Izao kosa ve tsy mba mampavelom-panantenana !
1. niryna
(
05/02/2010 06:16)
Ao anatin'ny vavany zaza no ahitana ny fahamarinana ,raha toa ampianarinao mandainga izy dia mahay koa ary any aoriana any dia ataony koa ilay izy,mety tsy ho fantany hoe tsy mety anefa izany ary raha fantany aza dia mety tsy mampaninona azy ny manao an'izany koa
NIsy olona nindrana vola dia niteny izy hoe rehefa tonga ny fandraisan'ny vadiko vola dia omeko ny volanareo.Ny zanany no nampianariny nandainga hoe ataovy hoe tsy ao i mamanay ,nitsiry tsikelikely tao am-pon'ilay zaza ny lainga sy ny halatralatra fanaonm'ny reniny ary taty aoriana ilay zanany dia lasa mpangalatra sy mpisoloky ,eny fa na ny fianakaviany aza
Mampalahelo ilay izy saingy teren'ny tsy fisiana dia manaonao foana sy misoloky ihany koa
Raha zarina amin'ny lalana tsara tokony alehany koa anefa ny zaza dia mety hoentiny amin'ny fiainany tokoa izany.Mahita ny ray aman-reniny tsy misotro toaka na mifoka sigara ,na mifanaja sy mifankatia ,dia azony ho etniny amin'ny fiainany koa izany satrai taratra itany ao an-tokantrano
Jereo anie ity e !
http://www.youtube.com/watch?v=nYiAEGwpDN8
Izao kosa ve tsy mba mampavelom-panantenana ?
(l) niryna

répondu par niryna le 03/03/2010 07:49
2. rzakarivola
(
05/02/2010 07:17)
- Mahagaga ahy io teninao io, fa vao androany aho no nahare olona nitaiza ny zanako dia nanao hoe "iry tonton", kanefa tsy misy tonton akory teo, fa tsy tantiny ny maheno an'ilay zaza nitomany dia nandaingany izy. Dia hoy aho tamin'ilay zandrin'ny vadiko hoe : rehefa mitaiza an'i Finoana dia aza mba mandainga aminy mihitsy.
- Androany maraina aho nifanena tamin'ilay sefoko taloha. Tadidiko fa ny nahatonga ahy najanon'io orinasa io dia satria aho tsy nety nampandaingany. Tsy tiako hatramin'izay mihitsy ny lainga, ary isan'ny zavatra tena tsy tiako indrindra.
Tato ho ato aho nametra-panontaniana hoe, fa inona tokoa moa ny lainga ? Ny laingan'ny lainga ve lainga ?
Iza no efa nahita zaza tsy nampianarina nandainga kanefa nandainga ? Noraranao izy tsy hanao zavatra iray, dia niafina izy nanao an'iny, @ maha zaza azy anefa dia tratranao ihany, ary rehefa hadinina izy dia aleony mandainga toy izay voakapoka.
Efa taranaky ny menarana mpandainga dia mandainga ka.
"Zaro amin'ny lalana tokony halehany ny zaza". Inona io lalana io? I Jesosy io, fa Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana. Zaro hino an'i Jesosy ny zaza. Ianao no mino voalohany, dia hino koa izy.

3. ikaretsaka
(
05/02/2010 15:27)
io le resaka tonga de tsory voiziko foana eto hatrizay.. tsy vitan'ny pli vava fotsiny io fa na isika kristianina aza ka misy tsy mety le tranga na somary manohitra sy manohitohina ny finoantsika aza,,, rehefa hita hoe tsy mety dia lazaina sy ekena ny tsy mampety azy rehefa tapitra arguments...
