TSY MAHAZO MITENY DAHOLO AFA TSY IZAHAY IHANY

1. TEGEVE ( 06/01/2010 13:09)
Extraits de discours du 17 Janvier 2009 d’Andry Rajoelina: « Tsy ekena ny famoretana tsy afahana maneho ny hevitra ! Tsy ekena ny fanagejana ny haino aman-jerim-pankajana. Satria dia fanta-tsika tokoa ankehitriny fa sarotra dia sarotra no miditra amin’izany Tvm izany. Tsy maintsy ataon-tsika izay ahatafidiran-tsika amin’izany Tvm izany, » Source et suite sur iarivo-town.mg
Raha te hoteny ianareo gia manaova fangatahana taona iray mialoha , izany ndray ny resaka ato :oops:
répondu par esserra le 07/01/2010 19:19
2. pikatti ( 06/01/2010 13:12)
Avoahy tao aloha i Nath e :-D
3. terrywui ( 06/01/2010 13:23)
hin hin hin hin hon hon hon innnn ndray letsy rapique ty konetak'elah vao maraina ato ty fa mankarenitsofina a!! .....
--raha te hiteny amin'ny télé na radio elah de ataovy deny zao zany ny demandinlah fa tsy eto no manao alahelonkanina eto ..! ny MBS nlah anga taloha azo nitenenana koa de mahatantesa valikitsaka lety aa!! ity alou fampiononana ho anlah ...! hon hon hon hon

http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA

veloma any amin'i dada raha vao tsy mety milatsaka eo fa be dongidongy eo !
4. pikatti ( 06/01/2010 13:33)
elah ve leity no Nath a :-D :-D
io foana koa no hira hitan'ny leity
5. terrywui ( 06/01/2010 13:35)
ka io no hira fanaovambeloma an'i dada tena milay ka....!! fa inona koa no alahelonlah amin'i Nath e?? tsy nahazo entana tany angah elah ?? hin hin hin hon hon hon !
6. pikatti ( 06/01/2010 13:40)
ka mba anjarany leisy zao a, elah ve tsy nahazo vaovao tany @ razoam le, tant pis pour toi oz lery ,
7. Mirananirina ( 06/01/2010 13:43)
de mahatantesa valikitsaka lety aa!! ity alou fampiononana ho anlah ...! hon h

Io valifaty io ny talentanareo tgv??,Dia tsy misy resaka fitiavana vahoaka mihitsy na kely aza :cry: :cry:
8. terrywui ( 06/01/2010 13:45)
razoam tena bandy mpampiesona gaigy iny bandy iny e...! in-2 kou ah zay nopehanlery fona ! asa na ho avy ndray leiny amin alahady na hiala pà ndray !! fa refa itanlery fa hiantso anazy ah de vononlery kitana ny fonnnn na misy maizina asainy mamaly analah ao,,, tena bandy tsssssssshhhh
9. pikatti ( 06/01/2010 13:50)
Slt Mirana
Gaga be zah nahita le hoe nahazo menace tany enao :oops:

