Angaha moa hoe tsy mijaly ny vahoaka
1. antsoy
(
15/02/2010 15:19)
Izaho kosa rangaha mahatsiaro tsara ny nataon'ny vahoaka malagasy a. Marina fa teo ny mpanao politika fa tsy nisy afaka naninona teo raha tsy teo ny vahoaka.
Asainy manao an'izao dia manao. Radio fienonao aza asainy dorana dia doranao.
Ka amin'izao, mafy ny fiainana. Mandatsa ve aho raha miteny hoe, tatazo ny vokany. Andana dory indray ny VIVA sy ny Don Bosco fa mijaly ny vahoaka.
Bravo les malgaches, bravo
=D> =D> =D> =D>

répondu par pikatti le 16/02/2010 19:45
2. antsoy
(
15/02/2010 15:29)
Ny mpanao politika avy eo, rehefa lany ny vola tahirinao ao amin'ny banque centrale dia mametraka demission, na mody roahana.
Iza aminareo nitehatehaka an'i Monja Roindefo teny amin'ny 13 Mai izao no raharahiny akory?
Iza aminareo nigrevy izao no mahazo fanampiana avy amin'i Ny Hasina?
Ratsirahonana toa misakafo tsara isan'andro, fa ianareo toa tsy mahita asa.
Iza tamin'ireo noderaderaina teny amin'ny 13 Mai no mba mihaino ny fahorinareo amin'izao?

4. antsoy
(
15/02/2010 15:42)
Dia manenina, dia miandry fifidianana.
hahaha =))
Efa manamboatra karapanondro maro dia maro izao ny mpanao politika. Aely any ankodahoda rehetra any.
Manaova demande d'emploi ao amin'ny INJET fa tsimbotry teny amin'ny 13 Mai hono niaraka ihany.

5. fijo
(
15/02/2010 18:48)
tena marina mihintsy izany,izay ihany no hilazako hoe io no tianareo ,ka mifalia amin'izay fa efa miadana sy tonga amin'ny nirina izao ianareo
6. milamm
(
16/02/2010 00:59)
za ndray tsy miombinkevitra @ teniny fijo zay farany zay lasa mifandatsa fotsn,ny omby indray matory tsy indray mifoha...tsy azo atao vai-ndrahalahy tsy maharary daholo ireny ka oe nareo iny fa tsy zahay ISIKA rehtra Malagasy no voakasika satria nararaotiny ekipany klody,joyandet ireo mpivarotra tanindrazana toa an\'i lavanify hanambaka ireo kofehy nanara-panjaitra t@ iny tolona iny 2009
Voafitaka izy ireo ary mbola mitaky ny rariny sy ny hitsiny tsy te ho voany zay intsony ka mifanolora tanana hijery mahitsy ny soa iombonana fa samy mpiombon-tanindrazana ,hivoaka reo dossier mafana 07/02 dia mody navoakany fat ny didy fisamborana ireo nahavanona iny vono olona @ fomba ratsy indrindra imasombahoaka sy tany ama-monina(6 lahy izy reo koms polisy nasionaly nambininy MD tsiafahy manatavy tena any nanome baiko mivantana andiamiaramila sy nandray anjara t@ fitifirana,gal raoelina,tompomarika mivantana t@ famonoana reo tsy manatsiny latsa-dra ho any firenena;kln djadifara ,klnl andriamihoatra ,zandaka principal de 2e kilasy lydie, principal kotokely.tsy ampy ireo fa ireo nitarika ny olona hiakatra teny ambohitsirohitra ho vonoina toy ny valala no tena iandrasana any geneva efa samy any daholo ny solotenany ankolafikery politika samihafa hitondra porofo REO ATIDOHA NIKOTRIKA iny sy nandroso olona marobe nanao sorona ny ainy...miteny oe andao hiakatra eny ambotsirohitra nefa nanjavona avy eo

7. gassmilay
(
16/02/2010 01:22)
Ny tgvistes no nifidy an'i Rajoelina ho ben'ny tananan'Antananarivo , fa tsy ny vahoaka velively no nifidy an'i Rajoelina ho filoha :roll: :roll:
tsy azo atao vai-ndrahalahy tsy maharary daholo ireny ka oe nareo iny fa tsy zahay ISIKA rehtra Malagasy no voakasika satria nararaotiny ekipany klody,joyandet ireo mpivarotra tanindrazana toa an'i lavanify hanambaka ireo kofehy nanara-panjaitra t@ iny tolona iny 2009=D> =D> =D>
8. terrywui
(
16/02/2010 13:48)
raha oharina ny tamin'ny fitondrana dada kosa alou de aleo zao ee!!! tsy nisy afaka niasa ve ny pokna fa vao mba mi bizna kely ny kofa de Tsiafahy , Antanimora leeee!! aleo ihany TGV fa mba afaka mikandrakandra kely eny ny bandy eee :-D :-D :-D :-D :-D
9. pikatti
(
16/02/2010 19:45)
Tsy mamely ny tgvn'elah e, na hosoran'elah volamena io na inona lazain'elah dia fako no bilan tgv2009