Hipoaka io... miala any koa ny RAS
1. hery
(
28/12/2009 14:40)
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV.
Efa manomboka miala any koa ny RAS taorian'ny RFI. Ny RAS (Régiment d'Appui et de Soutien) ihany koa dia manana fitaovam-piadiana.
Iny niseho androany iny no tsapa rano avy amin'ny kintana vitsivitsy. Efa mifezaka i Vital... mety ho lasa Fatal.

répondu par fijo le 04/01/2010 21:23
2. terrywui
(
28/12/2009 14:50)
Manana fanatenana be Hery izany an ...! omeo fotoana ndray ary raha sahy enao hoe : oviana ndray no hiala teo zany ny TGV ;;;! le kozinao 7 juin 2009, 23 juin 2009 ....aloha d'efa nitsefotra daholo hatramin'izao , de manomeza daty hafa iray indray ary mba hiomehezana eto e!
--tonga ny noel
-miala rajoel
-ampianaro ny ankizi l
ity aloha hira ho an'i hery ! hin hin hin
http://www.youtube.com/view_play_list?p=EABEA7761EBB2C1A&playnext=1&playnext_from=
--tonga ny noel
-miala rajoel
-ampianaro ny ankizi l
ity aloha hira ho an'i hery ! hin hin hin
http://www.youtube.com/view_play_list?p=EABEA7761EBB2C1A&playnext=1&playnext_from=
3. terrywui
(
28/12/2009 14:51)
De mba milazà vaovao marina misy porofo sary na video amin'ny sisa de tsy andefasako hira tsony hon hon hon hon h! :-D :-D
4. pikatti
(
28/12/2009 15:38)
Efa mifezaka i Vital... mety ho lasa Fatal.
:lol: :-D :-D :-D
Aleo ihany tsy nampianarina anelah rawix ty mandefa vidaka ty fa lasa manaonao fahatany elah sisa
6. Mirananirina
(
28/12/2009 17:10)
omeo fotoana ndray ary raha sahy enao hoe : oviana ndray no hiala teo zany ny TGV ;;;! le kozinao 7 juin 2009, 23 juin 2009efa tokony ho ela no niala anie ..fa manao be loha tsy mety e,ary tsy maintsy hiala na ho ela na ho haingana..
8. sylvain
(
28/12/2009 17:45)
tsy ho ela lesy d hirodana a!
http://mydago.com/2009/12/photos-militaires-lundi-28-dec-09/
http://mydago.com/2009/12/photos-militaires-lundi-28-dec-09/
9. xxx3
(
28/12/2009 18:21)
tena nivadika ny RAS kle ,rahoviana indray ny hafa e
R3A,BATC,RTS RM1 sy ny sisa
R3A,BATC,RTS RM1 sy ny sisa
10. Robie
(
28/12/2009 21:22)
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV.
Ny mpanao ratsy tsy kely lanana nefa kosa ho tratra ihany no hiafarany, mirary fety sambatra ho antsika rehetra :-* :-* :-* :-*
13. pikatti
(
28/12/2009 23:05)
ouioui :-D :-D :-D banania mitsy ty elah ty nama a
hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha,hampandizina ry zalahy de variana ho azy ao:-D :-D :-D
hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha,hampandizina ry zalahy de variana ho azy ao:-D :-D :-D
17. AndriambyII
(
29/12/2009 10:22)
pikatti:
ouioui :-D :-D :-D banania mitsy ty elah ty nama a
hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha,hampandizina ry zalahy de variana ho azy ao:-D :-D :-D
Minou fotsiny ihany ô !!
:-D :-D :-D