EFA VITA NY ADIDIKO RAHA IZAHO NO R8

1. bobimarolahy ( 18/02/2010 06:29)
Raha izaho no tahaka an-dRavalomanana dia efa nanasa tanana aho ny @ty firenena ity satria efa nanao ihany fa ny kely natsangako ary noravana ka inona intsony.
Izany hoe mety mbola manana risi-po angamba izy dia izay no manosika azy hiverina hitondra ity firenena efa tsy ho avotra intsony ity.
Raha izaho lesy no efa manana be tahaka ireny mbo marina aho raha hijabaka intsony @io. Asany anefa fa azy ny azy fa eritreritra ny ahy iny.
répondu par ndotofetsy le 20/02/2010 19:55
2. ifiona ( 18/02/2010 07:01)
zay alou e. Ilay zavatra natao potipotehin'ny sasany fotsiny.
3. xxx1 ( 18/02/2010 07:32)
Zay mihitsy ange hoa. i prezida Marc Ravalomanana zavatra tena olona tsara fanahy be.
4. ifiona ( 18/02/2010 07:42)
hoziza?
5. AndriambyII ( 18/02/2010 07:59)
bobimarolahy:

Raha izaho no tahaka an-dRavalomanana dia efa nanasa tanana aho ny @ty firenena ity satria efa nanao ihany fa ny kely natsangako ary noravana ka inona intsony.
Izany hoe mety mbola manana risi-po angamba izy dia izay no manosika azy hiverina hitondra ity firenena efa tsy ho avotra intsony ity.
Raha izaho lesy no efa manana be tahaka ireny mbo marina aho raha hijabaka intsony @io. Asany anefa fa azy ny azy fa eritreritra ny ahy iny.


Aza dia defaitiste ohatr'izany ianao ry Bobimarolahy .Ny firenena nahalatsahan' ny tavoninao tsy maintsy tsinjovinao foana na aiza ianao na aiza , raha tsy handray ny tenanao ho gasy intsony ianao dia fantaro fa efa misy zavatra banga lehibe ny @ maha olona anao miohatra @ olombelona rehetra.Tsarovy ireo tenenin' ny ntaolo hoe "mitady ravinahitra antanim-bahiny mahavery fanahy mbola velona " "tsy ho vita mora ny tanindrazana fa ny an' ny hafa tsy omeny anao"
6. bobimarolahy ( 18/02/2010 09:13)
Marina fa ny an'ny hafa tsy omeny nefa kosa raha zavatra efa hita fa tsy handeha ohatr'ity dia aleo milamina.
Inona ary no ho ampanantenaina ny vahoaka eo? Andainga? Sa anakatra volana? Antenaiko fa fitiava-tanindrazana tokoa no manosika azy hiverina amin'io fitondrana io fa tsy sanatria ho fanangonan-karena toy ny nahazatra.
7. pikatti ( 18/02/2010 09:52)
Antenaiko fa fitiava-tanindrazana tokoa no manosika azy hiverina amin'io fitondrana io fa tsy sanatria ho fanangonan-karena toy ny nahazatra.

Koa efa hoe hamonjy ny bizna efa potika izy hoy rakidoro :lol: Raha olom-pirenena tokoa aloha mahita izao fanimbana izao ka tsy hitondra hevitra fara fahakeliny dia mampanontany tena ihany e!!!
8. AndriambyII ( 18/02/2010 10:08)
bobimarolahy:

Marina fa ny an'ny hafa tsy omeny nefa kosa raha zavatra efa hita fa tsy handeha ohatr'ity dia aleo milamina.
Inona ary no ho ampanantenaina ny vahoaka eo? Andainga? Sa anakatra volana? Antenaiko fa fitiava-tanindrazana tokoa no manosika azy hiverina amin'io fitondrana io fa tsy sanatria ho fanangonan-karena toy ny nahazatra.