tsy resaka ara bola ihany io fa ny zavatra rehetra miseo @ fiainana:
Ohatra hoe nankaiza ny nalehan'ny volan-drakitra ka hatr@
ohatra hoe ireny mpiandry nanondrana mampihinana maloto zanak'olona voan'ny androbe ireny ...mompera nanondrana nanao pedofila ireny

4. niryna
(
06/02/2010 03:24)
niryna:
Raha zarina amin'ny lalana tsara tokony alehany koa anefa ny zaza dia mety hoentiny amin'ny fiainany tokoa izany.Mahita ny ray aman-reniny tsy misotro toaka na mifoka sigara ,na mifanaja sy mifankatia ,dia azony ho etniny amin'ny fiainany koa izany satrai taratra itany ao an-tokantrano
Jereo anie ity e !
http://www.youtube.com/watch?v=nYiAEGwpDN8
Mahatonga sainy ny mijery ireo zaza mivavaka. Ny teny olon-dehibe aza indraindray mivavaka dia mivoana any amin'izay tsy izy ny alehany ,ooops !
5. niryna
(
06/02/2010 03:55)
rzakarivola:ka na ny fitaizana koa aza anie dia mampatahotra ny zaza ny rar sasany ? misy lainga tokoa ao ambadika ao
- Mahagaga ahy io teninao io, fa vao androany aho no nahare olona nitaiza ny zanako dia nanao hoe "iry tonton", kanefa tsy misy tonton akory teo, fa tsy tantiny ny maheno an'ilay zaza nitomany dia nandaingany izy. Dia hoy aho tamin'ilay zandrin'ny vadiko hoe : rehefa mitaiza an'i Finoana dia aza mba mandainga aminy mihitsy.
Tadidiko ilay fanoharana notenenin'ilay pasitera izay hoe: Nisy mofomamy teo ambonin'ny latabatra ary dia niharitra ilay izy satria mety ho noana ny ankizy na te haka fotsiny fa tsy mianatra ny mangataka fa tonga dia mihinana.Rehefa nanontany ilay rar dia nilaza tsy nihinana hono izy kanefa ny vavany feno potika-mofo.
marina tokoa izany ary misy olona tena tsy menatra ny mandainga na dia fantatra izao aza fa lainga ilay izy .
- Androany maraina aho nifanena tamin'ilay sefoko taloha. Tadidiko fa ny nahatonga ahy najanon'io orinasa io dia satria aho tsy nety nampandaingany. Tsy tiako hatramin'izay mihitsy ny lainga, ary isan'ny zavatra tena tsy tiako indrindra.
laingan'ny lainga ahoana izany fa tsy azoko,rehefa mandainga dia mandainga amiko aloha e,fa misy moa ny fitenin'ny olona hoe lainga masina .hi.hi
Tato ho ato aho nametra-panontaniana hoe, fa inona tokoa moa ny lainga ? Ny laingan'ny lainga ve lainga ?
Ao anatin'ny baiboly dia nisy tantara milaza izany rehefa tonga ireo mpitsikilo ny tananan' i Jeriko
Josoa 2
1 Ary Josoa, zanak'i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe: Mandehana, izahao ny tany, indrindra fa Jeriko. Dia niainga izy roa lahy ary niditra tao an-tranon'ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao.
2 Ary nisy nilaza tamin'ny mpanjakan'i Jeriko hoe: Injao, misy olona avy tamin'ny Zanak'Isiraely tonga aty izao alina izao hisafo ny tany.
3 Dia naniraka tao amin'i Rahaba ny mpanjakan'i Jeriko ka nanao hoe: Avoahy ireo lehilahy tonga ato an-tranonao ireo; fa hisafo ny tany no nihaviany.
4 Dia nalain-dravehivavy izy roa lahy ka nafeniny, ary hoy izy: Tonga taty amiko ihany tokoa ireny lehilahy ireny, nefa tsy fantatro izay nihaviany;
5 ary rehefa maizina ny andro, ka hohidiana ny vavahady, dia lasa nivoaka izy, ka tsy fantatro indray izay nalehany; enjeho faingana izy, fa ho tratranareo.
6 Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy ka nafeniny ao amin'ny tahon-drongony, izay efa nalahany teo
efa mandeha ho azy izany ilay izy fa rehefa manomboka mahafantatra isika fa tsy mety ilay izy dia mety tsy manao intsony isika,rehefa mahafantatra fa fahotana toy ny fahotana rehetra ihany koa ny mandainga dia tsy manao an'iny intsony.
