hin hin hin hon hon hon her her her RESY LAVA EE
1. terrywui
(
26/02/2010 09:51)
Tsisy masoandro mihiratra mitsy ny zanak'i dada ato amin'ny serasera.org ndraHery ato e!! sady tsisy hapoaka e! vava sy wawawouwou fotsiny ...
1/ -Vatofototra = mangalatra reportages n'olona sisa no mba zava-bitany
2/ -Manapoaka ze TGV ato amin'ny serasera sisa Hery (oh: Oay, Esera ,general ...)
3/ -fanaratsiana endrik'olona sy bikan'olona sisa Politikany (oh : Nath Rabe , Andry Rajoelina ...)
4/ -mamorondainga be sy mpanely tsaho ,milaza habobo
5/ -Farany : tsy afaka ranomaso vao mifoha maraina mandrapariva ,ranomaso no hidirana serasera.org de ranomaso no hivoahana serasera.org ! zara raha mahita mangirana ami'ny politika ! I NOUE ihany no mba nanana hevitra mavesatra sy nitombina teto fa vao tsy teo izy de vatakazo aby ny ambiny !! hon hon hon hon her her her her her her
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))

répondu par pikatti le 28/02/2010 12:34
2. ravalowui
(
26/02/2010 17:51)
faly be ery ialahy fa tonga anga le PPN avy any @ arabo
sa lasa 500ar ihany ny kilao ny vary ,ny vidiny menaka

3. pink
(
26/02/2010 23:54)
vary 2500fmg/kg, menaka 10000fmg ny litara, hamidy ny force1 hanaovana hopitaly.. .. aoka re izay fa efa mihinam-pako ny betsaka izao..
4. terrywui
(
27/02/2010 09:02)
1/ -Vatofototra = mangalatra reportages n'olona sisa no mba zava-bitany
2/ -Manapoaka ze TGV ato amin'ny serasera sisa Hery (oh: Oay, Esera ,general ...)
3/ -fanaratsiana endrik'olona sy bikan'olona sisa Politikany (oh : Nath Rabe , Andry Rajoelina ...)
4/ -mamorondainga be sy mpanely tsaho ,milaza habobo
zay sisa adindry Pikatti sy ny akamany ato !

5. pikatti
(
27/02/2010 21:43)
Ka elah tsy hanao n'inon'inona de aleo elah ampinàna klou :-D :-D :-D
Ny anay mandeha foana ny tsikera raha mbola tgvody ny eo :lol:

6. terrywui
(
28/02/2010 10:33)
ka le tsikeranlah efa tsy amin'ny plasiny tsony fa ny fifidianana zao no malaza laisany variana mitsikera fotsiny kou ! efa lalankafa ndray zao
7. pikatti
(
28/02/2010 12:34)
Zahay leity tsy maintsy mitsikera refa misy zavatra tsy mety a, na iza io na iza , zay aloha ataovy ao antin'io lohan'elah io, ary apetraho ao tsra mandrapahatapitrin'ny androm-piainan'elah , tsarovy tsara any ndray andro any fa hisaotra an'i rapika elah :lol: