Veloma lava fa hiodina irery ny Fitondrana e! ADIEU...

1. terrywui ( 20/02/2010 09:30)
Vita ny tantara fa de manao veloma anareo MPANOHITRA e....!! rehefa be dongy hianareo sy ny GIC nareo sy ny Ping pong sy ny (sadec efa voapala) nareo de ho karakarainay irery ny fifidianana !!!!!.....ary de ho veloma lava fa ho nfinofy sisa izany hoe zanak"i dada teo amin'ny MAGRO mandrovitra pataloha , sy ny 3mvs arema , monima , tim , ....zany !!!fa atao tantara tsy fanadino sisa ee!! ty hira kely efa mahazatra ho anareo " an'irotra' !! .... hin hin hon hon hon hon
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:56
2. pikatti ( 20/02/2010 12:09)
Fa ahoana elah no anao adieu sahady klé, :-D :-D :-D kôk klou e, aleo hiaraha mahita eto bainn a, aza miala bala eo elah , eto @ le dernier round eto ndray ve elah no hitsoaka , efa be ihany izay vitan'elah zay dia ho rano raraka an-tany daholo ve???? :-D :-D :-D :-D ,hogan'ilay zandary iny ndray zany vola noraisin'elah t@ R8 zany :-D :-D :-D
3. pink ( 20/02/2010 13:46)
terrywui:

Vita ny tantara fa de manao veloma anareo MPANOHITRA e....!! rehefa be dongy hianareo sy ny GIC nareo sy ny Ping pong sy ny (sadec efa voapala) nareo de ho karakarainay irery ny fifidianana !!!!!.....ary de ho veloma lava fa ho nfinofy sisa izany hoe zanak"i dada teo amin'ny MAGRO mandrovitra pataloha , sy ny 3mvs arema , monima , tim , ....zany !!!fa atao tantara tsy fanadino sisa ee!! ty hira kely efa mahazatra ho anareo " an'irotra' !! .... hin hin hon hon hon hon
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA



matesa any aminy vary tsy mifody koa izany UNILATERISME izany e...Efa hivadika ny globe fa efa voky tsy nizara ianareo... ny ambim-bava ny vahoaka ary tsy nisy intsony.
4. Scofield007 ( 20/02/2010 15:09)
La liste des sanctionnés comprendrait actuellement environ 150 noms des membres de la HAT, de la présidence et du gouvernement mais aussi des membres des différents Etats majors des forces armées.
Cependant certains membres, de la HAT par exemple, ont grâce à leur réseaux et amis étrangers, échappés à cette liste. D’autres comme Ny Hasina Andriamanjato mais aussi des membres actuels de la HAT et du gouvernement sont très actifs pour ne pas apparaitre sur cette liste. Ce qui présume de certaines défections dans les prochaines semaines : le remaniement serait l’occasion de quitter le navire sur la pointe des pieds
5. Scofield007 ( 20/02/2010 15:13)
aza maika ialahy ry wiwi an ,io ihany mahavoa an 'ialahy t@ le resaka PPN avy any arabie sy ny famatsiam bola .Tena nety mihitsy nataon'ny gic hoe le 17mars dia mihatra ny saction individuelle raha ...
ka ho hitantsika hoe ny fialana bala an'ireo ministre sy memebre ny HAT manana famille any frace sy sisa
6. patrick2002 ( 20/02/2010 19:10)
sanction letsy efa ela ny malagasy no hazony sanction ny GIC ah!
ohatra ,ny vola hanaovana projet any madagasikara dia tsy maintsy ny entreprise-ny firenena nampindrana ny vola no tompony marché ,sous forme fotsiny ny appel d`offre .
Sanction manaraka ny vola azo @ fanondranana entana mivoaka ny madagasikara dia tsy maintsy mipetraka any @ bankiny firenena hanondranana azy . :lol: :lol:
ka tsy misy hampitahorina anizay sanction eo ,
aleo izahay TGV aloha hitondra avec ou sans sanction ^:^ ^:^ ^:^
7. AndriambyII ( 20/02/2010 19:30)
Avec sanction ou sans , tsy maintsy miainga hoy izahay io ,tsy misy choix alternatif intsony ny malagasy . Tsy maintsy manao soroka miara- milanja sy tongotra miara- mamindra . :!:
8. Scofield007 ( 20/02/2010 20:24)
[URL=http://ti1ca.com/3vstu006-DSC-0778grpe-DSC_0778grpe.jpg.html][IMG]http://mk9.ti1ca.com/3vstu006.jpg[/IMG][/URL]
vao maika lasa en forme be ra8 indrindra moa fa lalao ,vao maika lasa sexy en forme tsara e ,efa akaiky ny fandresena hita taratra eny @ tarehy ihany mantsy izy io
9. dofinois ( 20/02/2010 21:52)
Regardez un peu les propos des TGVistes....
1. Aucune argumentation, on se contente de : VIVE TGV, VIVE HAT...Rajoelina president.

