sara tiana
1. 3188
(
04/01/2010 15:53)
slt!misy sipako izay any dago efa dimy taona izahay no niaraka nefa zah lasa aty americ dia tsy itako ze atao nefa izy tena reveko an !
répondu par 3188 le 14/01/2010 20:33
2. Electra
(
04/01/2010 17:26)
[quote=3188]
slt!misy sipako izay any dago efa dimy taona izahay no niaraka nefa zah lasa aty americ dia tsy itako ze atao nefa izy tena reveko an !
[/q
Dia maharitra fotsiny enao/nareo zany kou, rehefa ao anatinareo ny fitiavana dia tafaraka foana nareo na lavitra ary ny elanelana sady rehefa izy no tendry ho anao de tafaraka eo foana nareo. Fa na zany ary mazotoa miserasera aminy hitazonana ny fifandraisana.

5. xxx
(
04/01/2010 23:09)
Tsy te hanakivy za fa ny couple tompoko dia natao hiara-miaina ka raha vao relation à distance mihitsy dia manahy mafy aho ny aminareo....Izay ilay fitiavana e.
6. xxx
(
04/01/2010 23:37)
telo volana nisaraha toerana aza efa tsy mahazaka ny sipa vao maika fa 5taona ,ianao any USA mety fidel be fa tsy dia misy sipa gasy firy any fa izy any @ tanana,ianao miantso azy iny efa bandy hafa no miaraka azy
7. jarifa
(
05/01/2010 04:11)
Aza miseho ho fidele eo enao fa 5ans ve nareo no tsy nihaona dia mbola manatena inona koa e, ny zanany ary ve zay tsy efa 3ans =)) =)) =))
8. Mirananirina
(
05/01/2010 15:48)
slt!misy sipako izay any dago efa dimy taona izahay no niaraka nefa zah lasa aty americ dia tsy itako ze atao nefa izy tena reveko an !
Dia maharitra fotsiny enao/nareo zany kou
eto any americ izy koa!
Jerevo ny sariny dia mimastevaefa voavaly angamba.
efa dimy taona izahay no niaraka
Aza miseho ho fidele eo enao fa 5ans ve nareo no tsy nihaona
telo volana nisaraha toerana aza efa tsy mahazaka ny sipa vao maika fa 5taona
9. ni81
(
05/01/2010 18:35)
Tsy te hanakivy za fa ny couple tompoko dia natao hiara-miaina ka raha vao relation à distance mihitsy dia manahy mafy aho ny aminareo....Izay ilay fitiavana e.
telo volana nisaraha toerana aza efa tsy mahazaka ny sipa vao maika fa 5taona ,ianao any USA mety fidel be fa tsy dia misy sipa gasy firy any fa izy any @ tanana,ianao miantso azy iny efa bandy hafa no miaraka azy
Aza miseho ho fidele eo enao fa 5ans ve nareo no tsy nihaona dia mbola manatena inona koa e, ny zanany ary ve zay tsy efa 3anstena mety samy manana ny fahamarinany daholo ireo voalaza ireo fa diniho tsara an!
10. Papoose
(
05/01/2010 18:54)
raha marary be ny lohanao dia jereo neee!!!
raha ohatra ka mandany $5 hiresahana aminy isan'andro en moyenne, dia ao anatin'ny 30 andro lasa $150 dia ao anatin'ny 12 volana efa $1800. Mahatonga azy any americ zany dia aveo vadio izy dia tonga dia ao tsara ny fitiavana be sy mariazy be sy tsy misy sara-tiana tsony...dia rehefa miteraka dia ataovy tiana ny anaran'ny zaza (suggestion: sady anarana gasy no mety ho anarana american, sady mahavoa doubla fa sady mety @ lahy no mety @ vavy) :D

11. peta83
(
06/01/2010 13:56)
raha marary be ny lohanao dia jereo neee!!!
raha ohatra ka mandany $5 hiresahana aminy isan'andro en moyenne, dia ao anatin'ny 30 andro lasa $150 dia ao anatin'ny 12 volana efa $1800. Mahatonga azy any americ zany dia aveo vadio izy dia tonga dia ao tsara ny fitiavana be sy mariazy be sy tsy misy sara-tiana tsony...dia rehefa miteraka dia ataovy tiana ny anaran'ny zaza (suggestion: sady anarana gasy no mety ho anarana american, sady mahavoa doubla fa sady mety @ lahy no mety @ vavy)
efa misy grand mitsy ato zany an!
Marina zany eh!andefaso vola izy andeanany mankany @zay nareo tsy misaraka tsony! basta
12. mandrindra
(
06/01/2010 14:03)
avelao izy any dago dia rehefa any dago ianao dia izy no titulaire. dia rehefa any zamerika ianao dia ilay titulaire-nao any ampilalaovina.
13. Papoose
(
06/01/2010 17:43)
peta telo ambivalo, grand ve :?: :lol: ka rehefa tsy mahita ny vatany sy ny tavany sy tsy mahare ny fofony koa tsy ny feony ve sisa no miangana? dia atao ny kalkil tsoutsouts niarana t@ kahie akanga dia zay! tadaaa!!! :-P
14. ni81
(
06/01/2010 19:26)
peta telo ambivalo, grand ve ka rehefa tsy mahita ny vatany sy ny tavany sy tsy mahare ny fofony koa tsy ny feony ve sisa no miangana? dia atao ny kalkil tsoutsouts niarana t@ kahie akanga dia zay! tadaaa!!!:-D :-D
17. kotobekibo
(
08/01/2010 23:44)
L'espoir fait vivre les imbeciles hoy ny frantsay .
Sur aho fa tsy imbecile njy , avadiho ny pejy e! :-D :-D :-D
Sur aho fa tsy imbecile njy , avadiho ny pejy e! :-D :-D :-D
18. Papoose
(
13/01/2010 19:09)
za ko aza sao de mba tokony hamadika boky mintsy fa tsy pejy fotsiny? :-P
19. Mirananirina
(
14/01/2010 13:48)
za ko aza sao de mba tokony hamadika boky mintsy fa tsy pejy fotsiny?:-D :-D :-D izay azo avadika ;avadika aky ry papoose an
20. Papoose
(
14/01/2010 16:01)
:-P mavesatra be nefany raha tonga dia le boky ray manontolo kooo!!! sady be vovoka! nde hitady fanampiana ngamba klongany :D