reketo @ izay izy ty ry zareo an efa akaiky 26janvier an
1. Toumba
(
08/01/2010 14:56)
midina eny @ 13mai par groupe petit groupe dia eny mifampitady,aleo matin'ny bala sy lakrimozena toy izay matin'ny hanohana sy ny tsy fisian'asa,efa fianana tsy misy espoir ity ,
répondu par pikatti le 09/01/2010 12:11
3. terrywui
(
08/01/2010 16:15)
midina eny @ 13mai par groupe petit groupe dia eny mifampitady,aleo matin'ny bala sy lakrimozena toy izay matin'ny hanohana sy ny tsy fisian'asa,efa fianana tsy misy espoir ityhaingana ary elah hatao sorona voalo fa aza ny vahoaka no ampirisihana ry toumbaka a...! tena tombahanay elah vao mitapitapy eo ..! oul vitsy kely eo amn Magro tsisy 2000 ireo ve no mba maha bebe fo anlah eo ??? ampaha100000000000ny Malagasy lety raha zay reo a..! manaraha lalàna ihany raha tsy te ho goagoaka fahatany ..! mazava amin'i tombaka ve alou zay ????
4. Toumba
(
08/01/2010 16:33)
eny @ 13mai samy mandoro sy drapeau frantsay ,mamaky ny karana ny fianakaviany HAT,doroy ,romboy fa kely aina ireo ,ny hery tsy maha leo ny fanahy :evil: :evil: :evil:
5. terrywui
(
08/01/2010 16:35)
eny @ 13mai samy mandoro sy drapeau frantsay ,mamaky ny karana ny fianakaviany HAT,doroy ,romboy fa kely aina ireo ,ny hery tsy maha leo ny fanahyho betsaka ndray zany ry le dondrona reo no ho goagoaka vody fahatany eny amin 13mei eny klééé...!!!
8. AndriambyII
(
08/01/2010 21:32)
Fa inn' ar ' ty mifandô -b... ty ?? dégôllass be ouzz ra simplex zay !! :lol: :lol:
11. xxx3
(
09/01/2010 07:03)
Rehefa tsy hisy ny fiaraha-mientana dia aleo samy mandeha samy mitady, rehefa tsy hihetsika ny daholo be fa mihanahana tsy hita hoe ahoana, tsy hay hoe inona dia tairo ny ADY anaty akata, tsipony tsirairay izay azo tsiponina,
Ho an'izay mahazaka izao zava-misy izao dia avelao izy any f'aza mandany andro manaitra sy manentana azy intsony, efa mety be izany ny fiainany, mety efa ao @ ilàny azy ny zava-misy
Ho an'izay tsy mahazaka, raiso ny andrakitra hanalanao ny fonao f'aza mampahory saina samy irery eo, loza ho an'izay niavian'ny fanafintoinana io ka zonao tanteraka ny manohitra sy mihetsika, ataovy ampahamalinana sy ampisainana fontsiny.
- Raha very asa ianao, iza no rangory fototry ny afo?
- Raha nitotongana be ny farim-piainanao,iza no rangory fototry ny afo?
- Raha mikorontana ny fiaraha-monina noho tsy fahaiza-mitantana, iza no rangory fototry ny afo?
- Raha mirongatra sy mirobororbo fatratra ny tsy filaminana, iza no rangory fototry ny afo?
- Raha manjaka ny herisetra sy mahazo laka indray ny risoriso isankarazany, iza no rangory fototry ny afo?
- Raha tsy misy mandeha ny affaire fa niantona daholo ny famatsiam-bola ara-dalàna, iza no rangory fototry ny afo?
- Raha tsy ny fahafahana maneho hevitra amikalalahana, iza no rangory fototry ny afo?
- Raha mia maloto sy mikorotana ny fifamoivoizana noho ny famarohan'ny olona very asa, iza no rangory fototry ny afo?
- Raha tsy misy intsony ireo fanampiana sy fanentanana ny tantsaha mba hisian'ny fambolena sy famokarana manara-penitra ampitomboina vokatra, iza no rangory fototry ny afo?
rehefa tsy misy mahakasika ny fiainanao ireo dia miesona, migalabona, any @ izay misy anao any ary zakao ny vokadratsin'izao rehefa kelikely f'aza asiana fimenomenonana mihintsy ao ahoriana kely rehefa tsy hanohitra izany dien izao

12. terrywui
(
09/01/2010 10:39)
XXX3 ===========) :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :p :p :p :p :p :p :p :P :P :P :P :P
13. pikatti
(
09/01/2010 12:11)
xxx11 :-D :-D :-D :-D :-D en panne foana le tgv bainnn aaa!!!!............ :roll: :roll: :roll: