ho tapitra tsy ho ela ny politikan'ny Hon hon hon hon

1. feticon ( 16/02/2010 22:56)
efa manisa andro fotsiny isika eto,efa tena akaiky le fotoana nifanomezana dia ilay sactions individuelle hoan'ireo fat ireo ,nefa alohan'izany aloha dia mbola ho maro no hitsoaka andaharana mpikambana ao gouvernement fat ao,ity misy mozika iray izay atolotr'i wiwi eo hampiandrasana ny vaovao lehibe
dia mazotoa daholo ary ohttp://www.youtube.com/watch?v=dQMdRe3Z9ww&feature=player_embedded
répondu par pikatti le 17/02/2010 15:43
2. esserra ( 16/02/2010 23:23)
Tsy mandeha :!:
3. feticon ( 16/02/2010 23:45)
http://www.youtube.com/watch?v=dQMdRe3Z9ww&feature=player_embedded#
mihetsika ialahy ra wuix alefaso ny gidro aloha fa miandry an ialahy mpokina hivazo @ izao noho izao fandresena azontsika tsy ho ela izao vive tim gtt
4. ouioui ( 16/02/2010 23:54)
Ahoana elah rapika @ io collection vam kely bedabe io e, io lesy no maha ouioui ahy a ^:^ :-D
5. pikatti ( 17/02/2010 15:43)
Aleo elah alaiko rawix @26 jiona manao alim-pandihizana miaraka @ capsat ery @ 1er étg Tour Eiffel :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499