Ka na mitohana aza ,tsy maintsy ny malagasy ihany no mitady vahaolana @ izany ,na ho mora na ho mafy tsy maintsy zakaina .Tsy hiandrandrana ny hafa izany fa tsy hisy hanome fanampiana maimaimpoana ho an' i Madagasikara @ izao epoque izao , tsy maintsy misy tambiny ambadika ireny tolotra avy any ivelany ireny.Ny hoe hiverenan-dra8 , na Ratsiraka , na Zafy Albert hampanantena volana sy hilaza lainga hangoronkarena indray ,ataoko fa efa azon' ny malagasy antsaina ny @ nitondrana an' i Mada 500 taona ngarangidina izay , hanovana ny tsy nety hanarenana ny ho avy , ny olona adala no tsy mahay manova tantana , rehefa tsy nahomby ireo mpitondra teo aloha dia tokony hanàja tena hiatakataka moramora ny fitondrana mba tsy hananany tsiny eo @ mpiara-belona . Tsy hanangam-pavahalo etsy sy ery ,fa dia mba mandinin-tena aloha !Ary tsy hihevitra fa fanilihina ankitsirano no atao azy ireo ,fitsinjovana ny ho avin' ny malagasy no filamatra , izay ihany angamba aloha no tena atao hoe fitiavan-tanindrazana !!
9. pikatti ( 18/02/2010 10:26)
Ka na mitohana aza ,tsy maintsy ny malagasy ihany no mitady vahaolana @ izany ,na ho mora na ho mafy tsy maintsy zakaina

O ry leity rabilly inona indray ty kôzin'elah ty klé, ny Malagasy na ny solontena Malagasy no efa tsy mahita vahaolana izao no nidiran'ny (na ny nampanantsoina an-dry zareo raha ny marimarina kokoa) vondrona iraisam-pirenena io na mpanelanelana hanamora ny fizahavana vahaolana ( tsy fitsabahana @ raharaham-piainam-pirenena Malagasy akory ,araka ny fiheveran'ny sasany azy..)

rehefa tsy nahomby ireo mpitondra teo aloha dia tokony hanàja tena hiatakataka moramora ny fitondrana mba tsy hananany tsiny eo @ mpiara-belona .

Ny ahy leisy refa tsy mahomby ,tsy mety ny unilateralisme dia aleo miova hevitra a, mila hevitra ianao avy @ ireo GIC ireo nefa tsy misy henoina eny ary fa nadia efa nekena !!!tsy zazakely ny olona miara-miana aminao akory , ka atao an-kilabao lava zao
10. AndriambyII ( 18/02/2010 11:08)
Pikatti>>>Ka na tiana na tsy tiana dia efa betsaka ny ingerences tao Mada fa nanapi-maso fotsiny no nataon' ireo mpitondra nifanesy. Ny systeme de gouvernance napetraky ny rafitra occidentaux hatr@ izay mihintsy no tokony hovaina hatrany @ fakany raha te hiadana ny malagasy !
Resaka² atao fa tsy ahitana rirany mihintsy ireto conventions nifanaovana tany Maputo ,sy Addis Abeba ireto ! Gouvernement inclusif é ,itsy é , iro é ,raha mbola misy appartenance d'entité ny entina hitondrana ny zavatra iray tokony hiaraha- mitantana dia probable à 100 % fa hikatso ilay fiarahana .
Tokony hanao abblations idéologiques ny olona te handray fahefana @ fitondrana , na aiza na aiza toerana misy azy ( senatorial ,parlement ,chambre legislatif , ....)
11. pikatti ( 18/02/2010 11:39)
Resaka² atao fa tsy ahitana rirany mihintsy ireto conventions nifanaovana tany Maputo ,sy Addis Abeba ireto ! Gouvernement inclusif é ,itsy é , iro é ,raha mbola misy appartenance d'entité ny entina hitondrana ny zavatra iray tokony hiaraha- mitantana dia probable à 100 % fa hikatso ilay fiarahana .

