iomezena sisa

1. radomelina ( 29/01/2010 20:26)
dia tena misy olona tena matory andro marina eto @tanana marina e .apesonina @ny hoe misy fanambarana rapitso eny anosy ntsssss.nga vao androany ny tim no anao fanambarana fa tsy efa ho isanandro.inona ndray zao no lainga lazaina eny ra ho eny ary aaaaaa.oen aloha t@le hoe iaraka@tsika roindefo.de inona ndray ny manaraka sa kosa hoe iaraka @tgv tsika manomboka androany?raha izay no lahateny dia tena vaovao lehibe zany fa raha ny ankoatrany zay dia diska laoka .sahala@miandry r8 tsy ivalana aaaaa aza kivy mitoy ny tolona hoy ny sasany nefa izy tsy ita fa le olona nozaraina hena kely teny @magro no arosony ;-)
répondu par pikatti le 31/01/2010 23:05
2. fijo ( 29/01/2010 20:36)
izany hoe izay tsy tianareo henoina dia tsy misy dikany????tena demokrasia ny anareo iznay an
3. nancy ( 30/01/2010 05:11)
Ary le olona nampiesonina taminny vary 500 Ar /kg sy menala 2500 Ar/litre ve efa nahazo e?

radomelina:

dia tena misy olona tena matory andro marina eto @tanana marina e .apesonina @ny hoe misy fanambarana rapitso eny anosy ntsssss.nga vao androany ny tim no anao fanambarana fa tsy efa ho isanandro.inona ndray zao no lainga lazaina eny ra ho eny ary aaaaaa.oen aloha t@le hoe iaraka@tsika roindefo.de inona ndray ny manaraka sa kosa hoe iaraka @tgv tsika manomboka androany?raha izay no lahateny dia tena vaovao lehibe zany fa raha ny ankoatrany zay dia diska laoka .sahala@miandry r8 tsy ivalana aaaaa aza kivy mitoy ny tolona hoy ny sasany nefa izy tsy ita fa le olona nozaraina hena kely teny @magro no arosony ;-)



4. vatokilonjy ( 30/01/2010 05:38)
ihomezo eo ihany raha teo ho vaky ny voudy,mbola tsy leo ihany angaha
maninona raha mipetraka miandry ny election dia ho hita eo izay mafibe
hon hon hon her her ^^ ^^ ^^
5. locl ( 30/01/2010 15:28)
election amin'inona, koa raha tsy vody tsy misy tompony ka andeha ho vakivakiana fotsiny eo. Sady ny amakiana azy koa ange kely loatra e
6. wxxx ( 30/01/2010 15:36)
Maty aho vatikilonjy hihihi kely basy ,tena petsa soa aman-TSARA :-D
7. pikatti ( 31/01/2010 23:05)
:-D :-D :-D :-D maty vatokilonjy , elah koa anie lesy miteniteny foana e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565