Fa maninona no tsy mety rava ny HAT sy Andry TGV

1. rabaradaka ( 12/01/2010 07:13)
Mampanontany tena ihany ry dadatoa ny zava-misy hoe fa maninona no elabe no hanalana an'ireto HAT sy ity Andry TGV ity. Ny mpitarika ny eny amin'ny MAGRO (Fetison, MAmy) dia tsy manana experience loatra amin'ny fitarihana olona toa izao na izany aza miezaka izy roa lahy. Fa maninona raha omena ny MFM hitarika an'io tolona io ary ampian'ireo avy amin'ny mouvance hafa dia vita malaky io e ! Fa hono ho'aho rey olona : ary nankaiza ry Zoharimihaja president TIM taloha e, ireny ange ilay nolazaiko hoe snobisme sy zesta fotsiny ny an'ireny e, hitako mitondra voiture 4x4 tsara be zay lery ary tsy tehahalala mihitsy. Tsy militant ireny na bureaucrate ary ireny no nanimba an'ny dadanareo na dia zanany tao an-trano aza. Omeo ny MFM rangahy ny hitarika an'io dia vita alohan'ny 21 janvier io a
répondu par fijo le 16/01/2010 22:44
2. saranga ( 12/01/2010 07:24)
Misy mahamarina ny an'i rabaradaka ihany fa mitarazoka be ny grevy dia vao mainka manaonao foana ny TGV. Ny solution avy amiko indray dia ity : atao izay hampisy cohésion tsara ny 3 mouvances (RaMerci, Raveloson Constant, Victor Young) dia ireo mihitsy no mitarika ny olona sy manao fanentanana. Ireo no tena mahay manentana sy mitarika. Io koa raha araka ilay tenin'ny Mamy Rakotoarivelo hoe hiandry ny rariny eto dia tsy ho tafavoaka io tolona io. I Zoharimihaja Solofonantenaina tokoa tazan'ny olona anaty 4x4 milay be mihitsy. Ny adalan'ny dada nametraka an'ireny no naharava ny fitondrany.
3. Noue ( 12/01/2010 07:28)
rehefa misy ny vola , basy , ny firenena matanjaka manohana ny coup d'état @ fomba ahoana moa hoy ianao no aharava an'io eee ??? :evil: :evil: :evil:
4. Mirananirina ( 12/01/2010 10:33)
Fa maninona no tsy mety rava ny HAT sy Andry TGV
rehefa misy ny vola , basy , ny firenena matanjaka manohana ny coup d'état @ fomba ahoana moa hoy ianao no aharava an'io eee ???
izay no izy :cry: :cry:
5. pikatti ( 12/01/2010 11:37)
[center][/center]
Any tsiafahy ialahy no miafara ry jiolahim-boto ty a!!!......................dia inona indray ny manaraka ,tssssssssssssss mamely hoa , miala teo dieny mbola misy fotoana fa aza bedidoha lava eo
6. terrywui ( 12/01/2010 13:24)
Fa hono ho'aho rey olona : ary nankaiza ry Zoharimihaja president TIM taloha e,
efa nisolo an'i Yvan izy ry papa no nahalagy azy tamin'i dadanareo ka izy haninona hitarika eny tsony a....efa TGV iny zao ...!! hin hin hon hon hon
7. pikatti ( 12/01/2010 13:30)
Mba mahita vaovao ndray elah zany rawix , tena 2010 marina lé, fa le indro kely le mason'elah mbola jamban'i tgv ty :-D :-D :-D :-D
8. patrick2002 ( 12/01/2010 13:34)
ry Pikatty itony hilaozany mi-livre aty frantsa nefa tena mpanetana mafana fo kou , ary aiza izao ilay fanakatonana ny ambasady gasy ao frantsa eh! :-D :-D :-D
9. terrywui ( 12/01/2010 13:35)
an an an an ! kà i Zoarimihaja anie lety efa tena efa elabe no nisolo an'i Yvan Randriasandratriniony tsy natao ho lehiben'ny TIM tsony e..! efa ela lery no efa lagy tamin'i TIM kà ..! fa i rabaradaka no tena very lavitra be !!
10. pikatti ( 12/01/2010 13:40)
Tsisy miraharaha leisy na TIM na TGV izy a, mila mila eo fotsiny io jadona io dia izay aloha no zava-dehibe ny fifidianana haroso avy eo
Miresaka @ lah koa hotran'ny miresaka @ zazakely tsy mahazo resaka klé
11. terrywui ( 12/01/2010 13:42)
ry Pikatty itony hilaozany mi-livre aty frantsa nefa tena mpanetana mafana fo kou , ary aiza izao ilay fanakatonana ny ambasady gasy ao frantsa eh!
miresaka amin zazakely tsy mahazo resaka ???
* ary tsy itanlah angah fa ataon'i rapà maivoka anie elah io ambony io e...! tena otran nampalaelo ndray ny nahita anlah petsaindrapà leee....!!!!
12. pikatti ( 12/01/2010 13:46)
rapaty anie akama ihany bainn a,lery fotsiny zanaka adala mila miverina ao an-tranonon'ni dadany* ao :lol:
13. patrick2002 ( 12/01/2010 13:47)
izay koa aloha tsy mila ravalo na ratsy iraka ,na zefa albert hiverina eo eh! allez oust !
HAleo olom-baovao no hitondra
vive tgv vive tgv
14. terrywui ( 12/01/2010 13:47)
mbola tsy nandingana ny tokatran'i dada mitsy rapà na indray mandé aza e..! aza mandainga eo elah ! petsaindrapà elah alou de miareta ..!
15. pikatti ( 12/01/2010 13:53)
TGV zany bainn efa mikoinsa a, lisany ve mbola jamba foana
16. terrywui ( 12/01/2010 13:55)
pehandrabatista ony elah raha kobony fa ny sarin'ilery ony nataonlah affice tato amin searsear zany de lagy be ngama any mitady anlah eran tanana :-D :-D :-D :-D
17. patrick2002 ( 12/01/2010 14:00)
ka tsipazan`ialahy bloc de beton ny rail ko tsy hikoinsa. tapahan`ialahy ny connection electrique ko tsy hikoinsa ny TGV .
18. pikatti ( 12/01/2010 14:02)
ny anelah angah tsy izany foana mampiady atody @ vato ve ialahy , olona tsy mahavoa ny bandy ireny sady akama fa za mampiady angely eo bainn :-D :-D :-D :-D antsoiko eo i ndotofetsy =)) =)) =)) =)) =))
19. terrywui ( 12/01/2010 14:03)
aza miala pà eo elah fa aona zany resaka sary kozinlery zany ee :lol: :lol:
20. pikatti ( 12/01/2010 14:19)
Vonona zany elah zao , ao ery e, aiza zany rapaty n"elah zany zany ary avoahy eo :roll: :roll: :roll: lisany roalahy no indray akambako ahoana sahy sa tsy sahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.84