VIDEO MOMBA AN'I DADA JEREO EO AMBANY hon hon hon hon

1. terrywui ( 25/02/2010 09:54)
POLITIKA
Famotsoran-keloka
«Tsy tokony hahazo Ing Marc Ravalomanana»

Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny amin’ny trano fiasany, tetsy Anosy, omaly, Ing Roland Ratsiraka. Tao anaty fandaharam-potoana ny resaka manodidina ny vahaolana arosony hivoahan’i Madagasikara amin’ny krizy sy ny famotsoran-keloka. Mikasika itsy farany dia tokony ho voakasik’izay famotsoran-keloka hivoaka eo ny raharaha 2002 ka hatramin’ny 2010. Saingy nomarihiny fa tsy tokony ho anisan’izany ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Mialoha ny hahatongavana amin’izany anefa dia nametra-panontaniana Ing Roland Ratsiraka hoe: didim-panjakana havoakan’ny Filoha ve no lalàna fototra hanatanterahana ny famotsoran-keloka sa ny CST no handray an-tanana izany?
Momba ny famahana ny krizy indray dia nilaza Ing Roland Ratsiraka fa tsy tokony hiverenana intsony ny resaka «Maputo» sy «Addis-Abeba». Tsy maintsy irosoana ny fifidianana depiote, hoy izy, satria izay ho vokatry ny latsa-bato eo no hamaritra ny ankolafy pôlitika misy eto Madagasikara. Kianiny ho napetrapetraky ny GIC fotsiny fa tsy nisy fototra niaingana mantsy ny ankolafy pôlitika 4 misy amin’izao fotoana izao. Efa miresaka fifidianana ihany dia nametra-panontaniana Ing Roland Ratsiraka hoe rahoviana no hitsangana ny CENI ary iza avy no ho mpikambana ao anatiny? Ankoatra izay dia fanamarihana nataony ny hoe tsy ho vita ao anatin’ny 3 volana ny fanomanana fifidianana, raha tsy hiresaka afa-tsy ny bileta tokana.
V.R.



http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:54
2. terrywui ( 25/02/2010 09:57)
Dada.....maty an'ady mantsy ka an'irotra ,matoria mandrakizay....
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEAndraipa !
3. terrywui ( 25/02/2010 10:45)
NA IZANY NA TSY IZANY ALOHA DE ALEFASO NY AROZAZIN' I Vice Amiral Hyppolite Ramaroson MAE
-- io ny antsika e! ho ela velona , mankatelina ,tsy hielina fa hamelona .....!! hon hon hon hon hon
AROZAZY EE
AROZAZY BE EEE



4. terrywui ( 25/02/2010 10:54)
MINO AH FA TSY ANDEFANDEFA NY Video ako eto tsony elah amin'io !! fay elah zay ...!! hon hon hon hon

http://www.youtube.com/watch?v=iY_dNNEWyxA
5. Mirananirina ( 25/02/2010 10:55)
ary ilay jereo eto mandefa zavatra olona ve ry terrywui tsy voarara ny lalàna..izahay manko tsy mahay lalàna fa tsy nianatra io.Mamaky no mba hainay
6. terrywui ( 25/02/2010 11:04)
manaona alou mirana e :* :* :-* :-* :* zay vao manapetsa anah amzay ref vita ny bonjour!!
--namaliko an'i hery fotsiny ane alou io vidaka io fa ny anay nataonlery pub tato mitsy lee.....!!
--faharoa a!! samihafa ny reportages sy ny hira !!
7. Mirananirina ( 25/02/2010 11:11)
manaona alou mirana e zay vao manapetsa anah amzay ref vita ny bonjour!!
--namaliko an'i hery fotsiny ane alou io vidaka io fa ny anay nataonlery pub tato mitsy lee.....!!
--faharoa a!! samihafa ny reportages sy ny hira !!
salama ve terrywui eh!!inona indray izay video nareo ato izany eh
8. terrywui ( 25/02/2010 11:50)
an an an akah !!... tsy zah anie no nandefa mialoha fa i Hery no nandefa anle izy mialoha nefa tsisy momba anle izy akory le dinika ee! :evil: :evil: :evil:
9. pikatti ( 25/02/2010 13:02)
Taiza ndray zao no nakan'elah an'ireo sarisary reo ....?????
Zah angaha nangataka t^ lah hoe ataovy pub ny seraserako klé!!!!
Taiza zao no nakan'elah an'io jereo eto ito, zah angah milaza @ elah hoe ny zavatra hitan'ny mpanao gazety hafa any no taterina aty!!!!!
Manaova elah journaliste fa tsy ny an'ny hafa no zestiavan'rlah eto
10. terrywui ( 25/02/2010 15:31)
Taiza ndray zao no nakan'elah an'ireo sarisary reo ....?????
Zah angaha nangataka t^ lah hoe ataovy pub ny seraserako klé!!!!
Taiza zao no nakan'elah an'io jereo eto ito, zah angah milaza @ elah hoe ny zavatra hitan'ny mpanao gazety hafa any no taterina aty!!!!!
Manaova elah journaliste fa tsy ny an'ny hafa no zestiavan'rlah eto
ary mamely an'i vatofototra koa elah an ,?? hon hon hon hon angah efa mahalagy anlah koa lety rapika le zavatra alefanlery toa asianlah mafy ravatofototra ato zany le !! gaigy ty léé ..!! sa tapakevitra hiova TGV amzay elah mba ho hendry fa leon'ny adalana teto hatramzay mandefa sary vetaveta sy porno sy tsy fampiseho masoandro sy mamoafady ????
11. Mirananirina ( 25/02/2010 15:43)
an an an akah !!... tsy zah anie no nandefa mialoha fa i Hery no nandefa anle izy mialoha nefa tsisy momba anle izy akory le dinika ee
aiza izany fa tsy hitako e
12. terrywui ( 25/02/2010 16:14)
jereo ao amle oe "jereo eto " amle titre na dinika oe VATOFOTOTRA nahazo alalana tamin'i TVPlus ve ingahy io " de jereo ny valitenin'i Hery ao ane ee!
13. pikatti ( 25/02/2010 23:42)
Ahoana leisy rawix a, hanao journaliste ve elah e, tandremo ary elah fa raha tratrako mandefa jereo eto tonga de esoriko an, zay zany efa niteny anelah zah zay sao mantsy elah be taraina eto ndray
Ny anay leisy vive vaotofototra =D
14. terrywui ( 26/02/2010 10:08)
Vatofototr'elah efa ho kendain'i TVPlus tsy ho ela fa miseho ho be mokondoha amin zavatr'olona :evil: :evil: :evil: :evil:
15. pikatti ( 27/02/2010 21:54)
Aiza zany leisy ???? vao maika ary nirongatra be, tena faly daholo ny mpisera zao :-D :-D elah irery sisa ty no mitomany lava maraina atoandro hariva eto :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0934