Iza no efa nahita zaza tsy nampianarina nandainga kanefa nandainga ? Noraranao izy tsy hanao zavatra iray, dia niafina izy nanao an'iny, @ maha zaza azy anefa dia tratranao ihany, ary rehefa hadinina izy dia aleony mandainga toy izay voakapoka.
Efa taranaky ny menarana mpandainga dia mandainga ka.
anisany iray lehibe tokoa izay rzaka a> ary anisany iray manaraka koa dia ny fahazarana nanazarantsika azy ireo,zarinao amin'ny lalana tsara izy ,dia anaraka an'iny koa izy.Misy koa anefa na tsara taiza aza izy rehefa hiova izy,tsy mety miaraka amin'Atra intsony ary mihevitra fa zarin'ny rar fotisny aho fony kely dia eo no manoboka mivadika avokoa ny zavatra rehetra ,ny olana,ny eo tsy afaka ,ny ,manaraka indray tonga
"Zaro amin'ny lalana tokony halehany ny zaza". Inona io lalana io? I Jesosy io, fa Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana. Zaro hino an'i Jesosy ny zaza. Ianao no mino voalohany, dia hino koa izy.
6. niryna
(
06/02/2010 04:12)
ikaretsaka:inona koa no idiran'ny pli vava amin'ireo zazakely manerantany mivavaka ireo ry ika ?
io le resaka tonga de tsory voiziko foana eto hatrizay.. tsy vitan'ny pli vava fotsiny io fa na isika kristianina aza ka misy tsy mety le tranga na somary manohitra sy manohitohina ny finoantsika aza,,,
tena allergie ny pli- vava mihitsy anie i toi izany e! ,ooops
asa aloha ra iza no resahinao eto e .Ny namana dia manitsy ary milaza ny zavatra marina ,mandratra ilay izy fa mahasoa tokoa ,noho ny teny voasoratra ao amin'llay misy pli-vava tokoa aloha dia tokony hifampanitsy sy hilaza ny marina amin'ny zavatra tsy mety miseho amin'ny fiainantsika isika ary izay mandray izany fahendrena izany no ahazo tombotsoa fa tsy ilay nanitsy azy ohatra
rehefa hita hoe tsy mety dia lazaina sy ekena ny tsy mampety azy rehefa tapitra arguments...
tsy resaka ara bola ihany io fa ny zavatra rehetra miseo @ fiainana:
Ohatra hoe nankaiza ny nalehan'ny volan-drakitra ka hatr@
hors sujet indray ika,itako eto ,zazakely mivavaka no resahiko eto
na izany aza dia valiako ihany fa :
tsy mitovy amiko ika raha izany,izahay rehefa manome fanampiana na ny havana na ny fiangonana dia omenay amin'ny fonay fa tsy mila tambiny izahay,raha ny fiangonana no maha allergie anao koa dia izao no tsara ho fantatra ,aza atao fantatry ny tanana havia ny ataon'ny tanana havana ary matetika ny tsy manao ihany no mahita tsiny sy mahita ho tenenina ary raha ny fahasoavana nomen'Atra antsika na ny anao fotsiny aza dia tsy ho voavidim-bola ary tsy ho voalohanao ny trosany saingy ATra dia be fitiavana ary mizara sy manome maiamaim-poana izy fa tsy mila tambiny.Noho izany dia omeo maimaimpoana koa ny rakitra fa ny fiangonana (ny tompon'andraikitra ) no hifandahatra amin'Atra rehefa tonga ny fotoana. Izay ny anay
ohatra hoe ireny mpiandry nanondrana mampihinana maloto zanak'olona voan'ny androbe ireny ...mompera nanondrana nanao pedofila ireny
tsy misy ho afa-bela na iza na iza manao ratsy amin'ity tany ity raha tsy mibebaka izy ,eny misy koa ny sazy amin'ny maha olombelona azy ka ireo mpitsara no hitsara azy tokoa .Na mangalatra vola kely fotsiny aza isika dia mitovy ny mangalatra volabe ihany,rehefa mangalatra dia mangalatra amiko ,rehefa manota dia manota fa tsy misy ota kely sy lehibe izany
