Nanaiky ny fisarahana ny mpitsara

1. niryna ( 17/02/2010 15:58)
Ny firenena rehetra dia samy manana ny fombany avy raha eo amin'ny fanambadiana no asiko teny
Misy tantara iray ity izay mbola kely ny ankizy dia efa alaina vady ,zaza eo amin'ny sivy na folo taona eo.Ny fanarahan'ireo fianakaviana roa tonta raha mangata-bady anefa dia ampianarina aloha ilay zaz:mikarakara tokantrano,mahandro sns mandrapaha-lehibeny.
Ny zavatra mitranga anefa dia tsy nanaraka izay teny nifanarahana ireo maka ireo zaza fa tonga dia vadiany izay tsy nifanarahana tamin'ireo zaza.Nisy zaza iray izay tsy nanaiky satria tsy nifanaraka izany ry zareo ,tsy afaka nanao inona anefa izy fa ny nataony ihany no nataony.Niantso vonjy ity zaza kanefa tsy nisy nanampy fa efa vadin'ilay rangahy antitra be hono .soa ihany fa nisy olona iray nanampy azy,nanome vola ataony frais nandeha tany amin'ny fitsarana.Gaga ny mpitsara nahita ity zaza sivy taona,tsy mbola nisy ankizy tonga nitaraina hoy ry zareo teto amin'ny fitsarana.Rehefa nihaino ny tenin'ity zaza anefa ny fitsarana dia nanaiky ny fisarahana.Mbola maro ny toejavatra toa izao no mitranga tsy misy vahaolana ary mampalahelo ny mieritreritra azy
répondu par niryna le 13/03/2010 04:23
2. Ratoa ( 07/03/2010 22:26)
inona no azonao atao fa fomba-tany izany? tahaka ny burqa sy shador sy ny sakobona rehetra ihany na ny excision io.
Raha mbola tsy tafiditra an-tsain'ny olondehibe ny maha ratsy izany dia hisy foana olona manky visy miray amina zazakely.
Any Afrika dia mbola betsaka ny manome ny zanany tahaka izao ary manaja ny teny nomena. Misy koa ny mifanaiky raha vao teraka mihitsy ny zaza, saingy samy mitaiza ny azy mpaha lehibe ny zaza.
Ity zaza aza mba mahafantatra fa misy ny fitsarana azo itarainana fa zaza firy no mahalala izany, na dia ny zaz teraka an-drenivohitra anaty fianakaviana efamba nahita fianarana?
3. Mirananirina ( 08/03/2010 14:15)
nahoana aza no manaiky mampanao mariazy izany ry zareo,kely loatra,tokony tsy neken'ny fanjakana grrrrrrrr
4. niryna ( 13/03/2010 04:20)
Ratoa:

inona no azonao atao fa fomba-tany izany? tahaka ny burqa sy shador sy ny sakobona rehetra ihany na ny excision io.
Raha mbola tsy tafiditra an-tsain'ny olondehibe ny maha ratsy izany dia hisy foana olona manky visy miray amina zazakely.
Any Afrika dia mbola betsaka ny manome ny zanany tahaka izao ary manaja ny teny nomena. Misy koa ny mifanaiky raha vao teraka mihitsy ny zaza, saingy samy mitaiza ny azy mpaha lehibe ny zaza.
Ity zaza aza mba mahafantatra fa misy ny fitsarana azo itarainana fa zaza firy no mahalala izany, na dia ny zaz teraka an-drenivohitra anaty fianakaviana efamba nahita fianarana?

cas maro no mitranga fa tsy misy afaka manoatra ireo zaza ka fa mino aho fa indray andro any dia hisy olona hijoro anohitra an'io.Faniriana ihany anefa ny ahy

5. niryna ( 13/03/2010 04:23)
Mirananirina:

nahoana aza no manaiky mampanao mariazy izany ry zareo,kely loatra,tokony tsy neken'ny fanjakana grrrrrrrr

ka iza anefa ilay fanjakana tsy ireo lehilahy lehibe ao an-tanana ihany ve no lohany ? maro no fomban-tany manao an'io na toa tsy mety amin'ny fiaraha-monina sy mbola manao ny zon'ny vehivavy ho ambany ihany aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3122