volavolan-kevitra hanovana ny Lalampanorenana rep4

1. milamm ( 08/01/2010 16:49)
t@ 1998 no farany nanovana ny lalampanorenana,ireto ary ny drafitra atolotra ireo ho laniany ireo regime parlementaire avy eo
http://www.malagasy-dispo.org/index.php?option=com_kunena&Itemid=53&func=view&catid=15&id=20
mazotoa hamantatra dieny izao alohany hifidianana legislatif ,fa zvdehibe :lol:
répondu par milamm le 11/01/2010 21:17
2. pikatti ( 08/01/2010 19:55)
mazotoa hamantatra dieny izao alohany hifidianana legislatif ,fa zvdehibe

mila fandinihan be le kôzy lesy klé,tsoaho fotsy no mety zavatra hiova ohatra ny taona , ny sns izay mety be fandrika mantsy ,ry tgv reto bainn bandy tsy ny fierenena zany fa ny toerany aloha vao ny tanindrazana
3. esserra ( 08/01/2010 20:05)
Fintimpitino e :lol:
4. AndriambyII ( 08/01/2010 22:49)
Extrait du livre écrit par Rakotondrazaka Andriamandidy.
Mage du prince Andriambazana Aindrahona(1845-1901 )
Exilé de force dans l\' île San Sebastiao avant d\'étre décapité par les forces coloniaux sur le mont Vanuatu .


\"....Le méme refrain et méme regain : \"le code electoral\" ; hérité et inculqué jusqu\' au tréfond de la pensée de chaque individu hallogène originaire des pays colonisés au debut du 15 ème siecle.Recoloré , permuté dans tout les sens , transformable à volonté et intemporel, signe de domination psycho-sociologique d\' un peuplade sur un autre , d\' ou la distinction des soi disantes races dominantes sur la planète terre ,mettant en évidence l\' appartenance ethnique , réligieuse ,raciale , tribale...\"

Efa t@ izany andro izany no efa nisy ny nandinika ny tantara fitondram- bahoaka Malagasy .



5. fijo ( 08/01/2010 22:49)
lavabeeeee
6. AndriambyII ( 08/01/2010 22:54)
7. katrikatry ( 08/01/2010 23:35)
Tsy azoko foana le tiana hatongavana @ izao volavolan-dalàna zao e
8. jarifa ( 09/01/2010 05:59)
sotroy kely aloha ilay THB
9. zakilinina ( 09/01/2010 09:31)
Ny lalàmpanorenana ankehitriny dia tsy maintsy misy azo kianina. Kanefa na dia tonga lafatra tahaka ny inona aza izy io dia tsy misy ilana azy raha toa ka azo atao ny fanonganam-panjakana.
10. terrywui ( 09/01/2010 09:50)
kobonao ihany ra malmm ny dikanzany oe copie coller lavabe zany fa PS voatsoka a......!! defa miomankomana ihany toi zany !!!
11. xxxw ( 09/01/2010 12:02)

takolak'i wiwi kamo be tenda :lol:
12. pikatti ( 09/01/2010 12:10)
sotroy kely aloha ilay THB

sao tsy mahazaka thb rawix lé io nedala fa mivaralina ndray , omeo ronono ao lery aloha :-D :-D :-D
13. milamm ( 09/01/2010 13:52)
katrikatry :-Dfintina avy @ reo hevi-baventy ho laniana ao anatin\'io volavolankevitra avy @ diaspora Malagasy aty ivelany io izay mikasa ampiditra faritra faha 23 ao anaty lalampanorenana azy ireo,fahaleovantenany fitsarana ambony ,fanapariaham-pahefana maharitra,fanavaozana ireo rafitra andrimpanjakana samihafa toy ny \"sojabe\" sns...misy hevitra tsara fa iaraha-mahita
14. milamm ( 11/01/2010 21:17)
Andriambyll,efa ela tokoa no nisy nandinika ny fitondram-bahoaka sy ny fivoarany rafimpisainany nosintsika,raha ireo vanim-potoana nolalovana t@ karazam-pifidianana tao anaty 50 taona ireto koa de vanim-potoana tsy adino mahalaza ny lalana nizorana sy ny ho aleha
-Fifidianana filoham-pirenena/Presidential elections 1965 · 1972 · 1982 · 1989 · 1993 · 1996 · 2001 · 2006 · 2010
-Fifidianana parlemanta/parliamentary elections 1960 · 1965 · 1970 · 1977 · 1983 · 1989 · 1993 · 1998 · 2002 · 2007 · 2010
-Fitsapan-kevibahoaka/referendums 1972 · 1975 · 1992 · 1995 · 1998 · 2007
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1653