Tsy natao ahitana rirany ho an'ny mpanongam-panjakana aloha dia marina e :lol:
Ny adala ihany no tsy miova hono , ary ny havendranana tsy mahafaty
12. moi ( 18/02/2010 11:57)
Tsy ny fananana be an-dRa8 indrisy no ampy azy, fa fankahalana TGV mihitsy no mbola tsy mampangina azy ! Hany ka tsy mijery ny firenena fa entin'ny fankahalana olona ! Vola tsy tokony ho laniany fa FAT tokony ho faty ho azy, sa tsy volany tokoa angaha ka afafifafy any ! ze tsy mahazo no voa mafy e !
13. katrikatry ( 18/02/2010 12:26)
Io rangahy ty reska politika a, zany resaka politika izany tsisy hanotra menaka ho an-drangahy ny kôfy, ny azy no mahamaika dia ny amboary any io, ary na tsara ianao na ratsy ny hevitrao dia lavina foana ary atao mihitsiny aza izay haikana vilana izay voalazany
Raha ny fifankahalana io datoa samy mifankahala ry zareo , sao ianao sodokan'ireny oroka sy fandraisan-tànana imasom-bahoaka ireny akory
Tsy natao ahitana rirany ho an'ny mpanongam-panjakana aloha dia marina e
IZAY MINTSY
14. patrick2002 ( 18/02/2010 15:25)
Amiko dia ny hanonitra izay zava-bita fa nopotehiny vahoaka izay no mahamaika an`i Ravalo hiverina haka fitondrana eo ,Tadidinao ny teniny avocat ny Ravalo 3 andro tao aoriany Lundi noir ah! 200 miliara ariary ny fatiantoka ny groupe TIKO izany hoe 1000 miliara fmg tamin`ireny fandrobana ireny .
Inona no dikany izany ,manana preuve juridique Ravalo hanenjehana ny fanjakana ary tsy maintsy soloiny fanjakana ireo zavatra norobaina ireo saqtria ny fanjakana tsy nanao ny asany ,ny fanjakana izay izy no filohany t@ fotoan`androny :lol: :lol: .
15. bebonga ( 18/02/2010 17:46)
Tsy ny jiolahy and co tgv ve no nandroba ny fanjakana t@ ireny fotoana ireny sa ianareo tsy pahina :?:
Miakatra fitsarana no tena hatahoran'ireto capsat sy tgv satria betsaka tokoa ny porofo ary ny ampintson'iny ihany anie diaefa nanao fangatahan'i Ravalomanana ny hisian'ny enkety nefa dia nolavin'ny tgv tsotra izao fotsiny :idea:
16. ndotofetsi ( 18/02/2010 18:38)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. patrick2002 ( 18/02/2010 19:09)
bebonga:

Tsy ny jiolahy and co tgv ve no nandroba ny fanjakana t@ ireny fotoana ireny sa ianareo tsy pahina :?:
Miakatra fitsarana no tena hatahoran'ireto capsat sy tgv satria betsaka tokoa ny porofo ary ny ampintson'iny ihany anie diaefa nanao fangatahan'i Ravalomanana ny hisian'ny enkety nefa dia nolavin'ny tgv tsotra izao fotsiny :idea:



fa iza no mpitondra tamin`ireny kay?
18. ifiona ( 18/02/2010 20:09)
raha manana ny responsabilité-ny i Ravalomanana dia manana ny azy koa i Rajoelina. Tsarovy t@ ireny fandorana ny TVM sy RNM ireny, mbola maire Rajoelina t@ izany, nefa tsy nihetsika t@ nanomboka nandoro ireo mpomba azy, tsy nanakana azy hanao an'izany, ary tsy avy dia niantso pompiers.
19. fijo ( 18/02/2010 20:17)
io dia ty sy nday.sady mijery ny azy manokana izy,no mitodika kely koa hoan'ny hafa.ny fitiavan tena matetika no hanampiana ny hafa.
20. remahity ( 18/02/2010 21:03)
fijo:
ny fitiavan tena matetika no hanampiana ny hafa.


ngozabe , na ngedalahy dia ngedalahy indray, izany DIALEKTIKA-nao izany razoky an!

soa atao sujet philo @ bacc koahe opinion-nao toy fijo, te fanina koahy raho raoke

ny fitiavan-tena matetikaa no hanampiana ny hafa ????????hum , hum......chapeau bas professeur
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1564