Entina ampalazana ny blogy Vatofototra fotsiny le reportages

1. terrywui ( 25/02/2010 12:08)
Amzay de kobon'ny olona hoe misy anzany blogin'i VATOFOTOTRA zany anie rey olona ato e! de mande tsara ny zaferany amzay !! maninnn ary raha alaina avy ao amin'ny youtube na dailymotion otran'ny an'i Noue fa tsy ao amin'ny blogin'ny vatofototra no akana azy ??? noho izany entina hanaovana pub sy hampalazana sy hitadiavana lalambarotra mihitsy le reportages n'ny TVPLUS !!
ny dikanzany ?? petsa eo enao ravatofototra raha mbola mitohy io fa fitiavantena be !! malaza foana io bloginao raha hainao ny manao zavatra marina ao ...! tsy mangalangalatra zavatr'olona satria misy auteur foana ny vokatra mivoaka na inona na inona !! maninona raha mba mamorona reportages vaovao anao mihitsy ee?? tsisy ankandika sy ankifetsifetsy fa tena anao madiodio !!


misaotra anao !
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:51
2. terrywui ( 25/02/2010 12:11)
ka mandra-pahalamin'ity afera ty de aza mandefandefa video eto mitsy alou ngahy fa manakorotana lohambahoaka sy ny firenena fotsiny !! olona iray ve no hampisavorovoro firenena iray manontolo !! mazava zay a..!

3. pikatti ( 25/02/2010 12:56)
Atsaharo leity ny ranomaso a, hantsoy ny tgvn'elah hanakana anay raha mafibe,ny adalan'elah no tsy te hanao pub ,ny anay liberté d'expression fa tsy fanagadrana mpanao gazety na ny olona tsy mitovy fijery @nay akory
4. terrywui ( 25/02/2010 15:09)
Atsaharo leity ny ranomaso a, hantsoy ny tgvn'elah hanakana anay raha mafibe,ny adalan'elah no tsy te hanao pub ,ny anay liberté d'expression fa tsy fanagadrana mpanao gazety na ny olona tsy mitovy fijery @nay akory
Hanao lohan'i dada ndray zany ?? ""ze ataoko iany no mety??"" rehefa tsy mety de tsy mety lety Rapika a!! elah zao nampiesona ahy tary St Ouen iny de tsy mety iny zao ..!! fa tsy mila amboarimboarina otrizany !!
--mangalatra chaine n'olona tsy nahazo alalana hampisongadinana ny blaoginy ravatofototra de eo elah miaro azy manao beloha fotsiny eo !!

""Mba ampiasao letsy Rapika io lohabe io fa tsy natao hipetrahan'ny satroka fotsiny a !!" hin hon hon hin,hin hin hin hon hon

5. Mirananirina ( 25/02/2010 15:35)
elah zao nampiesona ahy tary St Ouen iny de tsy mety iny zao
hay nareo mitsam manao rdv any ho any hihihi
6. terrywui ( 25/02/2010 16:11)
napetrak'ilery teo am mangatsiaka be teo ah mirana a! tena bandy tssshh ..!! i batista no tonga na tara aza fa lery nilaza tsy afaka refa nantsoina fa hoe maharary be hono ny kibony ...!! natahoranlery angamba zahay sy ra zoam !!
7. terrywui ( 25/02/2010 17:07)
fa hono oa ravatofototra de rehefa malaza be eto ary zany zao le bloginareo de aona amzay ?? hanao hitady lalambarotra pub bedebe amzay de sosy be ve ?? de ny mass media an'olona no hatao tohatra ??...koboko ane le fika ee! :oops: :oops: :lol: :lol:
8. pikatti ( 25/02/2010 23:38)
Aza be resaka eo leisy elah a, lisany foza tony mantsy tsy mahay miresaka raha tsy io lainga io ihany an!!! :lol:
Aza mialona ny blogn-dravatofototra leisy elah a, ny azy tena milay fa nenlah,mangalatra hiran'olona fotsiny :-D :-D :-D
Mirana :wink:
9. Rajakoo ( 26/02/2010 00:59)
fa hono oa ravatofototra de rehefa malaza be eto ary zany zao le bloginareo de aona amzay ?

Ho vidinay koa ny blaogin'i wiwi , dia haninona, vidinay 1centime , raikitra ve???ny anao tsy malaza akory anie e, tsy aleo aza vidina 1C toy izay hakatona
10. terrywui ( 26/02/2010 10:04)
:-D :-D :-D :-D :-D tsy maintsy ajanona letsy io hadalana be ataondra vatofototra io na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana a! fa le kozindraHery hoe hanirahana jiolahimboto otran'ny fanaon'i dada taloha no tsy izy ..! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: style ndrahery manokana zay ,fomba fanaony
11. pikatti ( 27/02/2010 21:51)
Ary tena tsy voasakan'elah lesy izy zany rawix , ny anelah bala rora fotsiny , tena adim-poza :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1218