Ny fanoharana nomen'i kristy (aleo aloha alefako kely ny pli- vava) natokisako tamin'ny kely indrindra hianao ary dia ho hatokisako amin'ny lehibe indrindra koa tsy vola ,tsy harena ,tsy fahaizana fa izay kely ananantsika no ahiratra sy zaraina ny hafa izany fahasoavana izany fa tsy tazomina ao antsaina na ao am-paosy fotsiny
:D
7. soanja
(
06/02/2010 14:29)
niryna:
niryna:
Raha zarina amin'ny lalana tsara tokony alehany koa anefa ny zaza dia mety hoentiny amin'ny fiainany tokoa izany.Mahita ny ray aman-reniny tsy misotro toaka na mifoka sigara ,na mifanaja sy mifankatia ,dia azony ho etniny amin'ny fiainany koa izany satrai taratra itany ao an-tokantrano
Jereo anie ity e !
http://www.youtube.com/watch?v=nYiAEGwpDN8
Mahatonga sainy ny mijery ireo zaza mivavaka. Ny teny olon-dehibe aza indraindray mivavaka dia mivoana any amin'izay tsy izy ny alehany ,ooops !
Tsara ilay izy ka. Misaotra nizara.
Ny tena zavadehibe amin'ny fanabeazana ireo zaza sy ny ankizy alohan'ny hampidirana ny resaka fivavahana ao aminy dia ny fahafantarany fa afaka misaina mangina izy. Tsy voatery mieritreritra akory aza fa mianatra ny mitady fahanginana fotsiny, izay ampiarahana amin'ny fisefoana milamina. Rehefa miha lehibebe izy ireo dia atoro azy ny fitadiavana izany ao anaty tabataba na korontana.
Rehefa manomboka mahatsapa tena izy ireo (5 taona) eo ho eo ny fisokafan'ny saina mazava dia atoro azy amin'izay ny fijery ny fiainana avy ety ivelany ary ahoana ny ao anaty. Ny fisian'ilay feo mangina izay miresaka aminao fitiavana sy filaminana ary tsy iza io fa i Andriamanitra/ Jesoa/ Allah sns sns....
8. niryna
(
12/02/2010 04:06)
soanja:tsy misy fisaorana
Tsara ilay izy ka. Misaotra nizara.
ka izany no anombohana azy hianatra soratra masina dieny mbola kely ka
Ny tena zavadehibe amin'ny fanabeazana ireo zaza sy ny ankizy alohan'ny hampidirana ny resaka fivavahana ao aminy dia ny fahafantarany fa afaka misaina mangina izy. Tsy voatery mieritreritra akory aza fa mianatra ny mitady fahanginana fotsiny, izay ampiarahana amin'ny fisefoana milamina. Rehefa miha lehibebe izy ireo dia atoro azy ny fitadiavana izany ao anaty tabataba na korontana.
Rehefa manomboka mahatsapa tena izy ireo (5 taona) eo ho eo ny fisokafan'ny saina mazava dia atoro azy amin'izay ny fijery ny fiainana avy ety ivelany ary ahoana ny ao anaty. Ny fisian'ilay feo mangina izay miresaka aminao fitiavana sy filaminana ary tsy iza io fa i Andriamanitra/ Jesoa/ Allah sns sns....
Jereo ireo ankizikely mibadabada mihira Tsara ATra
http://www.youtube.com/watch?v=SmBy_j03m6U
Mahatsiaro ny hazon'ny noely tany amintsika aho :D
10. ikaretsaka
(
16/02/2010 16:53)
niryna> ka le hoe "mibebaka" mihitsy no samihafa ko
amiko
my experience is that it's precisely the ones who don't know what to do with this life who are all hot and bothered about what they are going to do with another life. One sign that you're awakened is that you don't give a damn about what's going to happen in the next life.
