EFA VITA NY ADIDIKO RAHA IZAHO NO R8
21. fijo
(
18/02/2010 21:18)
hihihihi somary mankarary sofina io rahalahy,fa rehefa tena dinihina,dia mitombona rah any zavatra ataon'ny mpanao politika no jerena.
ohatra:
ravalo dia mpanangona vary tany ambatondrazaka.manana camions maro izy miasa any.lafo ny fikarakarana camion raha simba,
vokany hamboarina ny lalana mankany.
miha haingana ny fitaterana ny vokatra,voakajy ny camions,misokatra ny fakanany vokatra,ary mitombo ny fanangonana.(tombotsoa manokana ireo)
ny vahoaka,afaka fahoriana,"fa nampijaly be iny lalana iny taloha",miha mandroso ny tanana satria ef atongann'y lalana,hafaka mampiasa taxi brousse ny olona hafa ,fa efa miha tsara ny lalana,ary efa mihena ny fotoana hitanterana.(eto lasa tombontsoam bahoaka le zavatra)

22. bebonga
(
18/02/2010 22:46)
Tsy ratsy =D =D
Manampy miaramila @ karama koa i kelifingotra nohon'ny fitiavan-tseza ;-)

23. patrick2002
(
19/02/2010 16:32)
fijo:
hihihihi somary mankarary sofina io rahalahy,fa rehefa tena dinihina,dia mitombona rah any zavatra ataon'ny mpanao politika no jerena.
ohatra:
ravalo dia mpanangona vary tany ambatondrazaka.manana camions maro izy miasa any.lafo ny fikarakarana camion raha simba,
vokany hamboarina ny lalana mankany.
miha haingana ny fitaterana ny vokatra,voakajy ny camions,misokatra ny fakanany vokatra,ary mitombo ny fanangonana.(tombotsoa manokana ireo)
ny vahoaka,afaka fahoriana,"fa nampijaly be iny lalana iny taloha",miha mandroso ny tanana satria ef atongann'y lalana,hafaka mampiasa taxi brousse ny olona hafa ,fa efa miha tsara ny lalana,ary efa mihena ny fotoana hitanterana.(eto lasa tombontsoam bahoaka le zavatra)
Ekena fa ho tombotsoan`i malagasy rehetra ny nanaovana ny lalana an`i ambatondrazaka ,noho izany tombotsoa izany dia tokony avela ny malagasy rehetra izay ara-dalana ny maha collecteur azy hanao ny asany ankahalalahana @ maha collecteur azy ,dia hasivo concurrence ,rehefa te haazo vary betsaka ianao dia mampiakatra ny vidim-bary ,tombotsoa ho an`i tantsaha rehefa miakatra ny vidim-bary ,
Fa tsy hoe nataony Ravalo ny lalana tany ambatondrazaka ,dia miazakazaka ny collecteur manango-bary any ambatondrazaka satria tsara ny lalana tsy manimba camion ,dia homenao baiko ny chef de region TIM mba hanao lalana fa tokony handoa ristourne any @ commune ny collecteur rehetra izay te hanango-bary any alaotra ,lasa ilay collecteur mandoa ristourne fa tsy misy mahazo ,hasinao barazy amin`izay eraky ny lalana any @ faritry alaotra hisava ny collecteur izay tsy ara-dalana satria tsy nahaloa ristourne ,dia ianao MAGRO irery no ara-dalana afaka manangona vary erany alaotra amin`izay vidiny hitiavanao azy :-@ :-@ :-@
Ianareo mpanompony Ravalo no manaiky an`izany fa ny vahoaka malagasy rehetra tsy hanompo azy .
vive TGV
24. fijo
(
19/02/2010 20:34)
ekeko mihintsy le tsikera momba ny mpanangom bokatra rapa;ary ireny dia mila hiadivana tsy hiverina.za tsy mbola nanda mihintsy teto ary tsy mbola isan'ireo nilaza fa tena tsy nisy fahadisoana vita i ravalo.nisy tokoa izany,ary tena nisy tsy rariny.fa tsy fanonganam panjakana no vahaolana.satria izao no vokany.
io koa izao i andry fa manampy ny "miaramila sasany "hitazomana ny tombotsoany.hihhihih

25. patrick2002
(
20/02/2010 18:57)
Izahay koa dia tsy mankahala be fahatany an`i Ravalo fa efa mba nanohana azy izahay no niala ,fa aminay efa tsy azo ekena fa miohatra ny loha ny hataony ravalo ,(betsaka loatra ny hadisoana vitany ,ka tsy maintsy hatao ny hampiala azy teo na @ fanonganana aza .
Marihina fa tsy nisy naka vaha-olana tonga dia hanongana teo ,fa mbola naka fahefana ho ben`ny tanana aloha i Andry ,hitantsika ny hantsonjay nanaovany Ravalo azy nandritry ny naha ben`ny tanana azy ,ka inona no mbola tsy hanonganana azy .
Amiko dia ny teniny Rajemison Rakotomaharo momba ny mpanohitra ihany no marina ,Raha tianao tsy haery fihetsika ny mpanohitra hoy izy dia tsy misy afa-tsy ny firesahana aminy sy ny fanajana ny fahefany ambaratonga-pahefany eo ampelatanany mpanohitra ihany no vaha-olana .

26. AndriambyII
(
20/02/2010 19:26)
patrick2002:

Izay ahay mba concession mitombina .
Miray hevitra @ndra-Pat indray izahay eto !!
:roll:
27. ndotofetsy
(
20/02/2010 19:55)
http://www.youtube.com/user/malagasyvaovao#p/u/35/kwpOdUTAa_I
:^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D