leo be ny mpisera e

1. ramosekely ( 04/01/2010 23:27)
jerevana daholo izao site rehetra misy vao2 any dago nefa toa tsy misy na inona na inona,tsy mety raikitra mihitsy e ,hany ka posiposy sy sarety avy any ampasika no lazain'i pikatti blindé,
ekentsika ve izao zava misy izao ?
répondu par pikatti le 06/01/2010 07:02
2. pikatti ( 04/01/2010 23:34)
tena blindés
3. mitapiwui ( 04/01/2010 23:39)
ireo vez izany tank lazain 'ialahy izany rapikatti
hon hon hon hon
snif sfni
4. pikatti ( 04/01/2010 23:55)
tank baoritra lesy ny an'i fat a, tsy mahasakana ny tolom-bahoaka
ity koa lesy misy tank rendrika :-D , 4X4 Ramaroson
5. ndotofetsi ( 04/01/2010 23:56)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. jarifa ( 05/01/2010 04:25)
pikatti:

tena blindés



Mba andefaso sary maromaro tahaka itony mba hojerenay aty tany lavitra aty e, tena mahonena sy potika tanteraka ny Malagasy e, omena fahefana kely hoe mivarota dia izao tsy mahatsapa tena ny tsirairay, iza anefa avy eo no hizaka ny vokany?
7. esserra ( 05/01/2010 07:46)
Ny tena olana anie dia ry Fat manao ny ataony no mahatonga ny gasy tsy an'asa hany ka ny kely hanana zao tapitra hamidy, hamidy ny labozia hividianana vary , lasa takalo sisa ny sandan'ny Ariary
Na diovina aza io miverina foana le tena blèm tsinona tsy afaka
Tsy hoe akory vakina ny terimometra dia hidina ny hafanana
8. jarifa ( 05/01/2010 09:26)
jereo anie io sary eo ambony io e! dia taiza indray ireny brique ireny no nendaha? tsy vitany mandoto tanana fa sady manimba zaridina
9. Mirananirina ( 05/01/2010 11:01)
jerevana daholo izao site rehetra misy vao2 any dago nefa toa tsy misy na inona na inona,tsy mety raikitra mihitsy e ,hany ka posiposy sy sarety avy any ampasika no lazain'i pikatti blindé,
ekentsika ve izao zava misy izao ?
LEO..LEO...ny fitondrana misy ankehitriny izahay .Ny vahoaka Malagasy;mahantra miha-mahantra ihany..nefa be zesta be ireo tgv fa hanova ny zavamisy...aiza ...aiza,ny hita aloha hatramin'izao dia ireo tgv mihamanana..mihamanana hatrany..Zany ve ianareo no nanjera andravalo????Kay izy ity hangalarana ny volam-panjakana sy ny fanjakana fa tsy hijery ny vahoaka???Mbola misy aloha Andriamanitra 1.soa ihany.
10. ramosekely ( 05/01/2010 13:08)
taomy ny namana aman tsakaiza fa ady ity ,soit ianao pour an'i andry tgv soit contre izay ,i zafy sy terezy izao vao avy tao @ magro ,mbola ho avy ihany koa ry kotiti ,ary deba dia hiditra en telephone eo miaraka an'i dada
11. terrywui ( 05/01/2010 16:19)
innnn ihany ary ty konetak'elah lava ty rabatista a! efa hatramzay taomaty amampolony mba tsy hilazako hoe amanjatony taona no efa otrizao foana eo Behoririka rehefa vita tsena de tonga ny voirie sy ny samva manadio fa nareo ve gaigy sa nipaorina daholo e, sa efa difotra tanteraka aminle fiondanana ? :-D :-D :-D :-D eo no be konetaka eo daholo reto !! tsssshhhh.......!!!
12. dadabe ( 05/01/2010 16:19)
manonofy reto le :roll:
13. ramosekely ( 05/01/2010 16:34)
taiza foana ianao ry wiwi no tsy hita ,i pikatti ato efa miandry a pied ferme mihitsy an
14. terrywui ( 05/01/2010 16:38)
elah mitenten fona rabatista a! ngah lety vaovao io boritra apetraky ny mpivarotra isaky ny tsena io fa efa niainan'ny oul hatram fahagolatany io fa elah ve mitapitapy a
15. bekafara ( 05/01/2010 16:47)
f'iza izany batisata izany ry wiwi :?: :?: :?:
16. terrywui ( 05/01/2010 16:52)
fa elah ve mitapitapy sa aona e ?? de aesony ndray ah amn alahady ! efa voanlah in-3 ah alou zay ! za ary letsy ary amn 93 lavitra be ary tonga elah etsy evry kely ery mikonetaka bouchon le....!!!
17. bekafara ( 05/01/2010 16:54)
tena tsy mazava le resakao ry wiwi :?: :?: :?:
18. terrywui ( 05/01/2010 17:07)
aza mody bonaika eo elah batista fa hita ihany ny tandrok'elah a! iza ko no tsy mahalala anlah amzao ! fa ahoana alou oa ..! ho avy ve elah am alahady sa aoana e! refa tsy ho avy elah de tonga de hipitsika koa ah fa elabe ny miandry analah eo kle ! ny andro ko efa mangatsiaka elah ve no atao raharaha eo kle !!!
19. ndotofetsy ( 05/01/2010 19:32)
mande be ny risoriso fa aleo hijanona hat ihany sady afaka mihinambola ze leo ndana mamono tena
hon hon hon
20. fijo ( 05/01/2010 21:06)
ka izao anie le notadiavinareo tao tana e,de hifalio ao izay misy fa hitady inona indray ary nareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1156