When you hear "Repent for your past," realize it's a great religious distraction from waking up. Wake up! That's what repent means. Not "weep for your sins.": Wake up! understand, be in contact with reality, and take action!

11. niryna
(
18/02/2010 18:17)
dangytsmaty:
mivavaha ho ahy fa zah mbola mandainga indraindray! misaotra!
Andriamanitra be fitiavana,mivavaka aminao izahay mba anome anay ny fanahinao masina hiaradia aminay isan'andro.Hitaridalana anay andeha amin'ny fahamarinana,hampianatra anay ny teninao ka ahafahanay mampiantra izany amin'ny fiainanay .Omeo fanahy hendry sy fo madio izahay ahafahanay mifamela eny fa na dia ny tenanay aza dia mangataka famelana aminao ihany koa satria mpanompo tsy mahasoa izahay.Ampio izahay mba hanana fo hino ary esory ato anatinay ny tsy finoanay.Ny teninao no manambara aminay fa na dia kely toy ny voatsiperifery aza ny finoanay dia ho ngeza noho ny hazo rehetra izany.Tsy takatry ny sainay tokoa ny fitiavanao anay ary omeo tanjaka sy saina ary hery izahay mba hino izany fitiavanao izany.Misaotra anao izahay ry Ray o noho ny nanomezanao ny Zanakao ho Mpanavotra ny fanahinay,misaotra anao izahay noho ny nanomezanao ny Fanahinao Masina hiaradia aminay.Misaotra noho ny fahasoavanao. Amin'ny anaran'i Jesosy kristy Tompo no anaovanay izany vavaka izany .Amen !
12. niryna
(
18/02/2010 18:30)
ikaretsaka:quote taiza io nalain'ika io :D
niryna> ka le hoe "mibebaka" mihitsy no samihafa ko
amiko
my experience is that it's precisely the ones who don't know what to do with this life who are all hot and bothered about what they are going to do with another life. One sign that you're awakened is that you don't give a damn about what's going to happen in the next life.
raha manana finoana an'Atra isika dia tsy tokony atahotra izay mitranga amin'ny fiainana ,na inona mitranga sy mbola hitranga dia tsy misy tahotra intsony satria azy irery ihany no mandidy ny lalana,izany izy amiko.
Another life ? any ankoatra ? heaven or hell ! ny manana an'i kristy dia tsy matahotra intsony fa ny tsy manana azy no mihevitra ny herin'ny sainy ho ambony noho ilay ATra
When you hear "Repent for your past," realize it's a great religious distraction from waking up. Wake up! That's what repent means. Not "weep for your sins.": Wake up! understand, be in contact with reality, and take action!
:roll: :roll: koa maninona no hatramin'izao mbola tsy mino ihany ika fa mifanohitra ny tenin'Atra foana no omena ny olona eto ,aoka woa .Vavolombelon'ny mpiasa tokoa ny bainga voavadika an :D
13. ikaretsaka
(
18/02/2010 22:16)
quote tany @ Blog-ko io (tianao?)
De izay mihitsy... de don't inflict your religious crap upon others
ny another life tsy misy mahalala ho'a satria samby mbola tsisy tany
Any ankoatra sa ambondrombe.. andanitra any sa kosa afobe? tsa hay izany
Manohitra ny tenin'Atra nga za raha miteny hoe mifohaza de mba conscient @ izay de aza laozana manonofy sy misavoana any anivon-danitra any aloha fa ny eto @ tany am,in'izao vaninandro izao (realite) aloha hiainana sy ataovy tsara ? (io le hoe tontosay ny lahasanao androany aloha)
Aza miteniteny foana re!
