VIZANA TANTERAKA NY GASY

1. bobimarolahy ( 17/02/2010 09:35)
Vizanina tanteraka ny gasy izay no fanamby nataon-drajoelina t@ lafrantsa ary tanterany izany ankehitriny. Tsy hisy fihinanana ho an'I lafrantsa tsony teto afrika raha Ravalomanana no filohan'ny vondrona afrikanina teo. Dia izay no vita koa ny an'I Madagasikara fa nopotehina hatramin'ny fotony ny zavatra rehetra fa raha tsy izany mantsy tsy afaka teo Ravalo. Izany hoe tsy mampaninona na miverina zero ary fa ny tanjona dia tsy azo avela ho filohan'ny UA Ravalo fa loza mitataho ho an'I lafrantsa. Isan'ny tompo-kevitra sy atidoha tamin'izany koa ratsiraka izay tena akaiky an'I lafrantsa sady koa kingalahy @ resa-politika ka na efa fantany mialoha aza ny ho vokany dia alefaso foana fa manaoainina izany niasa 7 taona dia hitondra vondrona iraisampirenena izany.
Betsaka ny tsy rariny sy tsy nety nataon-dRavalo fa tsy tokony ho takalo kosa ny kely voahorina e , ny tena nampitondra ny gasy anie ka ny frantsay e sa efa ela dia adino.
répondu par moi le 18/02/2010 12:09
2. mpandrindra ( 17/02/2010 12:46)
Mandinika ahy eto ,ary izao no tsapako fa betsaka aminareo no mihevitra fa izay manakiana ny asa ratsy ataon'ny Rajoelina dia midika avy hatrany fa masina i Ravalomanana 8)
3. bobimarolahy ( 17/02/2010 15:10)
Voalaza teo:
Masina Ravalomanana.
Tsia tompoko hadisoana izany tsy misy olo-masina izany ety fa misy ny azo hioriranana. Tsy naleon'ny gasy ve niharitra kely niandry fifidianana dia nanilika an-dRavalomanana toy izay ho voa toy izao?, nandra ny gasy kah mbo kozy e! Tena na ireo afrikanina reo ary mbola mahiratra noho isika. Vitsy kely no mahataka-davitra sy mba tia tanindrazana.
4. kidoropamba ( 17/02/2010 15:21)
Ho ra-bobimarolahy à? F'angaha heverinao fa havendrenana no nahatonga ny vahoaka sy ny miaramila nikomy ka nandraoka an-dra8? Sa ilay fikipina maso an'izeany no tena mahavendrana?

T@ 2006 dia nanova ny salan'isa tao @ min intérieur Ra8. Inona no vitan'ny vahoaka? Tsy nisy ka dia iny lany Ra8.

Lazainao fa hoe "tokony niandry 2012". Niandrasana izany rehefa nigadra TGV ben'ny tanan'Iarivo? Nigadra ny mpanao politika mba sahisahy, ary misolelaka aminy ny sasany? Izany ve no handrasana @ 2012? Ny vahoaka roahana t@ taniny satria vita varoboba ny taniny, nofiran'ny mutlinationaly ny harena an-kibon'ny tany, ka ny vahoaka dia mihanahana terena hioby ny filoha hitaingina raopilanina sahala @ Obama? Vokisana lainga ny vahoaka, atelina daholo ny volam-panjakana....

Hadinonao fa nodoran'ny vahoaka ny raopilanina nitondra an'i Ivohasina? Hadinonao fa tsy tian'ny vahoaka ny fanagadrana olona tsy misy antony? Hadinonao fa tsy tian'ny vahoaka ny fanaovana fehirano izay faritra tsy mifidy ny ekipan-dra8. adinonao fa fanadontoana ny saim-bahoaka no nimatimatesan'ny fitondran-dra8; adinonao fa izany rehetra izany mitambatra nahatonga ny miaramila tsy niaro azy akory raha nofongorin'ny capsat?????

Aleo atao masina Ra8 raha toa ka ny fanipazana hoditra akondro azy no lazaina fa hoe "fitiavan'azy".
5. pikatti ( 17/02/2010 15:33)
Fa raha izao aloha no alahelom-bahoaka vao iray taona monja izay @ ity FAT ity dia mino aho fa tsy ho tonga roa taona io, izany hoe raha nisy ny fotoana dia naleoko hitondra teo io tgv io hijerevako tsara izay mba adiny!!! Nefa efa hita ity moa ny paikany fa izay rehetra nanamelohany an'i L8 dia naverina daholo in-dimy avo heny , tsy aleo ve mba manao mea culpa lery io e
6. Scofield007 ( 17/02/2010 16:28)
ny an'i rakidoro kosa aloha dia alahelo an'i ra8 no betsaka e,na dia nisy aza ny hala bato t@ 2007 tsy ho lany izany mihitsy ireo mpanohitra t@ izany.efa hita taratra izany,ar tena problem dia le olona vitsy an'isa no tsy manaiky mihitsy hoe raha lany eo ra8 dia tsy hanaiky izahay ,f'angaha an ilahy irery M/car,izay anie no tena hatahoran'ireo foza masiso ireo satan'ny maputo e,tsy hisy aharesy an'i ra8 ireo mpifanina azy ireo
7. bobimarolahy ( 17/02/2010 19:13)
tena fandriana marina lesy ialahy ra kidoro kah
dia naleon'ialahisany tokoa izany niverina zero toy izay niharitra mangidy mba ahazoana ny mamy. ary ialahy tokoa dia anisan'ireo tsy mahataka-davitra ka ny rahampitso ihany no tazana fa ny ankohatra izay tsy voadinika mihitsy.
aza asiana ady hevitra lesy fa efa novizaninareo ny gasy dia mionona fa gasy vendrana a
8. fijo ( 17/02/2010 20:25)
rakidoro an,tena tetika diso io nataon'ny andry sy ny tafika io,mora kokoa ny namerina tamin'i ravalo ny nataony an dratsiraka raha niandry ny fifidianana.aza hadino ,fa maro ny olona nanodidina an dravalo no efa te hiala,ka mora ny nanao izany,ary tsy nisy izao zavatra misy izao.fa le izy ,efa nisy tetika ny hanapotika ny gasy tao,ary io ,dia avy aty frantsa.
9. moi ( 18/02/2010 12:09)
Na iza hitondra eo, raha mbola tsy miova fiaina, dia mbola ho VIZANA TANTERAKA NY GASY e ! Ary tsy resaka compétence no prio fa fiovana toe-tsaina tanteraka !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1177