Manokafa "adihevitra marimaritra iraisana" isika hiresahitsika hevitra tsy manohana Antoko, fa ho tombotsoan'i Madagascar fotsiny !
--Ny antony dia hita fa mihamikororosy sy anaty Krizy mafy ny Tanindrazantsika amin'izao fotoana izao!
HEVITR' ILAY MAHITSY TORAKA !

---Atomboy ary le adihevitra tsy miankina Rapika fa elah no Filoha eo zao aa! ataovy eo ambony eo zay hanao voalohany zany !!.....

répondu par pikatti le 01/03/2010 22:09
2. terrywui
(
27/02/2010 10:11)
Marina io hevitr'i TORAKA io raha ny eritreritro satria de tsisy zavatra ho vanona eto raha : Bitro voalavo e , lapin e, ronono antavy e, sipa lava nono any swazi ee , no hiverimberindava eto ! ka ovay ary ny sasany amle adihevitra, de asio tena mba milay marina tsisy mifanala le izy !! :-* :-* :-* :-* :-* raha tena resinareo lahatra ah de mety hiova TIM na 3mvs ,Ankolafy3 iany ndray andro any !! fa hatramzao alou de tsy resy lahatra mitsy ah e..! ka ny vidakanay ary ve no ataon'ny sasany pub eto kou aiza zahay no ho resy lahatra kléééé :evil: :evil:
4. terrywui
(
27/02/2010 10:13)
http://t2.gstatic.com/images?q=tbn:oYxu2JZdLxJ3GM:http://www.mybloglog.com/hcard_image.php%3Fmember_id%3D2007062515060800
5. terrywui
(
27/02/2010 10:15)
http://1.bp.blogspot.com/_vzW15tq1i_o/S3prgbN_mII/AAAAAAAAAI0/q75igsDZ0d0/S220/Thierry_Andriamirado-02_02-256x256.jpg
6. terrywui
(
27/02/2010 19:35)
:-D :-D :-D :-D mbola ho tratrako io vatofototra io fa andraso kely mou !!!! lery kou tsy sahy miditra mivantana eto hanaovana azy tsartsara !! :lol: :lol:
7. pikatti
(
27/02/2010 21:29)
Efa tsy hain'elah sahady ve ny mandefa jereo eto e???
Ny anelah toraka bolao koa aiza elah no valin'olona, efa hita fa tsy lasa ny tgvn'elah io na handeha bakan'ny lohan'elah aza :-D :-D
Ny anelah toraka bolao koa aiza elah no valin'olona, efa hita fa tsy lasa ny tgvn'elah io na handeha bakan'ny lohan'elah aza :-D :-D
8. ramosekely
(
27/02/2010 22:17)
aza atao an'izany kosa ra wiwi ry fijo an ,lery anie hono efa nahazo promesse tany @ tgv fa ho atao ministre ny serasera raha mahazo reconnaissance international i tgv e
9. esserra
(
27/02/2010 22:23)
Ministra rediredy ao @ madagetotra no tena izy ,any lery afaka mirediredy izay tiany hatao , tsisy mandràra na mandefa sary maloto efa fanaony ireny ihany :roll:
10. fijo
(
27/02/2010 22:27)
io ve no atao minisitry ny serasera tsy ny avy eny isotry ny andranomanalina no tena hisongadina leu leu
11. terrywui
(
28/02/2010 10:51)
io ve no atao minisitry ny serasera tsy ny avy eny isotry ny andranomanalina no tena hisongadina leu leufa maninn anlah rafijo (lainga no dikany) ny Isotry sy andranomanalina ?? io ndray le fanavakavahana ara-poko sy ara- pihaviana aaaa!!!! zay le tena tsy laniko zay !!! fangah raha maintimainty sy ratsy akanjo izy de tsy mendrika ny hitondra firenena ?? zay mitsy ee! miaraka amin'i ROSSY mitsy ah amzao amity fanavakavahana mainty sy ambany razana fanaon'ny TIM ty !! vao maika ataonay mirehityra laisany fa tohizo iany io toetra ratsy io :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
12. pikatti
(
28/02/2010 12:26)
Aza be morale eo elah rawix a, elah oz elah tsy mirevy an'ireny tany dago fa nony nataon'ny tsotsoka taty hoe gena elah zay vao nahatsapa fa tsy rariny ve, teny tsotra fotsiny ny kôziko anelah ,OVAY @ ZAY LE TOE-TSAINA!!! :lol:
13. terrywui
(
28/02/2010 14:24)
miaraka amin'i ROSSY mitsy ah amzao amity fanavakavahana mainty sy ambany razana fanaon'ny TIM ty !! vao maika ataonay mirehitra laisany fa tohizo iany io toetra ratsy ioelah kou zany anisany ?? efa laisany mianakam's zany no efa ratsy toetra kle!! fa elah ve alou hande androany sa tsy hande fa otran mampifila kou elah le !! refa tsy hande elah de hande zahay sy razoam fa tsisy mitamby amlah kou eo !! aona aiza elah zao kozio !! de alaina any elah ra tsisy vamm??!....
14. terrywiui
(
28/02/2010 14:29)
Alaio aty St Denis aty lesy rapika a, efa lany daholo ny tickets nomen'elah reny ,razoam tsy mety hanomé :lol:
15. pikatti
(
01/03/2010 22:09)
Hifanatona ozy elah rawix nefa le popolita ty anie no mamoha fota mandry e, efa heritaona ve leisy io fanaratsiana an'i R8 io tsy nahomby fa vao maika aza hatahoran'ny foza de vao tonga takaka d hoe " r8 nanongan-tena"
Zay anie no kôziko @ lah e,tsy misy sahy manaonao foana hoa eo raha tsy miandry daholo ,na bevava eo aza elah zay no fandehany na tian'elah io na tsia
Zay anie no kôziko @ lah e,tsy misy sahy manaonao foana hoa eo raha tsy miandry daholo ,na bevava eo aza elah zay no fandehany na tian'elah io na tsia