Razoam anie leity mila serena tsara e, elah aloha dia vereziny lavitra e, andao tsatohana any am-bovony any , tonga de fatorana ao anaty local technique edf ao :-D :-D
10. Mirananirina ( 06/01/2010 13:56)
Slt Mirana
slt pikatti
Gaga be zah nahita le hoe nahazo menace tany enao
araka ilay efa nolazaiko hoe misy havako akaiky tgv teto france ,lasa niasa any Dago any.Dia mikirakira vola be,izay sahady ve dia efa in 4 izy no makany makaty..++ny familleny.Dia nambarako fa tsy mety ny ataonareo sns......dia nahazo menace eh!Rehefa tsy anareo tgv intsony ny toerana vao makany Dago aho hoa fa aza matahotra.Fa angaha tena mihevitra hoy izy fa tsy anay mandrakizay ny fanjakana????????????
11. terrywui ( 06/01/2010 13:57)
mpetraka etsy à Evry lery e! nandé tany a Juvisy tany ah de koboko tany nedala de mbola niala pà ihany saika hitsoaka fa notazomiko tamin'ny vozon'akanjony de nividy kebab ho anah lery nnambitamby ,tsisy hafa tamlé nanambatambazanlah anah refa koboko tetsy Saint Denis iny elah e...!! vita le 2euro kely tany saika hatao frais metro tany iny !! tadidinlah ve iny ee??
12. pikatti ( 06/01/2010 14:02)
.Fa angaha tena mihevitra hoy izy fa tsy anay mandrakizay ny fanjakana????????????
zay le toe tsaina sankalité, tena hita fa zany daholo ry zalahy ireo , courage ny akama akama foana kah
13. terrywui ( 06/01/2010 14:07)
araka ilay efa nolazaiko hoe misy havako akaiky tgv teto france ,lasa niasa any Dago any.Dia mikirakira vola be,izay sahady ve dia efa in 4 izy no makany makaty..++ny familleny.Dia nambarako fa tsy mety ny ataonareo sns......dia nahazo menace eh!Rehefa tsy anareo tgv intsony ny toerana vao makany Dago aho hoa fa aza matahotra.Fa angaha tena mihevitra hoy izy fa tsy anay mandrakizay ny fanjakana????????????
kay vy resapianakams iii neveriko fa resaka antoko politika sy ady politika ane e!! mifanaraka eo ihany nareo mianakams refa atsy ho atsy kahh !
14. pikatti ( 06/01/2010 14:12)
Eo ndray elah de tsy mahazo resaka ,tssssssssssssss,tgv izy no menasy fa t@ izy tsy tgv tsy nanao menasy lesy a, io anie no lazaiko anelah fa be hoa ny morsa ato fa elah mamaky bambaray fotsiny e, misy hevitra betsaka tonga sy mandeha eto fa tsy kobon'elah :lol:
15. Mirananirina ( 06/01/2010 14:14)
zay le toe tsaina sankalité, tena hita fa zany daholo ry zalahy ireo , courage ny akama akama foana kah
misaotra ,misaotra e.toetsaina tsy mamely io eh.
kay vy resapianakams iii neveriko fa resaka antoko politika sy ady politika ane e!! mifanaraka eo ihany nareo mianakams refa atsy ho atsy kahh !
resaka politika io ra terry an,tsy misy hidiran'ny fianakams mihitsy na kely aza.
16. terrywui ( 06/01/2010 14:18)
araka ilay efa nolazaiko hoe misy havako akaiky tgv teto france ,lasa niasa any Dago any.Dia mikirakira vola be,izay sahady ve dia efa in 4 izy no makany makaty..++ny familleny.Dia nambarako fa tsy mety ny ataonareo sns......dia nahazo menace eh!Rehefa tsy anareo tgv intsony ny toerana vao makany Dago aho hoa fa aza matahotra.Fa angaha tena mihevitra hoy izy fa tsy anay mandrakizay ny fanjakana????????????
fa mipika otran'i pique kou ve mirana sanatria sa aona e! io le kozindry ....!! hin hin hin hon hon hon h
17. pikatti ( 06/01/2010 14:20)
resaka politika io ra terry an,tsy misy hidiran'ny fianakams mihitsy na kely aza.

Tsy mahazo resaka elah rawix a, inona ndray ary no nahazo anelah tao toa miboredika be fotsiny lé :roll:
18. Mirananirina ( 06/01/2010 14:23)
fa mipika otran'i pique kou ve mirana sanatria sa aona e! io le kozindry ....!! hin hin hin hon hon hon h
ie,tena raha izay no izy dia izay izany.Misy ny hitovizanay...hihihi
19. terrywui ( 06/01/2010 14:26)
kaaaaayy leliikkéééé ....! tena nipika otranlah kou ony letsy i Mirana leeeeuu ..! nefa neveriko fa tena olokendry mitsy ane kala iny eee ...!

http://www.youtube.com/watch?v=K8AUCcYfEqs


averina ndraipa farany le resak'i prezida e..!:!
20. pikatti ( 06/01/2010 14:29)
Reasaka sankalité lesy zany a, Mirana anie leity cousine-ko e, tsisy mahagaga an'elah zany , fa raha sankalité iny ndray anareo tgv iny :-D :-D
Mirana :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0807