polifiglotoniolitikomaniakapitakolomamoantatatra !!
1. AndriambyII
(
31/12/2009 09:58)
Avy t@ gazety iray malagasy ity hafatra ity .
Révélations. Les leaders des trois mouvances seraient interdits de sortie du territoire. La révélation a été faite hier soir par Fetison Rakoto Andianirina. Après avoir été interdits d’entrée, les voilà donc frappés d'une mesure dans le sens inverse.
Ho tratry ny taolana mitsingeringerina daholo izany ny rehetra é !! Tafaray ny tia sy ny manina !!
hi hi hi hi !! :lol: :lol: :lol:
Révélations. Les leaders des trois mouvances seraient interdits de sortie du territoire. La révélation a été faite hier soir par Fetison Rakoto Andianirina. Après avoir été interdits d’entrée, les voilà donc frappés d'une mesure dans le sens inverse.
Ho tratry ny taolana mitsingeringerina daholo izany ny rehetra é !! Tafaray ny tia sy ny manina !!
hi hi hi hi !! :lol: :lol: :lol:
répondu par pikatti le 06/01/2010 07:07
2. ouioui
(
31/12/2009 10:12)
Tsy mahazo manao fety miaraka @ dada zany da mipetraka TSARA , hendry TSARA ,mihaino TSARA :-D :-D
Raha mbola miadala2 eo >>>>> Tsiafahy
:-D
Raha mbola miadala2 eo >>>>> Tsiafahy
:-D
3. Mirananirina
(
31/12/2009 10:48)
interdits de sortie du territoire
Après avoir été interdits d’entréembola tsy nahita ohatra an'izany aho marina ,tena sahala amin'ny hoe terroriste ry zalahy izany. :cry: :cry: :cry: TGV tsy misy ilaivana azy
4. mibalika
(
31/12/2009 11:45)
8) Matahotra izy (tgv)sao mandazalaza any ivelany any ry zareo,izao aza efa tsy mahita ranodranony ka maika raha misy mandaza!!!
6. pikatti
(
31/12/2009 13:16)
Raha entanin'ny fo feno valifaty hoatran'io ny fitondrana tsy ho tafa io , :oops:
8. milamm
(
01/01/2010 02:09)
ouioui> hinanemanin'el ela ato ho ato ho fiarabako tratry ny taona,tsy malagasy ela fa firaka atakalo,fucking rubish @ toerana eo @ firahamonina mipetraha ela tsara fa ho fantatra ny misy an'ela CUNT we say in ENGLAND for a bloke like you ,SON OF A BITCH aiza no misy an'ela fa voaendy ela ho tratry ny taona ,tanindrana mitapip.r. leulenio,mila mboarina haingana tsy tia ny tanindrazany terrywui ,azavao ny momba an'ela ary lelenty miandry an'ela
9. milamm
(
01/01/2010 02:21)
terrywui> teniko farany @ ela alohany ahitany ela ny tavako de izao,mangina ela de mipetraha tsara :lol: raha mahita ahy ela de hijaly tadidio izay fa aza may @ vola,vita i andry ,ampy an'ela izay isainana...
10. pink
(
01/01/2010 02:44)
ouioui:
Tsy mahazo manao fety miaraka @ dada zany da mipetraka TSARA , hendry TSARA ,mihaino TSARA :-D :-D
Raha mbola miadala2 eo >>>>> Tsiafahy
:-D
Tena mahita tombotsoa amin'izao TGV izao angamba ianao fa dia faly tokoa... maharikoriko ny zava-misy ankehitriny fa aza dia hireharehavana.Taombaovao feno fanafitohana ka tsy mba tso-drano no hitanareo fa ompa ny farany
13. fijo
(
04/01/2010 21:35)
inona indray re ity ompa be ity ry kaky e,kilalao polifika io,fa aza foriporetina izany ny resaka e
14. pikatti
(
06/01/2010 07:07)
terrywui> teniko farany @ ela alohany ahitany ela ny tavako de izao,mangina ela de mipetraha tsara raha mahita ahy ela de hijaly tadidio izay fa aza may @ vola,vita i andry ,ampy an'ela izay isainana..
Zay ary ny anelah , d'efa miomana zany elah manomboka izao rawix , ary aza miantso vonjy aty amiko aty mintsy an, efa niteny aho zay :-D :-D
