fety be tao @ magro androany

1. feticon ( 05/01/2010 18:07)
[URL=http://ti1ca.com/jdaka2h2-DSC-1256-DSC_1256.jpg.html][IMG]http://mk4.ti1ca.com/jdaka2h2.jpg[/IMG][/URL]
répondu par pikatti le 06/01/2010 13:23
2. fozabe ( 05/01/2010 18:25)
izao ve dia mba fety e,izao no atao hoe mpamadika palitao ,tsy menatra akory ry zafy dia mitonantonana eny @ magro nefa ireny no tena isany nanongana ny dadany sasany hon hon hon
her her her her
3. ndotofetsy ( 05/01/2010 19:29)
mbola ho avy eo i raDJoelina rehefa haka fitondrana ny miaramila
hon hon hon

sniff
tchrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. fijo ( 05/01/2010 21:00)
tsinjaka bavata kosa io kleuleu
5. ramosekely ( 05/01/2010 21:14)
mbola ho avy ao koa ry kotiti ,colonel rafitso ,jose kely ,ny deba hiditra en tel radem.Tsy hay intsony ity politika gasy ity
6. fijo ( 05/01/2010 21:18)
hihihih zay isika vao tena fanina leaza an
7. ramosekely ( 05/01/2010 21:21)
eo @ magro io,toa hoe mety ho avy ao koa rossy hanao bal kabosy ,karamain'le iray kalahy taloha e
8. fijo ( 05/01/2010 21:30)
hihihih revy be ity ,ny vahoak ano tampi maso eo
9. feticon ( 05/01/2010 22:18)
[URL=http://ti1ca.com/hsx0llmp-DSC-1259-DSC_1259.jpg.html][IMG]http://mk9.ti1ca.com/hsx0llmp.jpg[/IMG][/URL]
10. bekafara ( 05/01/2010 23:18)
teto dago ny frantay tena tsy niafina mihitsy,aiza moa ka efa 1400milliard d'euros ny dette ny chomage efa 2millions ,mba mitady resouce kosa aloha izy aloha handohana ny RMI sy CMU ny gasy any france hono
[URL=http://ti1ca.com/psn7k9vq-animal-20-44-animal-20-44-.gif.html][IMG]http://mk3.ti1ca.com/psn7k9vq.jpg[/IMG][/URL]
makanisa wa aty chine leuleu :-D
11. jarifa ( 06/01/2010 04:50)
Tonga dia mihomana @ angady sy ny arona ry TGV fa tsy mijanona intsony ny tolom-bahoaka, Claseo daholo ny vola @ Gony fa ho ratsy ity Tantara ity fa mody miatomboka @ fety io fa mivadika Revy be io avy eo
12. zazabel ( 06/01/2010 05:37)
Mampalahelo,
mora manadino lôtra ny mahavoa an'lé gasy: ry TGV zao tsy tadidiny tsony ny aton'nitolomany teny am'13mai, ny mifanohitra am'reny no ataony, Ny zanaky Dada tsy tadidiny tsony ny hevitra ijorony zafy ndray no lasa Dadasoa, I zafy tsy tadidiny tsony ny teny nataony omaly, Mampalahelo ny gasy sady very tadidy no tsy mahay miaritra fa tia miovaova tsy hay hoe te ho aiza, aleo mintsy miodikodina aty an'efitra refa tsy mahay mihonona sy tsy mahalala ny tena mety aminy, tsy ho tsinjo eo ihany ve ny tany kanana afaka 40 tôna
8-)
13. pikatti ( 06/01/2010 07:10)
Hain'elah ihany ny nandefa sary klé, tssss, efa impiry ve no nazavaina , tssss, fa izao fotsiny , tena tonga elah dia vitaiko raha mandefa sary maloto eto , tena kôzy io an, tsy mivazivazy @ lah @ io batista :lol:
14. perfect ( 06/01/2010 09:01)
ny politikan zafy v ts fantatrareo e! ny fankahalana merina
15. AndriambyII ( 06/01/2010 09:31)
Ary ny politikan' i Ratsiraka ? fankahalana ny antandroy .
Ny politikan-dra8 ? fankahalana ny antaisaka sy sakalava ! :lol: :lol: loll!!
16. mandrindra ( 06/01/2010 11:51)
ny mpinamana lasa mifankahala. ny mpifandrafy lasa mifampitanana. omeko kely an'ialahy dia omeo ahy ihany avy eo. dia ahonditsika mianakavia dia hiverina hiankavanana. ampidiro boay kely hampiakatra feeling, fa hiverina ny goaika antitra. andao idray aloha hifanasa vangy dia sady bisou bisou. tsy miady tsy miady nefa kobay ankelika. ndeha indray hamadika palitao, kay moa efa nivadika izy ity, dia lokoy indray e; aleo mùihitsy ny flafiny roa no lokoina; efa natao daholo izany. dia aleo indray atao resaka somizo. rehefa lany vadika ny somizo dia hiverina amin'ny palitao. mety hifaran hatramin'ny silipo.
fa na ry columbo, na ry derrick aza tsy mahafantatra intsony hoe iza no iza fa toa manao masqu isankarazany ry zalahy.
lalampanorenana aho lalampanorenana, andrimpanjakna aho andripanjakana, lalanampifidianana aho lalanampifidianana, demokrasia aho demokrasia ataovy sôsy ireo dia miakatra ny vahoaka dia korontana dia ba kely no sady mifamihina. fa ny tena sôsy mankany ankibo tsy hay na aiza na rahoviana vao hita.
17. terrywui ( 06/01/2010 13:04)
fa inona ty ataonlah rapique a!
18. pikatti ( 06/01/2010 13:23)
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625