TSY MAHAZO MITENY DAHOLO AFA TSY IZAHAY IHANY

21. terrywui ( 06/01/2010 14:36)
cousine nlah taiza i Mirana e?? haiko daholo ary ny fianakams nalah rehetra kou ....! raha tsy oe vao ampidirinlah ho cousine angah ...!! fa aiza tokoa ary i batista lety toa tsy hita mitsy ngama le ??
22. Mirananirina ( 06/01/2010 14:54)
kaaaaayy leliikkéééé ....! tena nipika otranlah kou ony letsy i Mirana leeeeuu ..! nefa neveriko fa tena olokendry mitsy ane kala iny eee
zany ve?? :lol: :lol: hay raha mitovy aminy pikatti dia tsy olokendry :lol: :lol: aleo atao hoe nareo no hendry be :-D :-D :-D
cousine nlah taiza i Mirana e?? haiko daholo ary ny fianakams nalah rehetra kou ....! raha tsy oe vao ampidirinlah ho cousine angah
Tena hainao daholo ve????hihihi =)) =)) =)) =))
23. maryline ( 06/01/2010 15:13)
zah koa ngeh ry terrywui havandry Pikatti e!
24. ndotofetsy ( 06/01/2010 17:37)
tokony asiana hevitra vaovao hoe nipika niaraka t@ wiwi i mirananirina
hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

noho ny inona tara @ ra joelina
hon hon hon
:^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. ouioui ( 06/01/2010 19:54)
tara @ ra joelina
hon hon hon
message
ouioui m'sé :-D
26. pikatti ( 06/01/2010 20:48)
Miala ndray ouioui m'sié , matin lisany rawix :lol:
27. fijo ( 06/01/2010 22:14)
raikitra ihany ve le kaombaka sa resabe fotsiny hatramin'izao
28. xxxw ( 07/01/2010 09:37)
Ouioui :-D andevolahin'iradomelina :-D
29. Mirananirina ( 07/01/2010 11:47)
noho ny inona tara @ ra joelina
bogosy noho ny vadiko angaha iny hihihi :) sady mpanongana fanjakana ,ahongany daholo tsikelikely nareo fa aza maika,mahandrasa, :lol: :lol: :lol:
30. Bigmaman ( 07/01/2010 12:51)
:-D :-D :-D
31. terrywui ( 07/01/2010 15:15)
Manaova be vava eto ihany nareo ry vendrana isany fa vao migadona ny volana MARSA de anay 100% ny Fitondrana a...!!!! hin hin hon hon hon tongava haingana ray ora ,hivadika ho andro, hivadika ho volana .......tonga ny marsa !!! TGV FOREVER :-D :-D :-D :-D
32. terrywiui ( 07/01/2010 16:01)
Maty aho tgvendrana :-D :-D :-D
33. terrywui ( 07/01/2010 16:49)
tonga ny marsa !!! TGV FOREVER
:-D :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =D>
34. pikatti ( 07/01/2010 17:22)
Tsisy Mars zany lesy a, janoary zao fa elah ve efa diso andro e :-D :-D
35. esserra ( 07/01/2010 19:19)
Henjehina daholo izao izay mpanao gazety manakiana an'i tgv , fanjakana jadona , miala koa ry Nathalie Rabe a, ianao ve hisakra à io olona adala io :roll: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652