ia aby tsa tia antandroy sy merina

1. ndotofetsy ( 25/02/2010 22:51)
ra foinde no mikozy jiaby potaka

wahahahahahahaa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par milamm le 01/03/2010 09:08
2. diloo ( 25/02/2010 23:46)
Nao koahy nahoda, le longonao tgv iny koahy le ambaniandro fetsompory.
Olo mpamitaka.ia zao koahy le frère de lutte 13 mai, bakeo ia nangetora ty lava hihy.Longonao koahy tsalo matsimpory avao.merin-dahy rasisita.
Ka ino avao ty ataonao anan'izao? Ho hahy ia ? hifoka jamala! :-D :wink:
3. pikatti ( 26/02/2010 00:09)
Ka asia fivolana rasista zao koahy ty reheke atoy toy nahoda fa samy gasy iaby atsika atoy e! ino koahy raha volaninao ity vale !
Lilyrose Finaritra est en train de saisir du texte...
Lilyrose Finaritra: indeso mora avao koahy dinike toy e! :roll: :wink:
4. pikatti ( 26/02/2010 00:15)
diso penina lesy le fika a!:lol:
5. pikatti ( 26/02/2010 00:16)
sanabavy koahy hihihih le nanarake mba toy ty raha hafa koahy e! iha koa koahy le bandy diloo ity manisy problemo hihihi
6. diloo ( 26/02/2010 00:50)
diloo ity manisy problemo hihih

Nao koahy, le olo volanoko rasista koahy i lavanify. Vasa i Ndefo baka Toliara bakeo vita ty landrozy nahoda Ndefo, le tsy misy respect olo boaka atimo any.
Le Tandroy, Vezo, Tanala, olo gasy frères iaby isika, tsendrika lapin tsalo mantsy io avao koahy olo rasista.
Antsika iaby koahy olo gasy ka manja koahy. :-* :* hiiii :-D
7. diloo ( 26/02/2010 01:01)
Enteo koa ty nahoda iraiky toy, olo baka provinsy. Vasa tsy tia olo boka faritany le tsalo lapinify toy.
Izay avao volanoko lapinify rasista.
Jean Eugène Voninahitsy, conseiller spécial du président de la HAT a donné un point de presse statuant sur ses relations avec Andry Rajoelina .
Parmi les raisons, je vois les reproches que les conseillers de Andry Rajoelina effectuent régulièrement sur sa radio ( Viva) .Notons que ces attaques sur les ondes, ne concernent pas uniquement ce vice PM sortant mais concernent aussi d'autres politiques comme Alain Tehandrazanarivelo,… et moi-méme.

:wink:
8. Mirananirina ( 26/02/2010 06:53)
de raikitra adi-poko zany eh
9. terrywui ( 26/02/2010 09:39)
teny ratsy zany ato zany ! matory ary ve rahery sa mody fanina fa lasa bordel ato !! rajy iny alou efa razana fa mihinana kou elah niany DILOO fa vizan'ny mivarotra etsy Montreuil elah de serasera no korotanina !
---jereo ty zavatra mamoafady lazainlah
y le ambaniandro fetsompory.
y tsalo matsimpory avao.


raha tsy miala amin'izao ny PS nlah ra-Diloo de tafiditra ao anatin'ny fianakaviambe ny tsy maty manota koa elah zany ...!! aiza Hery oo ...mba jejojejo Hery manala an'io Diloo io a!
10. diloo ( 26/02/2010 11:33)
na an'inona elah na anino elah, rehefa nahazo anarana hitler kely tamin'i Filoha Zafy leity dia azo ompana ny biby mpamono vahoaka.Izany hoe olona tsy misy vidiny dia tsy mila hajaina mihintsiny:io ompa raisiko responsblité io no sahaza azy. Je dis tout haut ce que tout le monde pense tout bas. :evil: :evil: :evil: :evil:
11. diloo ( 26/02/2010 11:38)
rawiky, lelafo aloha ny faladian'i Andriamatoa Hery, izay vao mangatà hanaisotra an'i Diloo mpijedaka an'i lapinify :-D :wink:
Glup! miwika indray rawika. :-D
12. AndriambyII ( 26/02/2010 19:17)
Ambila avao laolo hagnagno raha tiagna dontofantsy ! tsy voaningitrao mareigne vandy ataondreo zay , tsy abanô tsy endrikô reo ! ialao ingitre !! poua hi hi hi :-D :-D :-D
13. fijo ( 26/02/2010 21:54)
io ryzalahy tsy misy tandroy sy merina zao e,samy misy foza ao,
14. milamm ( 01/03/2010 09:00)
ia koahy tia malagasy jiaby fa tsy tia tondondripo(donto....y),ty lohany vasa t.y anatiny ao ,tsika koahy mba mifitaha soa fa tsy haintsika minday ty firenena ity depuis 1960. Ra8 ninday azy pendant 7 ans, niova M/car, mba mila mieritseritsy koahy sika fa tsy lasa mentalité tsika toy, ty credibility tsika an-dafy atoy koahy mis en jeu
15. milamm ( 01/03/2010 09:08)
donto...y mantsintsigny vavanao homantsokake.Ty loha ao raiky avao t.y ty anatiny aby

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.054