raha manana finoana an'Atra isika dia tsy tokony atahotra izay mitranga amin'ny fiainana ,na inona mitranga sy mbola hitranga dia tsy misy tahotra intsony satria azy irery ihany no mandidy ny lalana,izany izy amiko

koa maninona no hatramin'izao mbola tsy mino ihany ika fa mifanohitra ny tenin'Atra foana no omena ny olona eto

14. niryna
(
25/02/2010 19:47)
quote tany @ Blog-ko io (tianao?)
raha manana finoana an'Atra isika dia tsy tokony atahotra izay mitranga amin'ny fiainana ,na inona mitranga sy mbola hitranga dia tsy misy tahotra intsony satria azy irery ihany no mandidy ny lalana,izany izy amiko
ikaretsaka:
De izay mihitsy... de don't inflict your religious crap upon others[/;quote] ny ahy tompoko dia tsy religious fa ny fananako ilay mpamonjy ahy no toriko ka raha tsy zakanao izany dia afaka mivarimbarina hianao ,ooops.ny mahasamihafa ny relgious sy ny personal relationship with God dia roa tsy mitovy: ny an'ny sasany tsy maintsy miasa,tsy maintsy manao izao ,tsy mahazo manao izao,na hoe andao hiankohoka anin'ity fa ity no lehibe noho ilay zanany sns ....ireny no atao hoe religious fa ny olona manana fifandraisana amin'ilay hinoany dia mivantana,mahafantatra fa miaraka aminy,tsy matahotra ny mizara ny teny izay fantany sy omeny na firy na firy no manohitra izany ,tsy mihainohaino fotisny ka hoe mitovy hevitra amin'i ranona aho fa mijoro tanteraka amin'ny finoany velona dia ilay kristy maty teo ambon'ny hazofijaliana,nitsangana tamin'ny maty ary mbola ho avy hitsara ny velona sy ny maty,mino azy koa fa ATra izy,mino azy fa Mpanavotra antsika ho afaka amin'ny siogan'i satana sy ny siogan'ny fahotana rehetra.Rellationship io ry ika a fa tsy resaka fiangonana velively a ,mazava amin'izay
ny another life tsy misy mahalala ho'a satria samby mbola tsisy tany
Any ankoatra sa ambondrombe.. andanitra any sa kosa afobe? tsa hay izany
koa maninona no hatramin'izao mbola tsy mino ihany ika fa mifanohitra ny tenin'Atra foana no omena ny olona eto
Manohitra ny tenin'Atra nga za raha miteny hoe mifohaza de mba conscient @ izay de aza laozana manonofy sy misavoana any anivon-danitra any aloha fa ny eto @ tany am,in'izao vaninandro izao (realite) aloha hiainana sy ataovy tsara ? (io le hoe tontosay ny lahasanao androany aloha)
Aza miteniteny foana re!
15. ikaretsaka
(
25/02/2010 22:07)
voalohany aloha de aza assumerna ny olona de aza mi assume tena hoe ny olona very de ianao tsary very satria manao izao sy izao... tsy misy mahalala izay....
de aza mitompo teny fatratra hoe ny olona ohatran izao tsy mahazo ny teny fa ny ohatran zao no mahazo... noooon!
ny olona raha tsy manao ny fombanareo dia aza lazaina hoe manohitra ny tenin"Atra.. hafa fotsiny ny fandraisany an'Atra Atra sy ny teniny fa tsy hoe rehefa tsy manao ny fombanareo sy manda ny fombanareo akory de hoe manohitra .. nareo sy ny fombanareo no toherina... satria ny avoakam-bavanareo hafa moa ny ataon-tananareo hafa
io le hoe nareo tsy andriamanitra ka aza mizesta
Nenao manko de reo foana no averimberina... nefa milaza fa tsy tia zavatra averimberina toa litania sy sapile nefa manao... 8)
de enao hoa mba honnette! tonga de TSORY FA AZA MIOLAKA

16. niryna
(
28/02/2010 04:27)

hay va re izany e :D
17. ikaretsaka
(
28/02/2010 05:41)
"De mandehana ka aza manao intsony" hoy ny fiteny rehefa karemy ny andro