Fa maninona no tsy mety rava ny HAT sy Andry TGV

21. terrywui ( 12/01/2010 14:57)
hin hin hin hon hon ary tsy nipoipoitra teo elah 20mn teo niandry andrapà handé vao iny ndray lery fa be wawawa be ndray hin hin,hon hon h kobo be elah hon hon hon
22. pikatti ( 12/01/2010 15:01)
novitaina lesy zay azo natao a, niandry aneh rapaty nelah aho fa tsy hita trasy takaka :-D :-D :-D manao adinakoholahy fataka , lisany foza tony anie tsy avotra e
23. terrywui ( 12/01/2010 15:06)
afaka 35mn rapique vo sahy niantso andrapà a?? kobo elah mataotra andrapà :-D :-D :-D :-D
24. pikatti ( 12/01/2010 15:14)
msg firy lesy no nalefako any , andraso kely hoa raha hitampitana amiko elah , iny lny dadan'elah de tsy hita :-D :-D :-D
25. jarifa ( 13/01/2010 05:45)
Efa mankaleo ny Politika ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
26. Radidier ( 13/01/2010 12:43)
Makanesa ary @ resa-dehilahy ary elah ry jarifa any elah mpanao xxx ,eto elah tsy afaka manao xxx :-D :-D :-D :-D :-D
27. terrywui ( 13/01/2010 16:01)
Fa maninona no tsy mety rava ny HAT sy Andry TGV
aleon'Andriamanitra ry lety TGV toy izay mpilalao ody sy mpimasy otrandravalo maniratsira ny anarany sy manao blasfemie nefa milaza fa mpanompon'Andriamanitra ..! ka tsy aleon'Andriamanitra tonga de faizina i dada be osy de narovany be i TGV zao....!! :-D :-D :-D :-D :-D marina ane zany e!!
28. ouioui ( 13/01/2010 18:50)
tena mpanao ody gasy kalaza lahy io radomelina io ry terrywui fopla a, tsy henonareo ve lery le nanatona marabout hamelezana an-dr8 :?: :?: :?: tsy nety nahavoa foana anefa izao izy ndray no mitomany irery ao iavoloha ao
29. fijo ( 16/01/2010 22:44)
ka le tafika no mbola mampa eo azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2122