Installation

1. pakopako ( 31/12/2009 17:40)
Salama jiaby

Mba saika hangataka sopapa ho an'zay malala-tanana, nisy nanova ny messenger tato ampiasana d lasa tsy afaka mamaky hafatra za fa tonga dia "P" no misortra eo anefa miasa be amiko ny messenger io, d anefa nataoko copie daholo ny messenger @ machine hafa nafindrako @ ahy d tsy nandeha akory sao mba misy hevitra hafa .
Misaotra mialoha
répondu par 3188 le 03/01/2010 21:33
2. 3188 ( 03/01/2010 21:33)
tsisy fika tsony : :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1856