2. Tout est base sur Ra8, il suffit de dire que Ra8 est un voleur et la HAT devient le sauveur. Un an plus tard, le peuple s'est appauvri statistiquement on attend tjrs le sauveur.

3.Les TGVistes tombent toujours dans la provocation, la violence verbale

Conclusion : Ce sont tous des FOZA
10. terrywui ( 21/02/2010 13:58)
Avec sanction ou sans , tsy maintsy miainga hoy izahay io ,tsy misy choix alternatif intsony ny malagasy . Tsy maintsy manao soroka miara- milanja sy tongotra miara- mamindra .
merci Rapà sy Billy aaaa....!!!!mbola misy fanatenana inona iany ary nareo zanak'i dada , zanak'alika ,zanak'i Ndrema reto...!!!!!manantena inona iany eee???? annn !! adala ve ??? sa kondrana e?? efa hita fa tsy mila ze Maputo maputo ndoza sy abbeba paty any ny olona de mbola zany iany no alefalefa hanaovana ramatahora eto ..!! efa mazava be oe ho karkarainay samirery ny fifidianana sy ny rehetra manodidina anzay fa tsy mila vahiny mpampiady sy be fihetsiketsehana tsony ny firenena de mbola inona ndray ??? !!... ka raha te hanao hoa de manaova ,, raha tsy te hanao de akombony ny wawxawawawwouwouwouwouw....!! fa mankarenintsopfina le chien de salon lava eto hin hon hin hon hin hon wawawawwouwouwouwou chien de salon hon hon hon hon hon
11. pikatti ( 22/02/2010 00:19)
efa mazava be oe ho karkarainay samirery ny fifidianana sy ny rehetra manodidina anzay fa tsy mila vahiny mpampiady sy be fihetsiketsehana tsony ny firenena de mbola inona ndray ???

Tsisy manakana anie leity ny hanaovan'elah samy irery an'izany e, azon'elah atao samy irery daholo izay tian'elaha ao , saingy tsisy valera elah eo imason'izao firenena rehetra izao , izany hoe miafara @ tsy fisiam-bola ny kilalao raharaham-perenana ataon'ny tgv io ,de ho aiza elah, sa miandry le tena sazy avy @ le tena vahoka Malagasy fa tsy capsat vao ho taitra????
12. terrywui ( 22/02/2010 09:19)
Scofield007 ==tsy mikozy amitsika sy ny raharahatokatranon'ny malagasy tsony ra zany GIC GIC paty zany fa efa nandray decision ny Mpitondra fa ho atao ny fifidianana ka ze manao tsara ze tsy manao tanpi ;...!!!! hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D
13. pikatti ( 27/02/2010 21:56)
Aiza izy zany klé, ny tgven'elah voatery miandry ny 16 Mars indray , tena mafy ve ry zalahy reo e,tsisy sahy mandray teny ,fa raha rabitro no miteny de efa mamo iny nedala vao miresaka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1169